Voamarikareo ve?

1. ikaretsaka ( 29/03/2004 18:47)

Fa ny volana anakiray raha alahady ny 1er
dia Zoma ny faha 13n'ny volana?
(ho an'ny minomino foana
novalian'i ramaso ny 04/04/2004 16:53
2. kitjo ( 30/03/2004 16:26)
ka normmal ra znay satria ny 1semaine 7 andro foana.
3. nananie ( 30/03/2004 09:25)
Mpanisa andro ka!:-)!
4. ravatorano ( 30/03/2004 12:08)
marina izany
volana fevrier sy aout 2004 amin ity
aza hadino fa ho 213 ny vendredi ka tandremo ny fametrahana tongotra raha vao mifoha maraiana ka mandatsaka izany eo amin ny tapis
5. nananie ( 30/03/2004 13:48)
Dia nareo ve dia mino an'io ?
6. xxx ( 30/03/2004 13:53)
Mahavariana fa raha ny gasy mino ny vazimba dia hoe minomino foana, nefa na ny hotely lehibe aza tsy misy efitra faha-13 sy rihana faha-13 fa avy hatrany dia faha-14
Mba mahavariana ihany
7. ikaretsaka ( 30/03/2004 13:58)
f'hita hoa
8. fijo ( 30/03/2004 23:09)
samy manana ny finoany ioka.tsy mifanome tsiny.za izao tia zoma faha13.
9. nananie ( 31/03/2004 12:46)
io koa anie refa minomino fôna dia vaomaika hidiran-doza e!
Sady ny fihatombohan'io vendredi 13 io zavatra tantara nôrdika.Tsy misy hifandraisany @tsika.
10. ralipo ( 31/03/2004 17:46)
han an!!!
11. ikaretsaka ( 31/03/2004 20:37)
za aloha mino e.. efa bebe ihany fa raha manao baolina aho ka mahafaty ka mandalo eo @ 13 points dia elaela vao miakatra
12. nananie ( 01/04/2004 10:46)
Tsss! loza koa zany!
13. kitjo ( 01/04/2004 15:25)
tttssss,eritreretina b lotra ko ngamba ny an ikaretsaka k
za aloha d tsy mba mino an zany e
14. nananie ( 02/04/2004 10:45)
Ka zay le izy wa. Raha vao mino mino be an'ireny dia vao maika mitanga tokoa le izy. Resaka saina fotsiny io!
15. ikaretsaka ( 03/04/2004 06:44)
saina eo ihany
16. kitjo ( 03/04/2004 10:00)
ny sainao no mitondra an'io e, refa ataonao mibahana ao andohanao d lasa ezahinao hitranga
d ra saika naahfaty enao zao fa mofo d oe zay ary, d maty le izy aveo afaka 10s
nefa ra panier hafa na d oe 5mn ary vao tena maty dia tsy noeritreretinao d oh tsy nisy fa le mofo indray mandeha no voamarikao satria efa zay miabhana ao antsainao
17. kitjo ( 04/04/2004 09:36)
believe and superstition= a choice we make to depend..... but it may change and is not true all the time but we ignore
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.083