Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i andrywui, milahatra araka ny daty
andrywui
(
17/03/2009 11:39)
TONGA ARY TY LAY ANDRO VOLAMENA KA AIZA ABY NY ANKIZY O
de tonga tokoa ary ty ray olona lay fotoan-dehibe zay efa nandrasantsika mianakavy ! koa dia faly miarahaba atsika rehetra nahandro nahamasaka sy nitoto nahafotsy zany izahay voalaza anarana eto amban...
tohiny
novalian'i aloalo ny 17/03/2009 14:35
andrywui
(
16/03/2009 16:45)
Hiangavian mb hamoaka PS daol amzay isik zan manombok zao
Mba tsy hisian'ny fifanjevoana sy ny tsy fahafantarana intsony zay tokony ho valiana zany de tokony mba hamoaka PS foana zany isika mpisera rehetra eto manomboka amizao andro volamena izao e !!! fifal...
tohiny
novalian'i caprio ny 17/03/2009 06:37
andrywui
(
16/03/2009 13:48)
Maninnn mo! aleo ho eo! agnay mafana ,moa anareo mibonoka !
Rehaef samy mifangizan de aleo ho eo zany ko innn mo !! iza no ho terena eo e!! iza no ho forcer na tsy maintsy hanao anzaroa na izatsy !! fa de aoleo ho eo ref samy mbola hiaino2 aloh !! a le fa...
tohiny
novalian'i andrywui ny 16/03/2009 16:41
andrywui
(
16/03/2009 09:33)
MANAIKY NY HANAOVANA NY REFERENDUM NY TGV ....
Raha mazava tsara ny fitsipika de manaoky ny hanaovana referendum ny TGV !!! satria na tiana na tsia de mbola betsaka Tim mitaùîfipify any nanonanonn any !! ka tokony hitovy ny isan'ny elements ...
tohiny
novalian'i penguin ny 16/03/2009 13:42
andrywui
(
13/03/2009 14:26)
Aok zay fa difotra ny Firenena! mahantra ny vahoaka madinika
Ny faniriako fotsiny de oe enga anie mba tsy hamiofo hianareo rankizy ato amin'ny serasera ka tsy hiditra hisera ato tsony , fa malaelo anareo aho aloh e!! (zao i Penguin ty efa tsy maketo tsony efa m...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 19:52
andrywui
(
12/03/2009 16:06)
nakaiza ny olon-tety e!!!
tsary misy hita tsony ny mpisera lety ee!! o lety ry artistika a! andao letsy tambatambazana fa tsy misy miditra eto tsony ny Tim a!! tsisy namana ane isika lahy eee!!! tezitra aby de midongy be...
tohiny
novalian'i virjiny ny 12/03/2009 18:05
andrywui
(
12/03/2009 15:40)
Faly aho reto aa!! tena faly !! faly ane aho oao eéééé !!
Mahafinaritra ery zao ny mamerina anzany teny malaza izany ato atrano ato !!! ato aho sady mihomehy be no miteny anzany !!! ha ha ha aha !!! sao de lazaina fa tsy mieritreritra na ratsy toetra ndray...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2009 20:49
andrywui
(
10/03/2009 17:02)
Niova dinika any amin'
Tsy de misy tazana firy tsony ry lerony fa de lasa nifindra lasy nangoron'entana nakany ami'ny "mitady tonokira",bizna serasera",resa-dehilahy..."sisa no mamatrapatratra any !!! ha ha ha ha !!! nga...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/03/2009 08:03
andrywui
(
09/03/2009 19:14)
AKAIKY NY FARANY DIA NANJAVONA TATO DAHOL A !!! HA HA HA
Aiza ry be vava tato !! aiza i Ntezeve ,penguin , Noue kely ,mirana , ifiona ... toa ts sahy nipoipoitr eto tson sa efa mandindona ny ahazo azy amiko eto sa marary any ampandriana any daholo(na mody...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 10/03/2009 12:11
andrywui
(
09/03/2009 08:17)
ANDASO KELY IANY KALONY FA HO AVY E! TENENO RAHERY
Lazao sefo Rahery ry zalahy fa ho avy oe ny henjana fa ho azo oe ny Fandresna ry sefo a!! ka aza misosoka alelo tsony oe de hitondrako ro patsa kely any sefo a !! ha aha aha aha aha ...
tohiny
novalian'i ratavao ny 09/03/2009 08:40
andrywui
(
08/03/2009 19:08)
MBOL MAMETRAK NY MIARAMIL NO TS MAHA ETO AHY VETY2
Mbola mametraperaka ireo miaramila miaraka amin TGV zany mboa mahatonga ahy tsy ho hita kely eto ato ho ato , fa hisy zavatra lehibe ho apoaka zany ato ho ato fa miandry ny ahafeno ny 20.000soldats ,f...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 08/03/2009 23:23
andrywui
(
05/03/2009 16:40)
mampahafantatr n olona n mpanao copie coller ah fa tsy nanao
Norma be koa aloha fa tsy maintsy ny TGV foana no nitifitra olona ,TGV no namono olona , de TGV no nanao copie coller tato !! ieeéééé ! niantso ny olona sy nampahafantatra ny mpanao copie colle...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 19:30
andrywui
(
05/03/2009 08:50)
Mihomana aby fa ho avy any ny RESERVISTES 2009
Efa tsy honohono tsony zany fa ef mandé ny faangonana cny olona hanao reservistes ka mbol tsy nandeha akory ny antso defa 5000mahy ngodabe no namaly ha!ha!ha! iiiiéééé !!! reservistes mihitsy...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 12:30
andrywui
(
04/03/2009 11:59)
Tamin'ny Filoha 3: Ravalo no ts nahavoa indrindr! fa be oaoa
Avelao ozy nareo ny mpitrongy vao homana hiasa !!! hiasa de hikarama anlay 28euro ve ??? zay ve no mba valikasasarany HIMO be nataony 1volana de io !!!? de tsy mba mitsetra ve hianao ,tsy malael ny ...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/03/2009 17:14
andrywui
(
03/03/2009 15:47)
ILAY MASININA HAFA KELY TGV TSARA TAREHY SADY MILOKO ORANGE
Ireo olona bedebe tonga teny am 13mei ireo ny TGV ireo !! mirifatra be !! mitsaky tsara ny frein -ny !!!! misy etage tsara tarehy be !! mandeha courant fa tsy mande lasatsy reraka otran TIM !!! zany ...
tohiny
novalian'i Andribe ny 03/03/2009 20:15
andrywui
(
02/03/2009 17:57)
Annie2006 a! tena faizo maf miitsy reo Ravaloiste reo lety a
Tena mahatoky anlah ah lety ry Annie2006 fa tena ho petahanlah mafy any mihitsy ireo Ravaloiste ireo anio kah !!! aza hitsitsiana rotsakazo mihitsy Annie2006 a !! fa ny zanaka tiana no hanarina sy f...
tohiny
novalian'i molota ny 03/03/2009 10:29
andrywui
(
27/02/2009 16:47)
HO VITA RAHAPITSO ZANY NY TOLONA KA ARABAINA E
de efa zay zany fa de tsy maintsy hoatao rahapitso daholo na ny fakana ministera na ny fakana ambohitsirohitra na ny fakana iavoloha ary tsy maintsy azo zany ireo rahapitso e !! fa defa mamangy atsik...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 22:32
andrywui
(
27/02/2009 09:25)
voaongotr tato ony iRangorivao69 ! le teny rats zan no motif
Tena asa aloh na resaka tena marina io Hery manasonia ao io na aona fa tena ratsy fiafara Rangory !! voaendy sa voaendaka zany lery e!! io no tsy tiako aminio teny ratsy io fa kay zan mora kely ny m...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 13:12
andrywui
(
26/02/2009 19:23)
Tafondro,TEZEVE,penguin! samy victimes-ny ompa sy ozona be
Tsy fantatra mihitsy zay nahazo an'i Rangorivao !! fa vao niditra tato aho io hariva io de fifamaliana be no tratrako tato !!! inona hoy hianareo ny antony ?? tapitra ompaompain lery daholo reo ban...
tohiny
novalian'i Andribe ny 27/02/2009 08:05
andrywui
(
26/02/2009 18:07)
BE MOKONDOHA LOATRA KA HO AVY NY TERMINATOR HAMARANA AZY
Ho ataonay mahita ny sarin'i Jakoba amzay hianareo Tim ireo sy ny Lehibenareo ireo sy ny Gvt tsy mamokatra anareo sy Ra8 manomboka izao fa [b]vita hatreo ny tambitamby[/b] sy ny filelafana mba hiresa...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 11:19
