Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i andrywui, milahatra araka ny daty
andrywui ( 22/06/2009 09:21)
2ème VAOVAO MAHAFALY HO AN'NY TIM TY E
politika Vondrona SADC Handefa mpanelanelana Haniraka an’Ing. Joachim Chissano, Filoham-pirenena Mozambikanina teo aloha indray ny Vondrona SADC hitarika ny fanelanelanana amin’ny fitad... tohiny
andrywui ( 21/06/2009 20:44)
hafatr'i andrywui ,bonne fete dada ra8
efa nafaran'i oui oui izay fianakaviany hanohana an'i tgv na dia pro legaliste aza ,ka dia manomboka androany dia manohana an'i tgv ,izahay misaotra lesy oui oui a ... tohiny
andrywui ( 21/06/2009 09:43)
atsangako rangah ny sainampirenena eto @ serasera a!!!!
otrany nasian'i hery olana ilay fifanarahanay d nangalarin'ny mpiondana ny saina napetrakin'ny ralahiko halloween teto maly, misy aminareo no manontany anay @ alalan'ny hafatra manonkana manao hoe nan... tohiny
novalian'i xxx ny 22/06/2009 09:00
andrywui ( 19/06/2009 15:14)
ankoatra ilay napoakan'ny TIM tao am leader price d jereo ty
Ora farany Baomba iray hafa Araka ny vaovao azo avy amin’ny mpitandro filaminana, nisy baomba namboarina hita teo Ankorondrano, am-pitan’ny Jesosy Mamonjy, eo amin’ny toerana fitobian’ir... tohiny
novalian'i pink ny 20/06/2009 20:33
andrywui ( 19/06/2009 06:21)
naverin'i hery ihany ny IP anay mianakavy
tsy hita moa ry zareo fa rehefa manohana an'i tgv izahay eto dia misy mitady hisakana foana ,hany ka rehefa mba hifanoratra eto @ serasera izahay mianakavy dia mifanao fotoana mihitsy mankany @ cyberk... tohiny
novalian'i general ny 19/06/2009 12:00
andrywui ( 19/06/2009 05:27)
ty ndray ny an'ny mpinounou vali ny le mali hahahahaha......
Gare aux intox ! Toutefois, par les temps qui courent, les rumeurs et intox de tous genres circulent abondamment, semant un désarroi certain au sein de l’opinion. Hier encore, une autre inform... tohiny
novalian'i xxx ny 19/06/2009 12:16
andrywui ( 18/06/2009 18:03)
voaroaka tao @ ambasady gasy paris gtt vive hat tgv
araka ny vaovao nambaran'i bazylou ahy sur sms teo dia hoe azon'ny hat ihany ny ambasady gasy eto paris ,vivetgv ho ela velona anie ny fanjakana democratie petsa eo fa ataovy moa e... tohiny
novalian'i fijo ny 18/06/2009 21:54
andrywui ( 18/06/2009 17:35)
hongotanay tsy ho ela eo @ magro ny tim kamboty ray
dia tsy raharahanay sy fa hoavy indray ry sarla sy ny akolita hisafosaho ny tim eo @ magro petsa jiaby ny apela hanaovan'i sarla azy :* :* :* ... tohiny
novalian'i fijo ny 18/06/2009 21:57
andrywui ( 18/06/2009 10:17)
izahay oui oui dia manao fanambarana fa hanohana an'i tgv
tsy miala @ maha tgv anay aby izahay ireto na dia efa nosakanan'i sefo hery aza ny famille na (IP) ka noho izany dia manao fanambarana izahy fa tsy hiala tgv mihitsy :* :* :* ... tohiny
novalian'i pink ny 20/06/2009 20:41
andrywui ( 18/06/2009 07:44)
hiverina ho eto @ serasera indray izahay tgv mahery fo
rehefa avy nandinika sy nieritreritra izahay mianakavy fa hoe nosakanana ny IP dia nanampakevitra ny hifona sy hilela paladia ny mpisera rehetra eto ,indrindra fa ny mpanohana an'i tim sy ny sefobe he... tohiny
novalian'i essera ny 18/06/2009 12:35
andrywui ( 17/06/2009 19:04)
Tena vrai andrywui ity ! efa herinandro ah zay tsy niditra e
Tsotra fotsiny ny teninay e ! herinandro ah zay tsy teto !!! mazava angamba zay fa mbola misy resaka foana mantsy eto !! --herinandro andrywui zay tsy niditra teto tsony rahats androany ndray !!... tohiny
novalian'i general ny 18/06/2009 09:39
andrywui ( 17/06/2009 02:38)
fetinao androany hofatsiarovana hindramiko ny...
samymahalala an'io hira io angamba rah mbola malagasy teraka sy lehibe tany dago an! hatreto zany d petsa elah ry mpaminany sandoka, d mitenena ndray elah zavatra hafa fa na tsy mandeha eto tsony aza ... tohiny
andrywui ( 13/06/2009 17:50)
MANAO VELOMA NY OLONA REHETRA TO AHO ZANY
RAHA TSY NILAMINA TAMIN'I GENERAL IANAO MANINONA ARY TSY NY PS NY NO NESORINA FA TSY NY IP NAY ATO ATRANO !! SAMY HAFA PS ZAHAY FA IRAY IP !! Tsy olana fa rehefa tsy tianao ho eto intsony ny tenan... tohiny
novalian'i xxx ny 15/06/2009 07:47
andrywui ( 13/06/2009 14:22)
HIALA TSY HO MPISERA AM POLITIKA TSONY AHO RAHA ..........
MANAO AHONA DAHOLO ISIKA NA TIM NA TGV !!! --Efa betsaka angamba isika no naheno ny vaovao momba anay !! misaotra ho anireo izay nandefa mesazy nanotany !!! --ho lazaina eto ny marina rehetra !... tohiny
novalian'i xxx ny 15/06/2009 11:38
andrywui ( 09/06/2009 20:19)
IZA NDRAY NO MANARAKA FA TOA NITSEFOTRA COMESA E
HA HA HA !! iza ndray ny manaraka hampidirina eto M/car hamotika ny Tanindrazana malala amin'ny Bombe sy ny napalm (grenade mandoro) fa toa nitsefotra sy hitsefotra ndray ty comesa nadrandraina ty e! ... tohiny
novalian'i essera ny 10/06/2009 09:29
andrywui ( 09/06/2009 17:52)
Nofy sisa le:"faly aho ,tena faly ah e, faly ah ry reto a!"
Ko raha tsy zay ahafaly anao no ataon'ny olona lava eo kou !! eny e ! tsy koà raha faly ianao fa mba niadana ny vahoaka !! mety zay ! fa ianao faly nefa ny pokna jihatry ny hanoanana !! ----z... tohiny
novalian'i xxx ny 10/06/2009 00:06
andrywui ( 09/06/2009 09:19)
Efa nahazo grace tamiko letsy i HERY ry Locl sy mlammm a !
Hay tokoa ry Essera tsy fantatrelah ny vaovao omaly ?? nomeko grace omaly letsy Hery fa hitako mampalaelo be lery a !! --sady izy efa nanaiky fa diso tamle teniteny foana nataony de nekeko !! ka a... tohiny
novalian'i xxx ny 09/06/2009 21:54
andrywui ( 08/06/2009 12:04)
innn no hiraharahiann'ny comesa sy ny amerikann e!!
Efa hitan'ny firenena rehetra anie fa izy Ravalomanana Marc mihitsy no nanolotra ny Fitondrany , Nidemission, zany hoe niala tsy ho Filohan'ny Malagasy intsony !! fantatry ny firenendehibe rehetra... tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 09/06/2009 16:39
andrywui ( 08/06/2009 10:54)
SALUT HERY !! AIZA ISE RAMOSE AMZAO MINITRA IZAO ?
MIALA TSINY AHO ALOHA RAMOSE FA MIALOHAN'NY RESAKA DE METY HANOKATRA HEVITRA HAFA AMIN PS [b]HALLOWEEN[/b] NA [b]KALACK[/b] AHO FA IZAHO IHANY IREO A ---ka tsy manomboka ny fety raha tsy miseho e... tohiny
novalian'i milamm ny 08/06/2009 23:58
andrywui ( 06/06/2009 08:31)
TSY MILA RAVALO MIHITSY M/CAR E! LEO , TOFOKA
Ny vahoka nampahantraina , ny tantsaha tsy notsinjovina(vava no betsaka) , ny karama nidina fa tsy niakatra , ny fampanantenana poakaty daholo , ny olona sady efa sahirana no gadragadraina daholo , ny... tohiny
novalian'i tazia ny 07/06/2009 20:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2217