Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ikaretsaka, milahatra araka ny daty
ikaretsaka ( 06/04/2008 19:20)
Iza ary no tena mpanohitra
Mba Eritreritra ho'a ity. Marina sy tsy azo iadian-kevitra fa samy manana ny fijeriny momban'Andriamanitra isika, samy manana ny fijeriny momba izay hanovozana ny relationship eo amin'Atra sy ny olo... tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2008 22:16
ikaretsaka ( 28/03/2008 21:55)
Le resaka diaspora miaiky anao aho tatsy
http://www.dailymotion.com/playlist/x93vq_gaydate4u_funny-videos/video/x3stsf_disco-clinton-obama_fun ny tohiny... tohiny
novalian'i Stretch ny 30/03/2008 13:54
ikaretsaka ( 27/03/2008 15:40)
Endrika vaovao
milay kosa le izy fa lasa hafahafa ve ny foakan'ilay jeyu de couleur raha mampiasa ecran kely .. ohatra hoe mampiasa pDA na iphone sa mbola beta tokoa... tohiny
novalian'i Papoose ny 31/03/2008 19:57
ikaretsaka ( 23/03/2008 18:30)
lalana momban'ny alika Ihany
Ahoana kay ny fika raha mitondra alika any M/kara? Misy fianakaviana vazaha namana voatery hiasa any M/kara: manana alika chiens de Race maromaro izay niara lehibe taminy ry zareo , (Bullm... tohiny
ikaretsaka ( 14/03/2008 20:53)
Ragiragy
Mbola mi existe tokoa ve ny ragiragy izao? dia aiza no mety ahitana azy betsaka any @ tanana? dia misy mivarotra okazy ve?... tohiny
novalian'i tstn ny 17/04/2008 09:56
ikaretsaka ( 11/03/2008 02:20)
Anaram-piangonana
Tsy haiko ity na tokony ho ato na ato na aia fa resa pivavahana ihany mao ka de: Ahoana tokao ny nahatonga ireny anarana fiangonana ireny.. tsy le hoe katolika sy protestant no tiako lazaina fa le... tohiny
ikaretsaka ( 11/03/2008 02:10)
Anaran-tananantsika ihany
Inona tokao kay ny anaran-tanana Gasy misy hoe alahady Ohatra hoe: Alatsinainy Bakaro Talatan'Apano, Talatan'Ivolonondry Alarobia an'Amboniloha Alakamisin'Itenina An-joma Kely Sabotsy Nameh... tohiny
ikaretsaka ( 06/03/2008 00:48)
Moizy sy ny elefanta
ahoana indray ity?? http://fr.news.yahoo.com/afp/20080304/tod-israel-religion-judaisme-insolite-7f81b96.html ... tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2008 22:20
ikaretsaka ( 15/02/2008 18:27)
mba nanaitra ahy
Mba nanao reflexions kely @ ilay nolazain'i piste atsy @ ilay appartenance appartenance e (azafady ry rahalahy fa dia voatonona foana ianareo) [quote=St Ignace de Loyola (Spirirual exercices)] Exp... tohiny
ikaretsaka ( 14/02/2008 16:10)
lalana momban'ny Biby
Ahoana tokoa mo ny lalana momban'ny cas hoe raha manana biby (animaux domestiques ianao) ohatra hoe: alika, saka, vorona (boloky, canari) sns... ka entina mivoaka sy miditra firenena anankiray? ka... tohiny
ikaretsaka ( 12/02/2008 04:20)
Tendrombohitra 12
iza aby tokoa moa ny tendrombohitra 12 amin'imerina.. Di amalaza kao i babay sy lohavohitra.... dia i lohavohitra izoa le efa hitantsika le nambolen-kazon'ny namana iny.... fa aiza i babay?... tohiny
novalian'i endrika01 ny 17/02/2008 13:47
ikaretsaka ( 11/02/2008 22:58)
Sola scriptura
Fanontaniana vitsivitsy apetraka Ho an'ireo mpano Sola scriptura na ireo mino hoe "ampy ny baiboly" kamanasa azy ireo mba hamaly amim-pitoniana 1)Taiza ao anaty baiboly na zavatra hafa .. no nisy ... tohiny
ikaretsaka ( 06/02/2008 18:22)
Ireo mpiompy sy tia Alika
Tsy haiko raha ato no afaka asiana an'ity na aiza: fa aiza tokoa ny toerana aleha raha mitady ireny "chien de race" ireny any Madagasikara e? misy manana adiresy ve? ny any manko ilay hoe mivarot... tohiny
ikaretsaka ( 25/01/2008 17:29)
ny any amintsika
Tsy Pub akory fa mba hijerena ny realite. http://fr.youtube.com/watch?v=w7ynqPKBrPg ... tohiny
novalian'i fijo ny 07/02/2008 22:56
ikaretsaka ( 22/01/2008 20:13)
JMJ, WYD 2008, Sydney Aostralia
Miarahaba! Efa nalefan'i Pissoa (i Hery koa angamba efa nandefa) fa saingy tsy hitako ilay liens officiel misy ny hira faneva (ilay angalisy sy ilay teny rehetra) , video, tonony sns.... 1... tohiny
ikaretsaka ( 31/12/2007 03:09)
Forum (eritreritra sy jery todika)
Mba lasalasa ho'a ny saiko, dia namakimaky diksionera teo aho (miala tsiny fa @ teny Angalisy:oops: fa aza matahotra fa adikako tsotsotra) dia nahita ny dikan'ny teny hoe "forum" hoe Forum: a[i... tohiny
ikaretsaka ( 27/11/2007 17:52)
Homeopathie
fa maninona tokoa kay (inona ny antony) mahatonga ilay heo tsy hazo raisina 2 tanana ireny granules ireny?... tohiny
ikaretsaka ( 16/11/2007 16:30)
Izany indray no malaza
Izany indray no malaza any Bekintana, fa mbola ataon-dry zalahy ao anatin'ny maizina ilay izy: Cross country Afaka mampiasa izay tomibilina tiany, izay lalana tiany,sns... fa ny tanjona dia ny hampit... tohiny
novalian'i kelly13 ny 19/11/2007 15:47
ikaretsaka ( 14/11/2007 23:33)
Arrupe
Saika hadino fa faha 100 Taonan'i mompera P. Arrupe kay androany, dia miarahana ny fikambanany e:wink:... tohiny
ikaretsaka ( 12/11/2007 04:05)
Tokelaka ara-pinoana Teo no eo dia haiko!
Aleo mba hitokelaka fa aiza no de hiady hevitra foana Mba hijoro vavolombelona koa ry niryna a Sendra mba nandeha kely tany avaratry ny "Kintana" tany aho vao haingana izay! Ao Kanad ao a moa, ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2007 23:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0611