Liste des messages

Liste des messages, inserés par didi10, par ordre de date
didi10 ( 20/12/2011 06:30)
Vahaolana ho an'ny firenena: Théocratie (Fahefana avy amin'Andriamanitra) mety ho tontosa ve?
Tsara ny Tompo Ampanetre-tena no somary ampianarako "droit constitutionnel" kely ny mpisera namana rehetra. Ny lalana fototra na "constitution' ntsika amin'izao fotoana izao dia manambara fa ny "De... suite
répondu par danielio le 18/01/2012 04:58
didi10 ( 17/12/2011 06:00)
New age, loza mitatao ho an'ny tanora malagasy
Tsara ny Tompo, Maro ny tanora malagasy no fatram-paka tahaka ireo fomba vahiny entin'ny rivotry ny taona arivo vaovao izay miely tsy misy sivana amin'ireo fantson'ny fifandraisana maro isan-karazan... suite
répondu par Miharena le 28/12/2011 07:32
didi10 ( 13/12/2011 06:30)
Aoka ny maty handevina ny maty ao aminy! (Lk 9;60 - Mat 8:22)
Tsara ny Tompo Ataoko fa maro ny mitovy amiko ka mametram-panontaniana amin'ny tian'i Jesosy ho lazaina eto. Raha misy manana hevitra dia misokatra ny famakafakana raha sitrakareo. ... suite
répondu par Miharena le 24/12/2011 03:32
didi10 ( 05/12/2011 16:42)
Izay mino sy atao Batisa no hovonjena
Tsara ny Tompo Efa mba nandinika ny Batisa natao tamintsika ve isika ka nanontany hoe: Ankasitrahan'Andriamanitra sa tsia? Samy manaika angamba isika fa ny Batisa dia dingana tsy maintsy atao handov... suite
répondu par Prime le 12/09/2018 14:22
didi10 ( 05/12/2011 16:41)
Izay mino sy atao Batisa no hovonjena
Tsara ny Tompo Efa mba nandinika ny Batisa natao tamintsika ve isika ka nanontany hoe: Ankasitrahan'Andriamanitra sa tsia? Samy manaika angamba isika fa ny Batisa dia dingana tsy maintsy atao handov... suite
répondu par rijadolly le 16/12/2011 16:21
didi10 ( 25/11/2011 16:39)
agape radio: tsy mety misokatra fa lanin'ny virus ny site
Faly miarahaba ny namana rehetra. Anisan'ny mpihaino ity radio evangelika malagasy en ligne ity ny tenako, mampalahelo anefa fa vao manokatra io site io aho dia misy décharge na virus tena masiaka b... suite
répondu par rijadolly le 23/12/2011 17:41
didi10 ( 05/11/2011 16:10)
Fiangonana kilemaina
Tsy misy tsiambaratelo akory ny atao hoe fampianarana tsy misy kilema fa izay voasoratra ao anaty Baiboly ihany no tokony ho ampianarain'ireo mpitondra fivavahana rehetra. Ny kilema na déformation d... suite
répondu par didi10 le 07/12/2011 08:41
didi10 ( 01/11/2011 19:38)
Fiangonana SHINE kianja Alarobia ny Sabotsy 29-10-2011 lasa teo
Miarahaba ny namana rehetra! Tontosa ny sabotsy lasa teo teny amin'ny kianja Alarobia ny fivoriam-bavaka nataon'ny fiangonana SHINE notarihin'ny Pastera Patrick izay niantsoana ny vahoaka an'Antanana... suite
répondu par Ranyah le 29/08/2012 21:26
didi10 ( 25/10/2011 10:26)
Eglise de Charme
Maro ireo mpitondra Fiangonana ankehitriny no manao anjorom-bala na tsy mampianatra intsony ny didin’Andriamanitra izahy miantso ny mpanota hiverina amin’ny Tompo, nitady hevitra hafa ireo Mpitor... suite
répondu par didi10 le 31/10/2011 18:10
didi10 ( 17/10/2011 11:11)
Fijangajangana (sous forme d'Adultère) ndao ho resahina
Faly miarahaba ny mpisera rehetra. Fantantsika ve fa ny vehivavy manambady mpampirafy no maro an'isa kokoa noho ny lehilahy manambady mampirafy? Aza tezitra aloha ny vehivavy fa araho ny tohiny fa l... suite
répondu par niryna le 04/11/2011 16:36
didi10 ( 14/10/2011 08:10)
Raha eto Tana ianao zao dia asandrato ny maso hijery ny masoandro
Mbola tsy nahita "phénomène" ohatran'io aho ... suite
répondu par pissoa le 17/10/2011 06:52
didi10 ( 07/10/2011 09:18)
Fantaro ireo Evanjely hafa nosoratan'ireo Apostoly, Thomas, Phillipe, Pierre, Jacques, Marie...
http://www.naghammadi.org/traductions/traductions.aspx Tany amin'ny taon-jato voalohany no nanoratana ireto boky ireto fa tamin'ny 1945 no nahita azy tany Nag Hammadi tany Ejipta. Hatramin'izao aloha... suite
répondu par Miharena le 11/10/2011 14:21
didi10 ( 06/10/2011 09:13)
Révélation du livre d'urantia: ahoana no fahitanareo azy?
http://www.urantia.fr/index.php?option=com_content&view=article&id=54&Itemid=64 Fantaro ny zavatra rehetra hoy Jesosy, ary hazomy mafy izay tsara. Betsaka ny boky miresaka an'Andriamanitra sy Jesosy... suite
répondu par Miharena le 12/10/2011 12:54
didi10 ( 05/10/2011 07:25)
Miambena! tena ara-bakiteny fa misy ny fahotana mahafaty
Maro ny olona no mieritreritra fa raha mandaingalainga kely dia tsy de "GRAVE" eo anatrehan'Andriamanitra mihoatra amin'ireo mpamono olona sy ny mpamosavy ohatra, ity vakiteny ao amin'ny Asan'ny Apost... suite
didi10 ( 03/10/2011 07:53)
Miangavy anao aho mba hanaraka ny lojikan'ireto fanontaniana ireto dia ho hitanao ny tena Fiangonan'Andriamanitra.
Miarahaba antsika rehetra. Valio am fo tony sy am-panetretena ireto fanontaniana ireto, Mino ve ianao fa mila mibebaka ny olom-belona raha te handova ny fanjakan'Andriamanitra? Raha eny Fantatrao v... suite
répondu par didi10 le 13/10/2011 10:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1085