Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ikaretsaka, milahatra araka ny daty
ikaretsaka ( 05/07/2007 22:29)
hatraiza?
Ok, aleo atao hoe ny "fetran'ny azo atao sy ny tsy azo " ilay izy ho an'izay kamo hamaky! resaka efa mpandeha eto ity fa aravoko ato aby ! Hatraiza sy hatramin'ny ahoana ary hatramin'ny inona no ... tohiny
ikaretsaka ( 15/06/2007 06:30)
Katesizy!
nanontany ity zaza hadinina fanadinana alohan'ny hidirany @ dingana manaraka i mompera: -Aminao ry zanako iza i Jesoa?... -Zanak'Andriamanitra izy Mompera! -Aaa Tsara izany ry zanako , mahay ia... tohiny
novalian'i cutie ny 20/06/2007 00:23
ikaretsaka ( 24/05/2007 15:34)
Sarobabay ka izay voa aza tezitra
ity tantara ity dia aza entina @ fo fotsiny fa ny zava mitranga teto no nataoko tantara! Ze voa aza tezitra fa ny zava misy no noraisiko ho fanoharana Tafiaraka tao anaty efitrano ny Katolika ,... tohiny
novalian'i prime ny 06/06/2007 11:12
ikaretsaka ( 24/05/2007 03:16)
Taratasin'ny eveka
Ity dia nataoko copy paste avy ary @ "hoy ny gazety" Marina fa fanazavana sy fampalalam-baovao tokoa izy ity kanefa misy resaka finoana dia mino aho fa tsy tezitra jefra raha asiako koa ato [quote... tohiny
novalian'i sonwin ny 07/06/2007 10:57
ikaretsaka ( 22/05/2007 20:44)
Hono ho a/ fangatahana tononkira
Tsy natokako ho an'ny Katolika ihany ity fa ho an'izay nanao azy na sendra mahay azy: T@ mbola papoose kely taloha be, ka mpianatra katesizy na mpianatra tany amin-dry mompera na frera na masera t... tohiny
ikaretsaka ( 20/05/2007 12:13)
Rehefa mandray an-tendrony
Rehefa tsy mamaky tsara sy tsy mandinika sy mpandray an-tendrony sy BornE dia lasa manao fisaina ohatran'ity sipa ity! http://www.dailymotion.com/relevance/search/masturbate/video/x72dg_satisfacti... tohiny
novalian'i sympa ny 22/05/2007 21:45
ikaretsaka ( 19/05/2007 15:47)
Maquette
Mitady olona za-draharaha (any Madagasikara) amin'ny fanaovana "maquettes" trano sy zavatra mifandraika @ architecture. Atao vita @ baoritra na hazo , ary mafy tsara sy azo bataina sy afindrafindra... tohiny
novalian'i sarobidy ny 31/10/2007 10:24
ikaretsaka ( 19/04/2007 02:52)
Nikemo
misy hira katolika izay (mahaiza misaotra sy mankasitraka ny lohateniny) dia any amin'ny andininy faharoa misy manao hoe: [i]". . . na teo ny orambaratra sy ny tselatra , na teo ny andro sarotra ... tohiny
novalian'i sonwin ny 20/04/2007 08:18
ikaretsaka ( 13/04/2007 00:18)
Fitadiavana kil..fitorianteny.. fiangonana
Hono ho'a: indrindra ho an'ny mpitory teny sy ny shepherd, sy ny mpitana fiangonana rehetra mopera pastera (na sekte izy na tsia) sns sns @ izao vanin'andro aorianan'ny paka izao: tena tsy ... tohiny
ikaretsaka ( 11/04/2007 15:46)
fahateren-tsaina ve, sa tsy fahalalana, sa koltora?
Ahoana marina isika ity e? Izao mantsy Tsy maka lavitra aho fa eto madagasikara fotsiny: Raha any amin'iny faritra betsileo sy zafindraony sy ambanivohitra vakinakaratra iny ianao no mivavaka ... tohiny
novalian'i prime ny 10/05/2007 11:11
ikaretsaka ( 25/03/2007 11:53)
Baiboly Tokana, fiangonana maro
Sendra nitsipalopalotra teny ny masoko (azafady re raha nitsimpona ry pissoa an) [quote=pissoa tatsy ambadika tatsy]Fa hatramizao mbola tsy azoko ihany ilay mampisaratsaraka nefa mampiasa "baibo... tohiny
novalian'i prime ny 06/04/2007 09:52
ikaretsaka ( 08/03/2007 16:32)
resaka Kristianina
Marina fa isika izay eto ka samy miteny sy milaza hoe "Kristianaina" dia samy manao daholo ilay hoe "Jesoa kristy" no inoanay sy torinay! Izao anefa no tsapa raha mandinika tsara ny tsy fitovia... tohiny
ikaretsaka ( 06/03/2007 02:09)
salosana
Inona tokoa kay moa no nataon'ny ntaolo hoe salosana ka nahatonga ilay fiteny hoe marivo salosana? efa nisy nanazava ihany fa tena adiso!... tohiny
novalian'i tywa68 ny 07/03/2007 08:49
ikaretsaka ( 23/02/2007 18:47)
Tsy misasa
nahita ilay theme tary @ resa-behivavy hoa za (tsy tia rano) mba gaga amin'ny gasy sasany .. ny rano any amintsika dia feno na aiza na aiza aleha, ny nosintsika voahodidina rano, ny renirano sy ny t... tohiny
novalian'i Papoose ny 07/03/2007 04:30
ikaretsaka ( 02/01/2007 06:16)
fanontaniana Exam Auto ecole
Sendra reko Tao @ Auto Ecole Plus (any dago) Indray andro mampa nao examen blanc ana permis ry zareo -inona avy ny kojakoja tsy maintsy ilaina @ tobil eto antananarivo hahafahany mandeha ara... tohiny
novalian'i aigredoux ny 05/01/2007 08:27
ikaretsaka ( 30/12/2006 20:39)
Mody tsy mahita ny efa hita
Fa tena specialite an'ny Gasy ve ity mody fanina ity e http://www.dailymotion.com/ratoza/video/xor4y_mijoro-vavolombelona io izao dia zavatra tena mpitranga sy mpiseho @ fiainana andavanandro ... tohiny
novalian'i soanja ny 31/12/2006 15:45
ikaretsaka ( 27/12/2006 21:18)
Ho an'ny mpijoro vavolombelona
tandremo ihany ny ohatran'itony rehefa mafana fo be loatra e http://www.dailymotion.com/ratoza/video/xor4y_mijoro-vavolombelona... tohiny
novalian'i prime ny 05/01/2007 13:13
ikaretsaka ( 26/12/2006 05:48)
Miatsara velatsihy tokoa ve?
http://www.dailymotion.com/video/xo93q_lazao-ny-marina inona ary no nahatonga izany? fisainana avy aiza io tsy mivantana io?... tohiny
novalian'i niryna ny 28/01/2007 16:57
ikaretsaka ( 23/12/2006 23:54)
Finoanoan-poana. fomba. superstitution @ gasy
Fananiako tsy natao atsy @ fivavahana sy finoana mihitsy! Ny gasy na @ izao isika miteny izao dia betsaka ny mbola minomino foana sy manaja ny zavatra tsy hainy ny manazava azy sy tsy hainy ny ma... tohiny
novalian'i niryna ny 20/01/2007 01:40
ikaretsaka ( 10/12/2006 00:47)
Ireo fiara matanjaka amerikanina
Ny amerikanina moa na mijafajafa @ vidina lasantsy aza de mbola malaza @ fiarakodia matanjaka sy ny motera be.. ireto misy santionany vitsivitsy .. mba ho nofinofisina sy..asa? indray andro any mety ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0567