Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i didi10, milahatra araka ny daty
didi10 ( 09/05/2012 06:47)
Test: Inona no antony handehananao mivavaka na miangona na mamonjy fivoriana masina rehefa faran'ny herinandro?
Tsara ny Tompo Miangavy antsika aho ry namana mba handray anjara amin'ity test ity, ny tanjona dia mba ny hahafantarantsika hoe inona no solika mampandeha antsika ara-panahy. Tsy misy valiny disoina ... tohiny
novalian'i majesty ny 09/07/2012 06:52
didi10 ( 23/04/2012 08:32)
témoignage complet de Yves; 2e Voyage en enfer et au Paradis avec Jesus, hafatra ho an'ny gasy
[b][u]Témoignage 1er voyage[/u][/b] http://www.fjm-ambodiafontsy.org/index.php/Boky-samihafa/index.php?option=com_content&task=view&id=190&Itemid=2 [b][u]Témoignage 2e Voyage[/u][/b] part1 [youtube... tohiny
novalian'i didi10 ny 11/06/2012 12:29
didi10 ( 20/04/2012 16:31)
Yves le malgache, 2e Voyage en enfer et au Paradis avec Jesus
Tsara ny Tompo Asa na tadidintsika ny fijoroana vavolombelona nataon'i Yves herintaona lasa izay [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=bPgZVy3KS3g[/youtube] Talohan'ny Paska teo izany hoe tamin'it... tohiny
novalian'i Ranyah ny 29/08/2012 22:01
didi10 ( 16/04/2012 11:37)
Inona tokoa re ny zava-mitranga aorian'ny fahafatesana e!
Misy hevitra mizara roa ny fieritreretana ny fiainana aorian'ny fahafatesana. [b][u]Hevitra voalohany[/u][/b] Tsy misy fiainana aorian'ny fahafatesana = Tsy misy fanahy tsy mety maty fa rehefa maty n... tohiny
novalian'i coleman ny 21/08/2012 18:41
didi10 ( 10/04/2012 07:31)
Tsy renin'i Jesosy i Maria
Misy karazany telo ny atao hoe Reny: [b]1[/b]- [b]Ny reny biolojika[/b] (mère biologique ou mère génétique) [b]2[/b]- [b]Ny reny mpiteraka[/b] (mère porteuse) [b]3[/b]- [b]Ny reny mpitaiza[/b] m... tohiny
novalian'i mangakely ny 29/05/2012 11:11
didi10 ( 06/04/2012 12:56)
Iza no tsy mino fa Andriamanitra Jesosy ka tokony hivavahana?
[b]Gal 2,20[/b] 20 Voahombo miaraka amin'i Kristy amin'ny hazo fijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa Kristy no velona ato anatiko; fa izay ivelomako ankehitriny eo amin'ny nofo dia ivelo... tohiny
novalian'i ratsirano ny 13/06/2012 14:05
didi10 ( 02/04/2012 09:44)
Miomana sy miambena fa ho avy ny andron'ny Tomponao
http://tononkira.serasera.org/hira/ny-mpitory/miomana http://www.youtube.com/watch?v=V4f1lPot_6U Ny andron'ny Tompo ry namana dia tsy ilay andro alahady lazaina fa tokony andehanana mivavaka fa ilay... tohiny
novalian'i Miharena ny 13/04/2012 16:30
didi10 ( 27/03/2012 16:26)
Mitondra inona ny fanindraindrana ny tantaram-pirazanana?
Tsy eo amin'izao tontolo izao ihany izay manavaka ny merina sy côtier, ny taranak'Andriana sy ny Hova sy ny mainty fa tonga hatrany amin'ny fiangonana Kristianina ny fanindraindrana ny tantaram-piraz... tohiny
novalian'i Miharena ny 02/04/2012 10:58
didi10 ( 23/03/2012 09:10)
Arahabaina daholo nahatratry ny taona vaovao
Taom-baovao Malagasy Taom-baovao jiosy ary ny tena zava-dehibe dia taom-baovao araka ny namoronan'Andriamanitra azy androany nanomboka tamin'ny maty masoandro omaly. HO ELA VELONA DAHOLO... tohiny
novalian'i didi10 ny 26/03/2012 10:01
didi10 ( 21/03/2012 12:32)
Miharena: tena samihafa ny Andriamanitsika fa ny jesosinao kay tafiditry ny devoly.
[b][u]Fanontaniana tamin'ny Miharena[/u][/b] Aza miteniteny foana ry Miharena a! Dia sahinao ve no milaza fa ny devoly tao anatin'i Jesosy no nitondra Azy nankany an-tendrombohitra? sy naka fanahy az... tohiny
novalian'i Miharena ny 27/03/2012 06:08
didi10 ( 19/03/2012 10:00)
Maria masina, masin-dahy, masim-bavy : hahavonjy ny fanahinao ve ny fiantsoanao azy.
[b][u]Jao 14 : 1 - 11[/u][/b] [-14-] Aza malahelo ny fonareo; minoa an'Andriamanitra, ary minoa Ahy koa. 2 Ao an-tranon'ny Raiko misy fitoerana maro; raha tsy izany, dia efa nilaza taminareo Aho; fa... tohiny
novalian'i pissoa ny 26/03/2012 23:07
didi10 ( 14/03/2012 12:29)
Tsy ny zanaky ny nofo no zanak'Andriamanitra
DISO tena DISO ary DISO BE ny filazana fa zanak'Andriamanitra daholo olombelona rehetra. Tsy hanazava aho ry Miharena na hanao interpretation omeko anao fotsiny ny Tenin'Andriamanitra. [b]Romana 9,6[... tohiny
novalian'i Miharena ny 21/03/2012 16:09
didi10 ( 02/03/2012 07:50)
Tsy izay rehetra mino dia ho voavonjy
Miarahaba ny namana rehetra Ho tohin'ny lohahevitra tao ambany momba ny fangatahana dia tiako halalinina kely ity resaka finoana ity. Izay mangataka tokoa dia omena, na inona na inona angatahana fa ... tohiny
novalian'i jesuisla ny 14/03/2012 01:04
didi10 ( 23/02/2012 06:19)
Andro Paska : ny nahafatesaNY sa ny nitsanganaNY?
Tsara ny Tompo, Ity indray ry namana misy lohahevitra mahafinaritra, izay manainga antsika handalina bebe kokoa momba ny Paska izay fety lehibe indrindra amin'ny Kristianina. Ahoana ny hevitrao, aho... tohiny
novalian'i Miharena ny 29/02/2012 12:18
didi10 ( 06/02/2012 11:21)
Certificat médical
Tsara ny Tompo Mahalasa saina ahy ry namana ity fanoharana iray izay nataon'ny Mpitandrina iray ity. Fantatsika hoy izy fa misy fitsarana miandry antsika aorinan'izao fiainana mandalo izao, manao ah... tohiny
novalian'i Miharena ny 29/02/2012 11:53
didi10 ( 01/02/2012 12:17)
Fa aminao inona no atao hoe fampianarana tsy misy kilema?
Tsara ny Tompo [b]Tim II 4 : 1 - 20[/b] Eo anatrehan'Andriamanitra sy Kristy Jesosy, Izay hitsara ny velona sy ny maty, ary noho ny amin'ny fisehoany sy ny fanjakany, no ananarako anao mafy: 2 mitor... tohiny
novalian'i Miharena ny 06/02/2012 14:17
didi10 ( 27/01/2012 12:50)
Ambany lalàna sa ambany fahasoavana?
Efa miparitaka be ankehitriny ny fampianarana mandrava didy10 sy lalàna, Ao ny mihevitra tsy manankery intsony ny lalàna ho an'ny olona rehetra fa efa didy vaovao no mitoetra dia ny fitiavana, ary ... tohiny
novalian'i Miharena ny 01/02/2012 16:19
didi10 ( 22/01/2012 06:33)
Hanina madio sy maloto; mbola mitoetra ve?
Tsara ny Tompo Rehefa nandinika ny fahamarinana ara-baiboly ny tenako dia nahita fa ireto zavatra ireto dia mbola mitoetra hatramin'izay ka hatramin'izao: - Ny sabata andro fitsaharana sy fisaorana ... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 18/12/2012 15:20
didi10 ( 01/01/2012 07:50)
Faminaniana 2012
Tsara ny Tompo Faly miarahaba antsika rehetra nahatratry ny taona 2012. Raha mino ny fitahiana avy amin'i Jehovah angatahana amin'ny anaran'i Jesosy Kristy ianao dia aminanio, soraty eto ny fahasoav... tohiny
novalian'i niryna ny 12/01/2012 04:33
didi10 ( 26/12/2011 08:46)
Lioka 14, 26 MISY FIFANOHERANA (contradiction) VE NY TENIN'ANDRIAMANITRA?
Tsara ny Tompo Misy tantara kely ity hampieritreretana antsika. Misy Lehilahy iray, efa nandray an'i Jesosy ho Tompo sy mpamonjy azy, tena mivavaka ary efa nametraka ny fiainany iray manontolo eo am... tohiny
novalian'i danielio ny 17/01/2012 05:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0279