Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ikaretsaka, milahatra araka ny daty
ikaretsaka ( 04/04/2004 06:13)
Ireo HIra mateza hono
Sendra mba hamadibadika magazine aho ry zareo dia nisy interview ana bandy malaza izay izay saika "grands classiques" aby ny hirany, dia ny filazany dia hoe ny hira "mateza" hono dia matetika ireny... tohiny
novalian'i fijo ny 31/05/2004 23:36
ikaretsaka ( 29/03/2004 18:47)
Voamarikareo ve?
Fa ny volana anakiray raha alahady ny 1er dia Zoma ny faha 13n'ny volana? (ho an'ny minomino foana ... tohiny
novalian'i ramaso ny 04/04/2004 16:53
ikaretsaka ( 19/03/2004 11:52)
Ekipa kanetibe Namana any @ RNS
Ho an'izay tsy mbola mahafantatra ary mipetraka any Eoropa dia nahaforona ekipana Kanetibe isika eto amin'ny namana ka + handray hanjara voalohany izy ireo any amin'ny RNS any vichy. Tongava manohana... tohiny
novalian'i oully ny 21/04/2004 18:06
ikaretsaka ( 18/03/2004 20:39)
vehivavy mikoty lehilahy eny an-dalana
Azo lazaina hoe kolontaina ve ilay izy? dia ahoana ny fandraisanareo azy?... tohiny
novalian'i mabloo ny 25/06/2004 10:23
ikaretsaka ( 17/03/2004 10:21)
Sport Vaovao sy Ramalagasy
Betsaka ny sport izay tsy dia malaza sy/na tsy be mpanao loatra loatra any Madagasikara. Betsaka koa anefa anefa ny Gasy mahita sy manandrana ireny rehefa tonga any @ tany hitadiavany ravin'ahitra reh... tohiny
novalian'i kitjo ny 14/04/2004 08:52
ikaretsaka ( 16/03/2004 14:25)
Hira misy tonony
Miresaka ilay Grands classik ihany isika , fa tsy misy hevitra ve ny hampiarahana ireo hira sasany ato ohatra hoe ireo lazaina fa classique (classiques =ireo be mpahafantatra sy mpahay fa tsy ilay ba... tohiny
novalian'i fijo ny 15/06/2004 22:59
ikaretsaka ( 13/03/2004 15:07)
inona ary izany
inona ay izany.. zavatra kely fafimafy misy lohany menamena dia maimbo pipi... tohiny
novalian'i fijo ny 27/05/2004 23:29
ikaretsaka ( 09/03/2004 18:22)
Tantara tena marina
Nisy namako mivady izay aty sendra nandeha tomobil dia accidente ry zareo, ary rava tanteraka (defiguree) ny tarehan'ilay ramatoa nohon'ny ratra sy ny fahamaizananahazo azy. Tsy nisy fika afa tsy n... tohiny
novalian'i nananie ny 29/03/2004 19:19
ikaretsaka ( 29/02/2004 18:16)
Passion du Christ Mel Gibson
Vao tsy nivoaka ilayy film, dia niteraka tsy fitoviankevitra be, Nivoak ailay film.. gidragidra izany! Nisy Ny maty tapaka lalandra teo am-pijerena azy, nisy ny tezitra nisafoaka fa hoe misy propos ... tohiny
novalian'i zaira ny 19/05/2005 08:28
ikaretsaka ( 19/02/2004 18:38)
Ankamatatra maoderina
Raha alatsaka ao amin'ny ranomasina mena ny satrokao nangamanga dia maninona? (rahampitrso ny valiny)... tohiny
novalian'i rurik ny 02/05/2005 10:10
ikaretsaka ( 19/02/2004 18:04)
Finoanoam-poana sy Fanatanjahantena
Ahoana ny eritreritrareo amin'ireny finoanoampoana amin'ny sport ireny? Ohatra hoe ny an'ny Amerikaninna Tantsimo (Argentine, Colombie sns...) dia mandeha any am-piangonana alohan'ny h anaovana Baoli... tohiny
ikaretsaka ( 13/02/2004 16:37)
valintenin'ankizy
Ireto misy Valintenin'ankizy nanontaniak. sady hihomehezana no tsara heritreretina. fanontaniako voalohany : Inona ny tsara, Celibataire sa manambady? Dia hozizy Ilay Rondro izay hoe ho an'ny ... tohiny
novalian'i six ny 03/03/2004 13:06
ikaretsaka ( 11/02/2004 13:29)
Sarimihetsika Momba an'i Madagascar, Steven spielberg
asa raha efa henonareo fa miara miasa izao iny studio Dreamworks (ilay nanao an'i Fourmiz sy i shreik) sy ilay realisateur malaza Steven Spielberg dia namokatra film vaovao hoe Madagascar ny ti... tohiny
novalian'i kitjo ny 05/05/2004 13:25
ikaretsaka ( 27/01/2004 10:57)
Lasa indray ary
Toa basket NBA foana fa andao asiana lohahevitra vaovao e Iza indray ary ny favori anareo @ ity CAN itye... tohiny
ikaretsaka ( 26/01/2004 10:27)
Rehefa any @ cyber
Salut daholo Ireto misy fika azo atao rehefa te hanadala olona sy hampitahotra na higafy olona any @ cyber : -Midira serasera.. miandrasa kely dia ataovy hoe ..kay lelika e... hitandry zalah... tohiny
novalian'i vony501 ny 17/07/2013 13:41
ikaretsaka ( 21/01/2004 16:07)
Hirampiangonana
manao ahoana daholo. Angamba maro amintsika no nahatsapa ny fiovana eo amin'ny hiram-piangonan ana ara-gadona io na ara-tononkira, na ara-javamaneno. Efa manomboka miala tsikelikely amin'ilay nataon'... tohiny
ikaretsaka ( 20/01/2004 10:27)
Feon-javamaneno toy inona
Ankoatran'ilay mpihira sy ny feony, ny mozika sy ny zava maneno koa matetika dia mitana toerana lehibe eo ary anisan'ny Maha hira ny hira: Feon-java-maneno inona ary no tena manaitra sy tianareo a... tohiny
ikaretsaka ( 05/12/2003 15:56)
Spaoro sy fialam-boly hafa
Matetika dia ireo Spaoro sy fialamboly mahazatar toy ny Baolina kitra , hazakazaka, lomano Basikety sns..no tena resahin'ny gasy. Ahoana ny fandraisan'ny gasy ireo spaoro hafa izay tsy mbola fahit... tohiny
novalian'i fijo ny 09/01/2004 16:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1596