Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i andrywui, milahatra araka ny daty
andrywui ( 08/11/2010 10:04)
TSY RARINY R IRAK A AOKA NY KRISTIANINA E
tokony hietsika koa ny kristianina de amboarina ny musul any amn tanana any fa toa resy tsy miady foana nefa efa fanimpiriny io zao http://www.reforme.net/dossiers.php?id=663 http://www.reforme.ne... tohiny
novalian'i niryna ny 12/12/2010 03:00
andrywui ( 25/10/2010 13:56)
Ny ramatoa sasany !
Tsara ihany ry ireto rehefa mba mahatsap tena fa lehibe ny tena de mba mitady ireny dinika atonona ny tena ireny fa tsy milingilingy aty amin'ny resaky ny mpanamaina aty a .. zavatra kofboay dizina da... tohiny
novalian'i andrywui ny 16/12/2010 18:02
andrywui ( 21/10/2010 18:59)
TSY HO AVOTRA INTSONY KOA ITY FAT(Y) TY FA VENDRA-PATY
Manaonao foana sy manerinery olona fahatany nefa tsy hita ze tena hevitra avoaka marina ! ...ssshhh rabazylou mba akama tato koa aza ty nanipy gants koa iza no ho taraiky irery eo ! hoy i Hery akama... tohiny
novalian'i halloween ny 25/10/2010 14:01
andrywui ( 19/10/2010 15:36)
MISY FANOTANIANA KELY ITY HERY A
Asa na azo valianao eto izy ty tonton na tsia fa de alefako eto iany alou mba ho itan'ny olona ! hono hoa : " AMIN'IRENY CYBER IRENY VE RANGAHY RAHA MISY PC 20 ISA AO DIA MITOVY DAHOLO VE NY IP N'IR... tohiny
novalian'i ded.kitty ny 16/05/2012 11:32
andrywui ( 16/10/2010 16:34)
merci rahery a ,nilay ny serasera
Nasian'i hery cadre nilay be orange ny espace rehetra de nataony loko orange otran'ny lokon'ny TGV koa ny soratra quote ,hin hin hin mety efa pi-maso ndray zao io ataon'i tonton orange fona io aaa ...... tohiny
novalian'i andrywui ny 23/11/2010 09:32
andrywui ( 15/10/2010 10:32)
MISY BOAY KELY NAMPIANARIKO BATTERIE ITY 3ANS LERY TEO
FA 4 ANS NEDALA ZAO ... DE ERITRERETO HOE AHOANA IZY AMZAO ? mbola avoakako averiko eto ny [u]fahaizany[/u] amin'izao izy 4ans zao !... [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=r-3ZFItV-lg[/youtube]... tohiny
novalian'i sitlo ny 16/11/2010 21:31
andrywui ( 12/10/2010 08:07)
NANKAIA TATO ABY ARY RY LE PIKA SY RY LE OUIOUI RENY TOA NIENINA TANY TSARY NISY HITA KOA ?
Koa nifanala sy nifananihany tato ary koa aia ro tsa ho tezitra ny farany, zao koa ny serasera ty ro nirafisana ,nefa ny adalan'ny tena ro nahavoa azy Vao tapitra kelikely any le resaka nifanapetsa t... tohiny
novalian'i nyhaingo ny 25/10/2010 09:18
andrywui ( 07/10/2010 11:24)
zao ve de mbola ho tohanana ihany ? hon hon hon
[img]http://profile.ak.fbcdn.net/hprofile-ak-snc4/hs358.snc4/41816_161010867243796_2713_n.jpg[/img] http://profile.ak.fbcdn.net/hprofile-ak-snc4/hs358.snc4/41816_161010867243796_2713_n.jpg sady izay e... tohiny
novalian'i nyhaingo ny 11/10/2010 10:03
andrywui ( 07/10/2010 10:46)
hono hoa : i Hery koa toa efa reko hoe hiditra hanao kandidà koa ?
Tamin'ny heritao otrizao i hery le nanao fanambarana lehibe tato iry hoe hiditra hilatsaka ho FILOHA koa hono izy amity election Prez ity ! dia ahoana razoky hery ,mbola mitana an'iny teny iny ve enao... tohiny
andrywui ( 29/09/2010 17:09)
sssshh. !! tsy olana na misy "ngaila "na tsisy "ngaila" fa voamboatavo !!
-...ka na eo tokoa kay enao ry madama ngaila na tsy eo dia tsy de misy ilaina anao , sy atahorana anao loatra amn fianakams nay a !... -- mahazo miwouwouwouwo etsy anjorotrano etsy enao fa tsy mirÃ... tohiny
novalian'i cyril ny 27/10/2010 21:33
andrywui ( 27/09/2010 09:30)
... ZANY KA LEHILAHY ! MERCI PASTERA A ...
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=UWMkwjSzR2s[/youtube] [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=NSMG17xtj9I[/youtube] [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=ooFU7OHCoDQ[/youtube] de lazaiv... tohiny
novalian'i fijo ny 06/10/2010 21:41
andrywui ( 24/09/2010 10:06)
valin-kafatra ho an' i ..... (ex-fianakams)
--- Mangidy ny rora , marary ny andoha ,vahotra ny tanana !!! Tery omby ririnina anefa hono ,ka atao zay tsy ahafaty ny reniny ary atao zay ahabotrabotra ny zanany !! satria hono ny varotra alik... tohiny
novalian'i guett_haa ny 06/02/2012 19:07
andrywui ( 13/09/2010 12:38)
FANOTANIANA FE FANOTANIANA HO ANTSIKA MPISERA ...
--- Hoy tenin'Andriamanitra : " Aza manao ny [u]rainareo ety an-tany[/u] fa mahatsiarova mandrakariva ilay [u]rainareo any an-danitra dia jehovah[/u] Tompon'ny maro izany !!!... " fanotaniana ary : ... tohiny
novalian'i ouioui ny 23/09/2010 21:30
andrywui ( 10/09/2010 14:06)
ILLUMINATI : tena nanaiky i Ika ! .. malaelo ah !!
[i][b]ikaretsaka - 10/09/2010 00:23 [/b] hitan'i Andrywui izay aloha fa tsy finoana ilay izy fa ideolojia fa miverina @ ny hevitr'i infini momba ilay dualism (sy pluralism aho): ny fahazoako azy a... tohiny
andrywui ( 10/09/2010 13:48)
Ho antsika mpisera !
- Tena aok'izay le mifandrangitra sy mifanala eto rangah fa tsy tazana tsony le dinika a, nefa io no tena atao eto ! manjary tsisy voavaly le dinika tokony ho valiana , nef ireny anie no antondia et... tohiny
novalian'i swann ny 11/10/2010 13:52
andrywui ( 06/09/2010 09:04)
Fa avy aiza ireny " lavenona sy rano voahasina " ireny e ?....
- Misy mantsy milaza fa vovo-paty hono no nakana kely nanaovana an'ireny "hono" hoy aho an ! reko tamin'ny akama fotsiny zany ka sao de mba marina ? - De misy resak'ilay kofa zay koa hoe : hay ve in... tohiny
novalian'i ouioui ny 15/09/2010 01:39
andrywui ( 31/08/2010 22:01)
fa maninona tokoa no molamola be izy ireny e...
Ireny mompera ireny hoa maninona no vao mahita sipasipa kely ireny de mandrimandry maso sy jilaka be miaingainga be zany ry zareo e... de refa sendra iray toeran amina masera ndray anaty bus na amin t... tohiny
andrywui ( 31/08/2010 08:08)
Aleo isika mba mivadika TGV daholo amin'izay satria ....
Inona tsony ary no dada ho tohanana eo e! ... aiza ze dada atao ramatahora eto tsony ? aiza ze dada natao tohatra fahiny ? aiza i dada mba fanantenan'ny mpiondana teto hatramzay ? aiza ze dada niton... tohiny
novalian'i piozila ny 06/09/2010 15:29
andrywui ( 28/08/2010 09:45)
Tena mandany fotoana ihany le miresaka amin'ny Kato kà... AFO FANDIOVANA ndray hono !!!
--- Isaky ny miresaka amin'ny Kato aloha dia ny ady sy ny taimbava aloha no tsy maintsy "fanokafam-bavony" avy amindry lerony vao manaraka ny valy boraingona amin'ny valinteny sy tsy manaraka Baiboly... tohiny
novalian'i ouioui ny 04/09/2010 00:04
andrywui ( 26/08/2010 07:00)
fantatrareo ve ny dikan'io "symbole" amin'ny tanana io ?
http://2.bp.blogspot.com/_OfOaQh4Qktc/SyY0jnKroTI/AAAAAAAAAxc/uzjw1wnqGS8/s400/Pope_Ratzinger_handsign_001.jpg [img]http://2.bp.blogspot.com/_OfOaQh4Qktc/SyY0jnKroTI/AAAAAAAAAxc/uzjw1wnqGS8/s400/... tohiny
novalian'i Miharena ny 31/08/2010 06:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0394