Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i andrywui, milahatra araka ny daty
andrywui ( 21/08/2011 23:44)
hiara-fefika amin'i dada ah e ....
Na aiditra tsiafahy i dada , na haiditra Antanimora , na ho Tsarain'ny Malagasy rehetra fa nitifitra ny havany teto amin'ny tanana , na ho gadraina fa nangalabola mpanjakana tsy toko tsy forohana hono... tohiny
novalian'i xhavier ny 22/08/2011 08:15
andrywui ( 12/08/2011 19:35)
tena vitsy an'isa sisa ireo mpanohanohana ,,,dia ireo gasy tara any andafy ...
-tena misy fiovàna be ny tanana amzao ry zareo fa hanjakan'ny sans qualité tateraka ny tanana a ,,misy ihany ireo mba manohanohana kely ireo mpanohitra nefa hita fa atody miady amambato raha oharina... tohiny
novalian'i xhavier ny 19/08/2011 14:00
andrywui ( 20/07/2011 20:03)
nazava be ny tenin'ingahy bitrolahy ;;;
tsy maintsy anjehin'ny lalàna ozizy izay nanao ny tsy mety teto amin'ny firenena de anjaran'ny tribunal sy ny lalana no mijery ny vaikan'ny zavatra vitany ,satria tany misy lalàna i m/car ozizy lebi... tohiny
andrywui ( 05/07/2011 22:16)
mitady mafy an'i noue ah !!
mahagaga ahy fa rehefa itako ao amin'ny forum ao izy de mandosindositra zany : eee ! noue a aoka less aa sady elah amzany ndraindray foana vao hita mandalondalo ,samy be asa ane less fa mba miverena e... tohiny
andrywui ( 05/07/2011 22:03)
EFA MAZAVA NY RESAKA FA DE AONDRANDRY LAVANIFY ATSY AMBAHADY FITO SOSONA I DADA VAO MIDITRA ETO ...
Tena oul tia tena tsisy ilana azy ty le lavanify sans qualité ty kah ;;!! oul tsy naninotsy naninona ,tsy nangalatra , tsy namono olona ,tsy nangala bolampanjakana des milliards ,tsy nangalatra na n... tohiny
novalian'i rijadolly ny 08/07/2011 03:03
andrywui ( 27/06/2011 05:59)
Fety be teo amin'ny Ambasady gasy Parisy omaly
Oaayyy e ze teny omaly isika ka mba nandalondalo teny 16e teny fa tena vahoaka alinkisa n'a anatiny n'a ivelany teny hipoka....nisy mpiondana dimy na enindahy teo ,tsisy invitation fa saika hanao ambo... tohiny
novalian'i andrywui ny 02/07/2011 17:05
andrywui ( 18/06/2011 10:37)
Mitady an'i mirananirina
aiza ilay namako tato fa tsy hitako tato tsony elaela " mirananirina" ..!! raha hitanao izao antso izao de miverena a !....... tohiny
novalian'i dadabe ny 24/06/2012 09:46
andrywui ( 18/06/2011 10:25)
TANDREMO DADA A FITAKA BEANLE BITRO NDRAY IO ...
Tandremo dada fa mody mba ekeny hiditra eto amin'ny tanana oe hianao nefa vao tafiditra eo de ataony sakoroka sambodokitra eran'ny tanana de esoriny ny maha filoha anao teo alou fa ampidiriny fitsaran... tohiny
novalian'i milamm ny 28/06/2011 20:07
andrywui ( 15/06/2011 10:03)
raha hanao referandommm !! ...
tokony ampodiana amin'ny lafiny hafa de hafa mihitsy alou i dada ,hanotaniana azy tsara ny antony namonoany an'ireo olona bobaka be teo Ambohitsorohitra de avy eo OK ny referandomm zany ! sao manko de... tohiny
novalian'i bazylou ny 21/06/2011 14:43
andrywui ( 12/04/2011 07:45)
Fanjakana tsara tantana=.....
Sarotra esorina ,Sarotra alana eo amin n'y toerany satria efa Fanjakana tsara tanana no zao amehezana fohy azy amizao fotoana zao ....i charles miditra rahateo efa tsy nanamaimbo tsony.....koa Inona n... tohiny
novalian'i nilex ny 02/05/2011 12:45
andrywui ( 07/04/2011 11:11)
MPANOHITRA ....
Yves Aimee rakotoarisoa ,Rina Andriamandavy ... naninona ireo MPANOHITRA faranze be loha sy mahery vava ireo no "kivy ihany" ny farany de tsy nivarotra ronono tsony ? - misy antony ao ry reto a 1/... tohiny
novalian'i bazylou ny 07/05/2011 18:20
andrywui ( 24/02/2011 12:48)
Tena kozy vrai ty rabazy ! asio tsanga-tanana ...
Tena milatsaha elah rabazy ho FILOHA fa mety hanohana anlah ny pokna ato amin'ny serasera a ! --zah alou efa nampilaza fa "vitantsika io" no tohanako e ! ... kiiii atao aona no fiaina miaraka amlah r... tohiny
andrywui ( 22/02/2011 10:40)
Mankaleo be le DADA ra8 ee ,TGV andry rajoel ee ...
Andao ry ireto mba ovaina loko ndray ty resaka politika ato amin'ny serasera ty fa mankaleo be a ... resaka liona tsisy nifiny tsony sisa ireo fa minoa ahy nareo !... fa vao mahita olombaovao eo ny ga... tohiny
novalian'i bonne ny 22/02/2011 13:15
andrywui ( 19/02/2011 12:52)
hin hin hin hon hon hon her her her
aiza rabazy a ! asio champagne kely bazily fa annif -ko anie androany e ny kdo d'annif ko ? hitaingina roplann ho any AFRIQUE DU SUD aho... tohiny
novalian'i andrywui ny 22/02/2011 09:52
andrywui ( 30/12/2010 14:16)
TENA EFA HIFARANA IHANY TY NY TAONA ...
fa tena hanjakan'ity ngahy bazylou tanteraka 100% le serasera marina mafy ! fa inona letsy no tena "secret n'ny Herin'lah ry bazylou ?" mba hianarana letsy a sur kosa alou fa tsy FPVM kah ! fa mba... tohiny
novalian'i andrywui ny 01/01/2011 17:30
andrywui ( 22/11/2010 12:44)
AZA MALAELO VOALAVO MATY RY RETO FA NY ANTSAHA MBOLA HIAKATRA A
Mbola ho avy ny andro ataotsika manfatiny le bitro lahy lahy io alefalefanle lava nify io any Tsiafahy aby ve ny oul kléé !!... sssshhhh !... raha mbola manohinohy an'io adalany io ihany reo faty ... tohiny
novalian'i nanjakely ny 23/11/2010 11:08
andrywui ( 18/11/2010 09:27)
Jiolahy misolo Jiolahy ! mitovy ihany ...
Tsy hoe manamaivana anle tolona efa mandeha sy lay Toby miaramila efa betsaka ny mankatoa otrandry RM1 Analakely, 1erRFI, BANI (BANA koa zany sur fa anatiny )sns.... fa izao no tiko tenenina ry zareo ... tohiny
novalian'i jiolah ny 19/11/2010 12:12
andrywui ( 17/11/2010 11:43)
Nankaiza i NGAILA SY I MIRANANIRINA lee? ....
Herinandro maromaro zay mba tsy ilàzako hoe volana vitsivitsy de tsy tazana nihaodihaody teto tsony ny namana anakiroa "tsy mifankafoy" dia i namana "ngaina" sy i namana"mirana" ... -- -efa madio n... tohiny
novalian'i 0uioui ny 30/12/2010 10:00
andrywui ( 13/11/2010 10:05)
MITADY NY NAMAKO AHO ...
lasa nirifatra ka tsy tana ireo akama ndray nihira tamiko tato fa nandrora nitsilany ka ny tenany ihany no voa ... -- miangavy an'ilaisany ary mba hiverina !!!!!... tohiny
novalian'i dadabe ny 04/02/2011 13:01
andrywui ( 08/11/2010 17:38)
Valin-kafatra ho an'i PIOZILA ..
[quote] piozila - 02/11/2010 15:42 Any ianao Komanda Charles, Voalohany, komanda ianao hatreto fa tsy Lietna-kolonely satria fitondrana sandoka (azo tamin’ny fanonganampanjakana izay nataonareo) ... tohiny
novalian'i piozila ny 12/11/2010 15:54
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0365