Liste des messages

Liste des messages, inserés par andrywui, par ordre de date
andrywui ( 25/08/2010 13:38)
eny ary misaotra anareo tamin'ny hevitra nivoaka rehetra ! ...
Hery ! efa navoakako daholo ny korontan'entana sy ny vata tato antrano nikarohako an'io valiteny io fotsiny ! misaotra tamin'ireo nahamarina ! - hery ! ianao tsy nahalala an'io VICARIUS FILII DEI io... suite
répondu par Miharena le 31/08/2010 07:24
andrywui ( 24/08/2010 08:27)
Iza no mahalala an'ilay soratra eo amin'ny cofi n'i pape (satrok'i pape ) azafady ....
- Misy soratra mahaliana zay eo amin'i satrok'i Ray Masina fa taraiky be ah ra mbola ikaroka an'izay fa mbo alefaso eto hoe zay tonga de mahafantatra fa misy adi-hevitra be ho atao momba an'izy io !!!... suite
répondu par andrywui le 26/08/2010 07:54
andrywui ( 24/08/2010 07:59)
Misy valiny ve? misy dikany ve? ilaina ve? azo hatao ve? ny ....
Mivavaka amin'i Masina Maria ................... ny hevitro etsy ambany ! ... suite
répondu par besapaka le 14/10/2011 10:18
andrywui ( 19/08/2010 08:47)
zaklinina misaotra anao fa ankoatra an'ireo dia ireto koa sopapa .....
zakilinina == ) angaha ireo ihany ry anona a! ... --- Ankoatra an'ireo dia naorony ho azy irery daholo izay mba fihariana kely fanaon'ny gasy sy ny teny ambanivohitra ! --- Naorony sy nataony did... suite
répondu par diloo le 23/08/2010 01:42
andrywui ( 17/08/2010 10:46)
Ary natao batisa Jesoa rehefa feno 30taona ! ..fa tsy vao teraka akory !
Jereo - lioka 2 :22( rehefa feno havaloana izy dia natolotra ho an'ny Tompo fotsiny fa tsy natao Batisa) - matio 3 :6 - 15 - marka 16:16 - lioka 3 : 6 - asan'ny Apostoly 2 :38 (ity no tena lehi... suite
répondu par ouioui le 23/08/2010 12:13
andrywui ( 17/08/2010 10:04)
Ity no tadidio tsara ,fa aza mamorona an ! ... hon hon hon
Rehefa nailiky ny vahoaka malagasy anie i dada ry reto ka ny vahoaka manotolo mihitsy no nadroba ny fananay fa tsy ny TGV irery iany e ! zao ary !!!! ngah mbola nisy TGV zany zao tany Ambanja ,Manakar... suite
répondu par piozila le 06/09/2010 15:58
andrywui ( 12/08/2010 16:29)
Tsy avotra tsony ny fiondanana e !....
- De adala ve ireo maranitra rehetra nivadika TGV ireo ? - hanao TGV koa hono i dada raha ny reko !.. toa efa andalam-pikarakarana ny ttsy izy !! - raha atao zany kajikajy de ry zalah ato am sera... suite
répondu par pink le 15/08/2010 18:40
andrywui ( 12/08/2010 13:43)
INONA MARINA MOA NY FIANGONANA SEKTA ?
--- Ny fiangonana voalohany dia ny Fiangonan'ireo Fariseo sy Sadoseo ! (Fiangonana nentim-paharazana) --ka nony tonga Jesosy nanao Fampianarana tsisy KILEMA dia hoy ireo Fariseo sy Sadoseo hoe sekta... suite
répondu par xxxw le 22/08/2010 05:55
andrywui ( 11/08/2010 13:44)
Ahoana ny fomba hanampiana ny Katolika II
Naveriko eto ilay tetsy ambany fa misy tena lehibe tsy voavaly ry zareo a! misaotra alou tamin'ireo valinteny momba an'ireo "SARY VONGANA" tompoina !...... - FA NY MOMBA AN'IREO FATY TEHIRIZINA AO VA... suite
répondu par badluck le 21/08/2010 07:10
andrywui ( 09/08/2010 14:37)
Misy mahamay ndray ao matoa tsisy hita miwouwouwou eto ry zalah be wawawa ...
- Inona no mahamay ??? - Ity dinika santatra efa nakatoavin'ny UI , - Ity dinika sy loabary atao etsy Iavoloha , - Ity Harinaivo nahatsapa petsa dia niova palitao orange , - Ity rawix niverina nana... suite
répondu par andrywui le 12/08/2010 13:17
andrywui ( 09/08/2010 10:56)
Ahoana ny fomba hanampiana ny katolika ?
- Efa sahy mandefa dinika direct Mr Heriniaina Eugene zany a !... - fa ahoana kosa hoa ny fijerinareo amin'ireto sary vongana bediabe ivavahana sy orohan'ny Kato ireto ? ara-baiboly ve ireo ? --- ... suite
répondu par badluck le 21/08/2010 07:13
andrywui ( 09/08/2010 10:46)
Tsary mamely ity and CO ty kah ! ..." hiverina amin'ny asako taloha ndray ah zany" ..
'' Aiza ka ny olona faranze nitokisana indrindra no nivadika ve de mbola hatoky an'io ah ??? sanatria !!!... tsy mamely io valilahy !! mifohaza enao valilahy .... -- Iza no natokisan'i dada indrindra... suite
répondu par xxxy le 10/08/2010 17:09
andrywui ( 09/08/2010 10:38)
ZAVA-DOZA SY ATAMBO RY RETO A ... inona ity Raharinaivo a ! oouuudddrryyyyyyy....
NIFAMOTOTRA NY TANY SY LANITRA rey olona a! vonjeo fa zava-doza be mbola tsisy teto antany ity !!!!!!!!!!! fa nisy inona , fa nisy inona ????? -- Nanohana ny HAT i Raharinaivo Andrianatoandro izay ... suite
répondu par ronaldo09 le 12/08/2010 07:19
andrywui ( 04/08/2010 17:00)
mbola mandinika ny oul aloha e!..
Ny omby aza mandinika rehefa mikaly ..... --- fa rehefa hita kosa fa tafa ny kozy sy ny ainga rehetra de lasa zao !! raha tsy tafa mou de innn mou fa ny amboa aza miverina amin'ny loany ndray e ....... suite
répondu par Rabaradaka le 11/08/2010 10:12
andrywui ( 02/08/2010 09:27)
E,E,E ...! tena vonona sy tapa-kevitra mihitsy ah ry lereto a!!!... ny antony ??
-- Tena an'ny fianakm's nay oa le orin'asa mpanao GOOD LOOK namboarindry zalah HAT tany Chine ireo !..... petsa ny fianakm's !!! nivoaka perte ny chiffres rehetra !!!.... ---Kozina an'izany ry Rabitr... suite
répondu par zigzag le 05/08/2010 06:25
andrywui ( 31/07/2010 08:50)
DECISON LEHIBE : - Tapa-kevitra amin'izay ah ry reto fa hivadika TIM and co amin'izay a!... hon hon hon
tena marina anie zany e !... ---Rapika no efa nokoziako an'izany fanapahakevitra lehibe sy matotra izany ka faly be nedala !.. --Ka manomboka anie de akamanareo amin'izay ah letsy diloo sy xxwx sy... suite
répondu par xxxy le 10/08/2010 17:07
andrywui ( 30/07/2010 14:16)
Efa io ny DINIKA SANTATRA a ! aza mifanome tsiny !!!!
-- Zay tapaka amin'io dinika santatra io araky ny tenin'i Chissano de eken'ny Firenena Mikambana sy ny UA ny UI ny UE , satria izay no nanirahana andry zalah hakaty ny hampanao an'io dinika santatra i... suite
répondu par xxwx le 01/08/2010 13:25
andrywui ( 30/07/2010 09:34)
Maty letsy ny serasera politikatsika Billy fa MIJANONA A ...
-aza mihaino ze fanaratsiana sy ompa ataon'i xxwx sy i zigzag elah letsy billy fa mijanona a!... ze feticon ve no hampandeha anlah le !! - aza miala tato zany letsy a! ... -fa inona no tena olana e ... suite
répondu par xxwx le 01/08/2010 13:20
andrywui ( 26/07/2010 13:52)
Henoy tsara ! fa mazava tsara ny toe-draharaha amin'izao !
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=j6wlbIkog1A[/youtube] henoy tsara ny lazain'i President dia aza miteniteny foana intsony ! ... suite
répondu par bazylou le 29/07/2010 14:44
andrywui ( 26/07/2010 10:36)
Jereo tsara ity a! bunker nataon'ny Amerikan hamonjena aina am 2012 ...
Nanamboatra an'ity BUNKER ity ry zareo Amerikanina (bunker = trano ambanin'ny tany) - ka raha te hividy aina izany amin'io 2012 io hony dia 50.000$ ny miafina ao ! efa assuré daholo ny rehetra rehetr... suite
répondu par Miharena le 02/08/2010 10:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0369