Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i andrywui, milahatra araka ny daty
andrywui ( 26/07/2010 10:29)
zama91 sy i noue hon hon hon hon ....
Inona marina ny Mistery fonosin'ireo anarana roa ireo ry reto a! -----misy oul milaza fa antsoinlety amin'ny 23h sy amin'ny 6 du mat ony le oul !!! kay tsary nety ony le izy fa ny vadiny no nadray ... tohiny
novalian'i fafane ny 24/08/2010 13:36
andrywui ( 26/07/2010 06:59)
Tohin'ilay 21/12/2012 nalefan'i 3188 ity !
Tsy misy olombelona ka mahafantatra ny fiafaran'izao tontolo izao ! ary marina tokoa fa na ny Zanaka aza dia tsy mahafantatra ! - Fa ho avy toy ny mpangalatra aho hoy izy ! --- fa kosa ity evenement... tohiny
novalian'i ouioui ny 23/08/2010 19:47
andrywui ( 26/07/2010 06:07)
Ny gasy anie ratsy loha e! ory hava-manana , mpiatsara-iveletsihy ....
Ka izay no taoko hoe tsy hiverina ho neutre zany mihitsy ireo miaramila ireo ..! -- satria raha vao miova loko hafa eo io fitondrana io de tsisy afa-tsy ny hanagadra any Tsiafahy ny miaramila amperi... tohiny
andrywui ( 25/07/2010 11:26)
iza amin'izy telo lahy ireo no tena be vinany e ? Mpandrindra: eugene, hery, ravatorano
zay dinika alefa rehetra misy mamafa daholo ,ze alefa misy tanana manala daholo !!... ggggrrrrr !.. -zany hoe niova famindra kely ndray zany ny serasera ka najanona le resaka fanesorana PS sy fi-blo... tohiny
novalian'i xxwx ny 29/07/2010 21:38
andrywui ( 02/07/2009 19:53)
dia sanatria ve,aza hitako
Le président mauritanien renversé par l’armée a été remis dans ses fonctions la semaine dernière. Le président de Honduras chassé du pouvoir dimanche par l’armée sera réinstallé à son ... tohiny
novalian'i fijo ny 03/07/2009 20:12
andrywui ( 02/07/2009 19:13)
mangataka an'i safo hery e
tsy inona akoary fa malaza izao ny assises dia amba tokony asiana assise koa ny serasera politika ... tohiny
novalian'i pikatti ny 04/07/2009 12:56
andrywui ( 30/06/2009 19:29)
IZAHO TENA IZAHO ITY RAHERY A! MISY HAFATRA KELY TY !
Tsy de be kozy amlah tsony aloha Rahery izao satria tena hitako elah fa be fo be ! ka izao e! --noheverin'i hery ve zao fa ho ankalazaiko be tato ny nanesoranlah an'i general tato?? tsia bainnn a ... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/07/2009 17:33
andrywui ( 29/06/2009 12:42)
salama tsy marofy izy roalahy, iza ary hahahahaha
izy 2lahy no lehiben'ny FIS, d so misy milaza ndray eo fa leben'ny zanakalahin'i dada zany fa maramila zany, d kay ry zalah tsy naratra akory fa mpandainga fotsiny ny TIM, iza ary zany OOOO...... tohiny
novalian'i yuka ny 30/06/2009 13:23
andrywui ( 29/06/2009 11:33)
en fin une reconnassance pour tgv a lybie
Any Libye no atao ny fivoriam-be afrikana ka hanatrika izany ny Filoha RAVALOMANANA Marc! Etsy an-daniny dia naneho ny heviny manoloana izany ny Hat t@ alalan'i Nyhasina njemanjato! hoy izy: tsy h... tohiny
andrywui ( 29/06/2009 11:06)
efa miha mandroso be dago tao anatin'ny 3mois
SAROTRA KOSA RY ZALAHY TIM NO MITENY HOE TSY EFA NIHAMORA NY ppn EFA MANOMBOKA NY FANAMBOARANA HOPITALY EFA MANOMBOKA MAHAZO INDEMITE NY RASIL EFA HOAVY TSY HO ELA NY RESTO DE COEUR HAMIDY NY AIR ... tohiny
novalian'i locl ny 29/06/2009 11:09
andrywui ( 29/06/2009 09:28)
inn faripahaizan'ny mpametaka afisy zé malala?????
apetrako ary ny fanontanina amintsika mpandalina politika manao hoe in faripahaizan'ny mpametaka afisy eto @ serasera, d iza ary io mpametaka afisy io rah fantantsareo hahahahaha petsa ndray elah ry t... tohiny
novalian'i menalamba ny 29/06/2009 11:47
andrywui ( 29/06/2009 00:03)
fisaorana maka telina no atolotro an 'i HAT
MISAOTRA AN DADA NIVIDY MIALOHA IRENY FEU D'ARTIFICE TOKONY AMPIASAINA TAMIN'NY SOMMET DE L'UNION AFRICAINE IRENY FA NANANA HOVANTANINA TOKOA NY FAT MISAOTRA AN DADA KOA NAHAZO INY MERCEDES BLINDE I... tohiny
novalian'i pikatti ny 29/06/2009 10:00
andrywui ( 27/06/2009 21:01)
misy fianakavina mivadika fa tsy manaiky ny jadona ato
mitohy ny tolona i etazonia aza nanana ny puissance militaire nahatsiaro naharary ihany tany irak noho ny inona ? http://www.youtube.com/watch?v=6JSeopcA2L8&eurl=http%3A%2F%2Fwww%2Efacebook%2Ecom%2F... tohiny
novalian'i diloo ny 29/06/2009 14:34
andrywui ( 27/06/2009 19:35)
OUSSSY E ! 07 JUIN ,23JUIN,26JUIN NANGATAHAN-RAHERY E
Dah mahay maminany tokotca e sefonay toy carO ! dah fantany aby e daty hipôirandraha aby à madagascar atoy ca! ha ha ha !! azafady fa nanao teny betsirebaka kely aho fa teny malagasy daholo zany ... tohiny
novalian'i andrywui ny 29/06/2009 15:23
andrywui ( 27/06/2009 03:40)
lasa ra8 dia manomboka tafa ny gasy
izao le vita apres 26juin efa ho 3mois mahery no nitondran'ny hat dia hita sahady fa efa manomboka mandroso i madagascar ,lasa nihamora ny vidimpiainana ny miaramila no nahazo ny interet voalohany ... tohiny
andrywui ( 26/06/2009 21:34)
malagasy vonona hitraka
vonona ny zatovo hanohatra hatramin'ny farany ny jadona,ny tsy rariny , @ endriny rehetra,ny fandranahantany @ endriny vaovao izay ataon'ny reny malala,ny fanaovana baranahin'ny harem pirenena @ ireo ... tohiny
andrywui ( 26/06/2009 04:20)
Madagasikara tanindrazany tany sarobidy masina tokoa...
Madagasikara tanindrazanay, Tany sarobidy masina tokoa, Lova soa nomen'ny razana... Maty ho anao no tena lazanay Mitsangana ry [b][u]T[/u][/b]anora mala[b][u]G[/u][/b]asy [b][u]V[/u][/b]onona Mij... tohiny
andrywui ( 24/06/2009 03:32)
tsy mila gtt mpanavakavaka izahay gasy aty dago
http://gasikarasahy.blogvie.com/2009/06/19/les-tsalo-de-paris-la-race-de-cro-magnon-daltonien-aigu-en-photos/#more-125 tonga masiaka eto aloha,tonga dia petsa eto ireo gasy tia tena ato :-D :-D :... tohiny
novalian'i xxx ny 24/06/2009 11:35
andrywui ( 23/06/2009 18:23)
Raha maharary ny voatifitra basy de mijanona any atrano
Andrywui2 ihany ty tompoko ! ha ha ha ! efa misy ho lasa adala ato am forum ato fa kely sisa e! tsy fantatra intsony izay rainy sy zanany fa fianakam's raimanotolo ry lerony no tafiditra mampiesona ... tohiny
novalian'i general ny 26/06/2009 11:55
andrywui ( 22/06/2009 18:01)
faly be ry andrywui sy ny ankohonany fa ...
noteren'i general izahay ankohonan'i andrywui hanohana an'i tgv ka dia tsy maintsy manohana izahay eto :* :* :* ho ela velona anie tgv malalay mianakavy :@ :@ :@ ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0409