Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i andrywui, milahatra araka ny daty
andrywui
(
16/02/2009 18:37)
Tsy mila huissier fa barre à mine,barre à pince, defa OK !
Tsy milamia anzany huissier zany tsony rapitso fa tonga de ny atiny no rasainay eo !!! hitondra barre à mine ,barre à pince , lapique , fotsiny ny TGV rapitso de vita de kabary OOOOO!!!!!!...
tohiny
novalian'i rataxx ny 17/02/2009 06:57
andrywui
(
16/02/2009 16:49)
Ala vao ho vakiana anie io e! tsy maika mits ny hisioka aloh
Aza mbola taitaitra aloh ka oe :maninnn no niverina eeeéé!! matahotra eééé !! zany ny aina eéé!! oié oié oié !! mila maharitra tsara fa ala vao ho vakiana ane izy ity sady Analamaozatra ...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:53
andrywui
(
14/02/2009 10:39)
ATO IHANY AHO FA MBA NIKAROBAOVAO E!!
Ngah moa de afaka ho aiza fa mba miodikodina rehefa mba tonga eto amin'ny tanana e!!! miakatra etsy de midina aroa !! fa inona foana kou no hiamorsen'i Noue ahy hamoaka sary hatramin'ny alina tsisy ...
tohiny
novalian'i ngoiha ny 16/02/2009 10:10
andrywui
(
13/02/2009 10:40)
Mody miafina ao ambadiky ny victime ihany i patron be zao an
Hita mihitsy oe fetsilahy Ravalo ty ka !! mody mamono botretra ,sy manjonetra sy malemy firesaka sy fiteny indray zao no fiady vaovaon'i ngah ry amzao ! tena gentil be ! otrn'ny tsy izy le be taimbava...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2009 00:20
andrywui
(
12/02/2009 17:47)
Kay ve voan'ny aretina mipitsaka ampataloha i Patron be eeee
he he he mande ny resaka , miely ny vaovao , mora miapita ny gazety de tonga eny atsofina eny ihany ny farany !!! fa hay ve ty patron laisany ry le penguin ,ngohia ,Noue ,tsinjo ,tsyafoi ,rangfory69 ...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 13/02/2009 10:45
andrywui
(
12/02/2009 16:47)
EFA NIAFANA VE NY TAZO AZO TAMN ORANABE OMALY RY ZALAHY ? ?
DE NAMPALAELO MIHITSY NY NIAFARANDRY ZALAHY TATO AMIN'NY FORUM TATO TANIKEO MARAINA !! FA TSY NISY TAFA TSANGANA TAO AMPANDRIANA !! NY SASANY TANY AMIN'NY HOPITALY !! NY SASANY ZARA RAHA NAHASORATRA ...
tohiny
novalian'i Andribe ny 12/02/2009 23:01
andrywui
(
12/02/2009 15:10)
tsara mitsy tsisy mpamaly reo lohahevitra xxx ireo
aiza ve ranga de izy Ravaloiste rehetra mihitsy no manao xxx !! fa iza no atahoranareo ato e!! sa mahana ny aina nalatsaka sa ny rà nolona mihosona amin tanana ?? maninona no kanosa ?? otrandra8 oma...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 13/02/2009 10:54
andrywui
(
11/02/2009 17:50)
TSY MAINTSY HIFARANA IHANY NY FITONDRANA FENO RA
na hanao moyen rehetra eo aza de tsy maintsy hirodana ihany ny fitondrana nasiana rà mandriaka toy izao ary tsy hamelan'ny vahoaka hanohy ny asany intsonyizy satria ny vahoaka no Andriamanjaka , ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 12/02/2009 09:27
andrywui
(
11/02/2009 13:45)
loza ty natahorany hatramin'ny TIM mpanohana azy marina !!
zany no tena oe vorondolo matahotra andro fa tena natahorany hatramin'ireo Tim mpanohana azy zany !! tsy nipoitra Ravalo fa nikamofla be tany atranony tany !! tsy natokisany hatramin'ny Tim marina ha...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 16:17
andrywui
(
11/02/2009 12:28)
25.000pers no eo mahamasina hoy ny RFI (vahoakabe!)
mba aza maniry kintana ka mibitabitaka toy ny zazakely sy mitagataga otrandry penguin sy ry Noue ,fa de ze olona notaterina 25.000 ve de ahafaly be ? ny mpiasampanjakana 2.000 noterena eo , ny mpitand...
tohiny
novalian'i tovogold ny 12/02/2009 08:42
andrywui
(
11/02/2009 10:31)
TGV nahavory +1.000.000 de pers ,RAVALO anio 82.000de pers
de misy mahita kintana mihitsy ry zalahy sasany oe olona betsaka be mibosesika be !! nefa anie de olona 82.000pers no omby ao mahamasina raha tena mifanitsakitro hatreny amin'ny terrain aza izany e!!...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/02/2009 12:52
andrywui
(
11/02/2009 09:54)
HOY NY PRESSE INTER OE MPAMONO OLONA FAOBE RA8
Tsy ny eto antoerana ihany fa ny firenena rehetra manaraka ny politika eto m/car any ivelany de vaky vava daholo fa genocide no nataon'ny mpitondra tamin malagasy !! ary na inona fiarovantena sy fial...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/02/2009 13:03
andrywui
(
10/02/2009 17:44)
NA HIVOVOH MAFY EO AZA DE MPAMONO OLONA E!!!
E fa hita eranizao ttlo izao fa mpamono olona mihitsy Ravalo ka ry vendrana isany ato mbola mitady hirika hialana ihany oe zao e zao e!! tena efa nampianarina tsy hitsotra ny marina mihitsy ve ??? efa...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 11/02/2009 07:24
andrywui
(
10/02/2009 16:12)
TSY MAINTSY HIRODANA NY FITONDRANA FENO RA ! !
Na hanao moyen rehetra hijanonana eo aza i Ravalo de tsy misy hevitra intsony satria tsy misy Malagasy hanaiky rà latsaka ka mbola ho Ray amandreny zany !! Ray amandreny tsy mananatra fa mitifitra ...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 11/02/2009 02:07
andrywui
(
10/02/2009 11:57)
NITSOAKA TATO AM fORUM DAOUL RY ASSASSINS
Aza mandositra tato ry assassins ireto fa ereto ze anaovan'ny olona anareo ato a!! mamon'ny rànireo olona novonoinareo anga nareo no mitsilailay any ? sa mbola te higoka ny ràn'ny Malagasy hafa ndr...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/02/2009 08:32
andrywui
(
09/02/2009 15:04)
TSY MISY HITA NY MPANKASITRAKA VONO OLONA TATO
Mahatsapa fa tsy ho voavela heloka mandrakizay anga no tsy mamkasitraka ity fandripahana ny vahoaka Malagasy ity !!! fa raha mbola misy rà Malagasy mikoriana ato amiko de ho melohiko mandrakizay it...
tohiny
novalian'i Andribe ny 09/02/2009 21:01
andrywui
(
09/02/2009 13:53)
mbola mila sorona maro fa tsy mbola ampy reo hatramzay
Mbola betsaka no ilaina amin'ny sorona hitazomana fahefana sy fitondrana ka tsy mbola eken'ny LOSIFERA ireo zaza 29 sy olona amampolony ireo !!! raha tsy feno ny nombres n' ràn'olona ilain'ny Satana...
tohiny
novalian'i heidi ny 09/02/2009 18:48
andrywui
(
09/02/2009 13:26)
MISAOTRA AMIN'NY ANTSO FA HO AVY TOKOA MOA
Mbola vao iray sy iray ny baolina zao ry le babakoto reto fa aza za no hanaovana titre manokana eto legonnn a !! voa nlaisany tamin'ny famonoan'olona aloha zahay zao e!! fa zahay ane tsy hamono olona...
tohiny
novalian'i Noue ny 09/02/2009 17:33
andrywui
(
31/01/2009 08:31)
HIJANONA KELY AHO ALOHA FA VELOMA RY ZALAHY !!!
i Andrywui ihany ity !!!za angamba aloha ry zalahy tsy hiserasera aminareo ato amin poliyila intsony aloha ,fa sarotra be le demokrasia fa misy mandefa email tsy fantatra aho ,ka aleoko mijanona satri...
tohiny
novalian'i klitika ny 31/01/2009 11:12
andrywui
(
29/01/2009 11:03)
Ny mpananararaotra no tsy voafehy fa tsy ny TGV
Aleo mba hamaly fa toa diso lalana isika rehetra ka miteniteny foana !!!
iza no milaza fa ny TGV no nibaiko hoe : ROBAO!! DOROY!! Iza no sahy hilaza fa nisy baiko anzany teny ankiaja na teny anaty ol...
tohiny
novalian'i andrywui ny 30/01/2009 09:25
