Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i andrywui, milahatra araka ny daty
andrywui ( 12/05/2009 14:36)
Miandrasa ny proclamation nle faminanianao afaka 27jours e!
D'efa toro hevitra ho anao ty ry tsy tononiko !! --ato ho ato mandrapahatonganlé fotoana nolazainao fa [b]hidabohan'ny HAT[/b] sy [b]hiravan'ny TGV tanteraka[/b] ka hiady antrano sy hiongana ho azy... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 12/05/2009 22:50
andrywui ( 12/05/2009 10:08)
FILAZANA LEHIBE ETO AMIN'NY SERASERA ANIO 12/05/09
[b]FILAZANA LEHIBE ETO AMIN'NY SERASERA ANIO 12/05/09[/b] IZAHO ANDRYWUI DE MANAO FILAZANA LEHIBE ETO FA IZAHO IHANY NO PENGUIN MBA HAMPIFANDANJAKO NY HERY POLITIKA ETO ZANY NO ANTON'IO PS KO ROA... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 13/05/2009 17:52
andrywui ( 12/05/2009 09:40)
Ravalo ihany no tompon'ny capsat sy nampianatra azy ireo
Ravalo ihany no niembauché an'ireo capsat ireo sy nanome formation andry zalah oe rehefa misy manohitra ny Fanjakana an , de izao atao ,tonga de sambory de ampijalio de gadrao ataovy fay mihitsy ry c... tohiny
novalian'i xxx ny 12/05/2009 10:44
andrywui ( 11/05/2009 17:09)
Antso ho an'i HERY ty! mbol mipetrak tsar h@zao le 3mois an?
Rehefa tonga eo i Oay de mbola hanamafy ity antso filazana ho an'ny mpisera sy indrindra ho an'i Hery ty !! -Ka hatramin'izao zany aloha ry ingahy mpiandraikitra de mbola mitana lay teninao oe tel... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 11/05/2009 21:37
andrywui ( 11/05/2009 13:59)
Mpetraka tsara sy hendry be ny TIM fa mataoatra Sarla !
mipitsapitsa kely eny antsisiny tsy sahy mikozy be tsony ny TIM fa mataoatra CHARLES !! hi! hi! hi! ny ato amin forum sisa no mbola be vava xbe satria mahatoky tena fa tsy hitan Charles ny ato , sady... tohiny
novalian'i halloween ny 11/05/2009 18:56
andrywui ( 08/05/2009 14:50)
Mila mihenjana tsara ny Fanjakana fa be loha ny TIM
Tsar mihitsy aloh nisian'io ra-charles io amzao tsy afa mikofoka mitsy ra- TIM kely fa manjokaiky mitampif^pify kely daholo ee! tena tsy mihetsika sy tsy miteny mihitsy anie !! ny TIM eto amin Forum ... tohiny
andrywui ( 07/05/2009 17:44)
be taim-bva be raveloson constant nef mora miforitr !!
Mbol ts voaitifitr akory fa vo ambana sy fampitahorana no atao andry ra-constant d'efa latsaka daholo ny tao anaty pataloh !! mbol aiiza izy zan e !! ny vava anefa mipoapoaka be ery teny amin Magro !!... tohiny
novalian'i xxx ny 08/05/2009 23:01
andrywui ( 06/05/2009 16:46)
tsis zandary miandry tson ny RN ,malalak ny mpivaro dronono
Miaina tanteraka ny vahoaka any amin'iny faritry Ampahatromà , Betafo , Soavina , Ankazomiriotra , Mandoto iny fa rehefa mitondra ronono hamidy taloha de tsenain'i zandary eo Ampahatromà na eny Ampi... tohiny
novalian'i reeves ny 07/05/2009 15:18
andrywui ( 06/05/2009 09:15)
TIKO vaovao vita tavaratra sady morabe -50% amin tena TIKO
Rehefa milammm ny andavan'andron'ny vahoaka ka tsy mividy menaka 30.000f/l na vary 9.000f/kg na byba 120.000f/kg toy an'ny TIKO teo aloha tsony izy de zay no tanjona !!!! milamn aloh ny vahoaka de ze ... tohiny
novalian'i xxx ny 07/05/2009 00:12
andrywui ( 05/05/2009 17:56)
maninn ra miala tato na manova ps fa ts mtenten foan ny TIM
Tena toro hevitra ty ry zareo a! maninnn hoa rah miala tato aloh ao anatin'ny fotoana vitsy de manova ps tanteraka mihitsy rah mbol te hiresaka ato !! f ny fahitako azy an !! de mbola tehiresaka sy ha... tohiny
novalian'i xxx ny 06/05/2009 13:03
andrywui ( 05/05/2009 10:55)
rehefa mody fannnn ry penguin de akombony ny vava a
Inonnn no hidiran'ny fifampidirana sy fifanarahana ara tsosialy ny zava panahy ry nandra a! ny an'i Ravalomanana andrangah de tsotra !!! tsy sahy miantso hoe Jesosy Kristy na Jehovah (nom propre) in... tohiny
novalian'i Oay ny 06/05/2009 05:41
andrywui ( 04/05/2009 08:13)
iRINAH avy moa de tsy haindry penguin kou !!!
nefa politika no hilingilingina hatao ko !! rehefa tsy maharaka vaovao ry papa xde aza mifanotanitany eto fa mitadiava source any toi a!!! ianao kou toa efa vizan'ny manohitra fanjakana lava de mitent... tohiny
novalian'i penguin ny 05/05/2009 13:41
andrywui ( 01/05/2009 08:12)
Rah ts bedin'i Oay ah de mbol nimeme b tet androan 1er mei
Bon , tsisy meme androany Mirana a, :* sad tsis Amboja kou ozy bazylou sy Salopard fa reraka ny tomany tamin nahalasa an'i Ndafy ny Tim ka mbol difotr'alahelo , donk ! tsisy rangitra anio tontolo fa ... tohiny
andrywui ( 30/04/2009 12:01)
Efa oe aza mitapitapy mits alou ato ho ato fa mpetrah tsar
tenenina foan ny Tim fa ehééé ! henoy zan ra hazondamosiina anarina foan ry Tim sy penguin fa de rano andamosin gisa e !! lazaina foana ze logik sy mba zavatr réeel fa eheeee , ny tsy fahatokis... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 21:58
andrywui ( 30/04/2009 07:45)
hi !h i!hi !hi !hi !hi hi ! tsis mmme amampaty eo nancy a!
hi hi hi hi hii!! tsis mmmme amampat tson alou eo fa ny zandrin'i dada no mapmé ah lé izy mbolotsak kilaty tam lé vositona hivoaka iny ! mafy loha be loatra ka ! raha mafana taloha de ekeko fa rah ... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 12:59
andrywui ( 27/04/2009 14:10)
(vaovao farany) = Ho ravàna ny antoko politika TIM !!!
Efa mandeha ny procedure rehetra hanafoanan'ny fanjakana tanteraka ny antoko poitika TIM ! ka mananararaota faramparany mikozikozy be ato ry Penguin fa efa tsy existe tsony zany TIM zany a !!! ... tohiny
novalian'i xxx ny 27/04/2009 20:23
andrywui ( 27/04/2009 09:40)
Manajà ny Mpitondra anareo , omeo fanajana avo roa heny !
Asa na iza no afaka hanome ny toko sy andininy misy io tenin' Andriamanitra hoe : "manajà ny Mpitondra anareo ,sy lay hoe : omeo Fanajana avo roa heny ny Mpitarika anareo !!!" --de noho ny TIM mano... tohiny
novalian'i sapele ny 28/04/2009 11:18
andrywui ( 27/04/2009 07:13)
Hotohizana ny vidimbary mora ary tsy ho tapaka intsony !
Mba hampilamn ny fiainambahoaka sy hananny fahefa-mividy aradalana, dia efa miala any ny vary mora zay ezahina aminity ndray mitoraka ity ahahenika an'i M/car manontolo indrindra ny eny ambanivohitra ... tohiny
novalian'i pikatti ny 29/04/2009 00:14
andrywui ( 25/04/2009 21:11)
Ary maninon rah mba mitondr baramin otranay taloh koa e
Fa hono tokoa hoa ry zalah TIM reto ! maninn ry lereto rah mba mitondr baramina sy barapins sy lapika sy famaky otran tgv taloha le tsisy manampy reny ndray koa laisany e ! taminreny anie tena efficac... tohiny
andrywui ( 21/04/2009 08:02)
Tena vita ve zan ny am' Penguin ?? nefa tena namako be iny
Tena hisaona herinandro aho ry reto fa haiko tsara fa tsy ho tafavoaka velona any iny bandy iny !! sady iny koa manao bebe famaliana sy mafana fo be ka mety ho faty any iny ... tohiny
novalian'i molota ny 22/04/2009 05:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0513