Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i didi10, milahatra araka ny daty
didi10
(
19/11/2012 08:12)
Félicitation à D Lain mais...
Tsara ny Tompo
Ny nahazoan'i D Lain na i Lalaina ny amboara tamin'ny fifaninanan-kira tao Abidjan no malaza izao eto Madagasikara.
[b][u]Ny lafy tsara[/u][/b]
Nitondra ny lazan'i Madagasikara tokoa...
tohiny
novalian'i leva2 ny 10/12/2012 20:43
didi10
(
08/11/2012 12:08)
Fampianarana Baiboly : Teny tsy misy kilema Fiz 06: Ny Kristiana sy ny hanina madio sy maloto
Fiz 01
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=jUE3ffiKT_0[/youtube]
Fiz 02
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=uBeGL4Ec-Nc[/youtube]...
tohiny
novalian'i niryna ny 10/11/2012 21:57
didi10
(
24/09/2012 13:38)
Fampianarana Baiboly : Teny tsy misy kilema Fiz 05: Ny Kristiana sy ny didin'Andriamanitra
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=6VDrTggX6IY[/youtube]...
tohiny
novalian'i leva2 ny 30/09/2012 09:23
didi10
(
20/09/2012 11:06)
Fampianarana Baiboly : Teny tsy misy kilema Fiz 04: MITOERA AO AMIN'NY FAMPIANARAN'I KRISTY
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=2GKUOCj25nw[/youtube]...
tohiny
didi10
(
17/09/2012 13:57)
Fampianarana Baiboly : Teny tsy misy kilema Fiz 03: BATISAN'NY FANAHY MASINA
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=8KEPqCRH1KA[/youtube]
...
tohiny
novalian'i didi10 ny 21/09/2012 07:04
didi10
(
10/09/2012 06:43)
Fampianarana Baiboly : Teny tsy misy kilema Fiz 02: BATISAN'NY RANO
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=gYHZAesuPYU[/youtube]...
tohiny
novalian'i didi10 ny 13/09/2012 06:09
didi10
(
06/09/2012 06:02)
Fampianarana Baiboly : Teny tsy misy kilema Fiz 01: FIBEBAHANA
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=DQHFKzER4Es[/youtube]...
tohiny
novalian'i leva2 ny 07/09/2012 19:43
didi10
(
04/09/2012 15:03)
Litorjiam-piangonana
Miangavy antsika aho mba samy hanokatra ny fomba fijery eto amin'ity lohahevitra ity. Aza raisina ho fanenjehana re!!! lazaiko amim-panajana ny zava-misy hampitana ny hevitra.
Ireo fiangonan-dehibe r...
tohiny
novalian'i Miharena ny 07/09/2012 03:34
didi10
(
30/08/2012 10:10)
Ny olombelona sy ny fahatanterahana
Maro amintsika no mihevitra fa raha mbola olombelona dia tsy misy tanteraka na dia iray aza, mpanota ny olombelona ka "impossible" izay fahatanterahana izany hoy isika.
Ity anefa ny hafatry ny Tompo
...
tohiny
novalian'i Miharena ny 07/09/2012 03:56
didi10
(
16/08/2012 07:14)
Mila mitandrina ihany amin'ny hira atao hiram-piangonana
Ndeha isika handinika hira 2
[b]Hira voalohany[/b]: [u]Ambany elatrao[/u]
Ambany elatrao no tiako hitoerana
raha tojo tafiotra ny fiainako
tsy misy toerana hafa azo antoka
fa eo aminao no iriko eo a...
tohiny
novalian'i tiavanafi ny 08/11/2012 11:00
didi10
(
07/08/2012 11:38)
Ny Kristiana sy ny fahafatesan'ny nofo
Tsara ny Tompo
Matahotra ny ho faty ny ankabeazan'ny Kristiana, mety ho maro ny antony fa ny tena mahagaga dia [b]arakaraky ny ahafantaran'olona an'Andriamanitra no tena atahorany ny fahafatesana[/b]...
tohiny
novalian'i Miharena ny 16/08/2012 21:03
didi10
(
01/08/2012 11:25)
Inona no antony?
Inona no anton'ny finoana?
Inona ny anton'ny fibebahana?
Inona no anton'ny Batisan'ny rano sy ny Batisan'ny Fanahy Masina?
Inona no anton'ny itoriana?
Inona no tokony haharetana?
Valiteny tokana: [b]...
tohiny
novalian'i Miharena ny 08/08/2012 11:50
didi10
(
27/07/2012 08:01)
Nandray ny Fanahy Masina: ireto miteny amin'ny teny tsy fantatra ihany ve?
Kor I 14 : 1 - 17
[-14-] Miezaha mitady ny fitiavana, nefa maniria fatratra ny zava-panahy koa, indrindra fa ny haminany. 2 Fa izay miteny amin'ny fiteny tsy fantatra dia tsy miteny amin'olona, fa am...
tohiny
novalian'i didi10 ny 02/08/2012 06:45
didi10
(
18/07/2012 09:50)
Iza no hitsara ny olona !!! Jehovah sa Jesosy?
[b][u]Jao 5,22-23 [/u][/b]
22 [b]Fa ny Ray aza tsy mitsara[/b] olona, fa ny [b]fitsarana rehetra dia nomeny ny Zanaka[/b], 23 mba hanajan'ny olona rehetra ny Zanaka, tahaka ny fanajany ny Ray. [b]Izay...
tohiny
novalian'i Miharena ny 27/07/2012 09:37
didi10
(
12/07/2012 09:56)
Ireo fahavalo 3 tsy maintsy resena!
[b][u]Apok 3,21[/u][/b]
21 Izay maharesy dia havelako hiara-mipetraka amiko eo ambonin'ny seza fiandrianako dia tahaka ny nandreseko kosa sy ny niarahako nipetraka amin'ny Raiko eo ambonin'ny seza fia...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 17/07/2012 12:32
didi10
(
05/07/2012 07:07)
Triatra ny efitra lamba!!! midika inona aminao?
Iza no afaka hanome tsiny an'Andriamanitra satria nitriatra ny efitra lamba? matoa io nitriatra dia tsy maintsy misy zavatra niova ao, nisy fisokafana, iza no afaka hanazava ny dikan'io fitritrarana i...
tohiny
novalian'i didi10 ny 11/07/2012 06:55
didi10
(
14/06/2012 08:47)
Fitondrana faty any am-piangonana, inona no tanjona?
Ankoatry ny katolika izay mino fa raha hangatahana famelan-keloka ny maty (absoute) dia ho voavonjy ny fanahiny dia tsy azoko ny antony hitondran'ny fiangonana maro faty any am-piangonana, indrindra e...
tohiny
novalian'i universal ny 25/07/2012 08:17
didi10
(
11/06/2012 12:18)
Fahafatesana voalohany sy fahafatesana faharoa, fitsanganana voalohany inona no dikany?
[b]Ny efa maty ve dia mbola ho faty fanindroany indray? [/b]
[b]Ny efa maty ve mety hitsangana indray ?[/b]
[b]Ny efa maty ka nitsangana ve mety ho faty fanindroany indray?[/b]
[b]
Mitovy ve ny en...
tohiny
novalian'i nomenjanaharypatrick3 ny 25/11/2017 06:36
didi10
(
05/06/2012 12:42)
Iza no ambony ny olom-belona sa ny anjely?
Maro ireo olona mieritreritra fa amin'ny zava-boaharin'Andriamanitra dia ambony karazana kokoa ny anjely raha oharina amin'ny olom-belona, toy ny hoe ambony kokoa noho ny biby ny olom-belona, inona ny...
tohiny
novalian'i Ranyah ny 29/08/2012 21:40
didi10
(
25/05/2012 08:38)
Amin'ny 27 mai 2012 indray hono ny fara andro e! mpaminany etsy, mpaminany eroa
Asa na iza amin'ireto milaza azy ho mpaminany samy irak'i Kristy nefa milaza daty samihafa ireto no tena avy amin'Andriamanitra.
Ity rangahy ity izao dia nanoratra boky fa amin'ny 27 mai 2012 (dans 2...
tohiny
novalian'i majesty ny 09/07/2012 06:54
