Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i andrywui, milahatra araka ny daty
andrywui ( 24/02/2009 22:43)
RAVALO AVERENO ANY IREO SADC IREO FA TSY ILAIN'NY MALAGASY
dieny mbol ts tezitra sy hifontana aminao ny vahoaka Raprezy de tsara aminao ny[b] mamerina ampahendrena ireo miaramila[/b] ireo fa tsy azo teren-ko masaka intsony ny Malagasy fa efa manana ny safidin... tohiny
novalian'i xxx ny 26/02/2009 12:28
andrywui ( 23/02/2009 14:57)
ha ha ha kobo kosa le fosika ANDRYWU e! ny ray ANDRYWUI
aiza letsy ty tsy ampy volana ty a! ny iray ANDRYWUI de ny anlah ve ANDRYWU de hitovy letsy fa tonga de kobo elah !! ary miomana ko fa ataon vrai penguin mahamay elah avy eo ... tohiny
andrywui ( 22/02/2009 20:44)
FALY MIARAHABA ANAREO AM FAHORIANA AH AM TALATA
Tonga de ho ataoko mialoha eto zany ny fiarahabana anareo sy fifandomam-bera anareo amin'ny Fahoriana amin talata fa efa vita fifanarahana fa hiala aminio zany Ravalo ony e !!!(tena zavatra marina ane... tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 23/02/2009 13:19
andrywui ( 21/02/2009 23:31)
HANAIKY NY FIALANY IHANY PREZIDA AMIN'NY TALATA ZAO ONY !!!
Araky ny vaovao re amireny olona TIM reny de manaiky ny hiala ihany ony zany iPrezida Ravalomanana! ka amin talata izy no mety hanao fanambarana hiala !! ka hanao fotoana iray makotroka hanaovana ve... tohiny
andrywui ( 21/02/2009 13:38)
Ary nankaiza le Andry TGV sy le Ravalomarc omaly reny ee !!
Toa nandalo fotsiny oa de lasa izy roalahy omaly ireny e !! iAndry TGV sy RAVALOmarc no anarany teto omaly !! nandalo teo amin'ny adiny iray teo ry zareo de lasa !! sa tena mety tena izy ve ireny ee!!... tohiny
andrywui ( 21/02/2009 08:25)
nakaia andro asabotsy tato aby ndray ary reny nandra reny !!
De gaga aho fa tsary nisy hita tato aby ry lerony !! nakaia anga sa nisy innn ndray halina ?? le klitika manko no nanofy nanoroka andravalo ony itonton halina !! hi hi hi fa ny sasany nankaia sa rer... tohiny
novalian'i andrywui ny 21/02/2009 23:16
andrywui ( 20/02/2009 19:12)
Jereo ny fahendren'ny vahoaka TGV tamle naka ministera ane e
Tena mbola tsy nahita vahoaka hendry otrnle tamn naka ministera iny aho na de nitsefotra aza iny !! fade nipetraka tsara ! tsy nila tenenina fa vahoaka hendry eh ! tena TGV marina no azo efa vonon'an... tohiny
novalian'i andrywui ny 21/02/2009 07:59
andrywui ( 20/02/2009 08:51)
NISY MADILANA KELY NOTETENINA FOTSINY TANY FA OK IO E!!!
Tena mafy sy tsy rariny intsony alou raha ny teny nataonareo ireo ahy klééé !! tadidiko daholo nareo reny Noueéé be vava be!! Yuka moa nitagataga be mitsy !tsinjo namparary fo be , Penguin nanozo... tohiny
novalian'i Noue ny 20/02/2009 14:55
andrywui ( 19/02/2009 18:18)
HOELA VELONA NY MIARAMILA E! 4 NDRAY RAPITSO A! DE 10 AVEO !
de zay zany e !! ny ranomaso oa atao betsaka firotsaka fa ity efa voay maty ity ka na tsy hoeny tsony aza rahapitso ny pokna de ny miaramila sy ny ministra tetezamita fotsiny de efa vita io !!! ny a... tohiny
novalian'i penguin ny 20/02/2009 10:55
andrywui ( 19/02/2009 15:10)
MIVERENA DAOL MO RY ZALAH FA DE ZA RERY VE SISA ETO !!
De tena hilentika tsy hiserasera eto tsony ve hianareo ry zalah reto a!!! de zah rery ve zany sisa no ho eto !!aza manaoanzany mo lereto fa tsy haninnn anareo ane letsy za e!! zao ny jus saika mba ... tohiny
andrywui ( 19/02/2009 14:48)
TSY EFA NITENY VE AHO ? AHOANA RY ZALAHY MARINA SA TSIA !
HE HE HE iANDRYWUI ane oa tsy miteniteny foanaze azon'ny vava toy ny anareo ato fa ze tena koz vrai ihany no ataony !!! hitako no tsary misy hita ato tsony ry le babakoto reny kay mitomany be ao dah... tohiny
novalian'i tsinjo ny 19/02/2009 16:16
andrywui ( 19/02/2009 11:12)
AKAIKY VE NY FARANY DE MANJONITRA RY TIM A! ALLEZ DEBOUT !
ha ha ha Mitantakolaka eo ambody ordi daholo ry Tim fa tsy mahasoratra tsony y tanana !! vahotra ve sa mangovitra sa efa mandindondindona ny vokatry ny tantara ooo !!! allez debout !! fa tsy ahavita... tohiny
novalian'i xxx ny 19/02/2009 18:38
andrywui ( 18/02/2009 22:36)
NY RAHAPITSO ZANY TSY HITSEFOTRA TSONY FA MBA HODY VENTINY E
Tena efa azo antoka zany fa tsy hitsefotra tsony ny antsika ry zalahy rahapitso fa tena hody ventiny amzay ahh !!!! be mba hifandom'bera kely zany isika ato amin forum rahapitso an !!! fa na izany a... tohiny
andrywui ( 18/02/2009 19:37)
hianareo variana miady amiko ato fa mba aiza i penguin ???
Variana manasa vangy amiko ato nareo fa i Penguin ane hatramle orambe nivatravatrta be le namely anlery tetsy mahamasina iny tokoa ane de nanomboka tsy salama lery de zao very tanteraka zao e!!! nidit... tohiny
andrywui ( 18/02/2009 16:55)
mait volana aloha'n Habib lereto ka! vo mnombok ne n lalao e
kilalao vao manomboka defa faly ny sasany ,mitagataga ny sasany , mifampitsetsetra ny sasany , miara mifanaiky be fahatany ato ny sasany !! de tenatsa misy saina hoa ry lereto kah :!!!!! efa hoe tsy ... tohiny
andrywui ( 18/02/2009 09:57)
he! he! mbol mitohy ny lalao!aza mipiakelik alou fa ho avy e
Ny mahagaga de mbola ao anatin'ny vava ady sy ny tolona tanteraka ny pokna amzao nefa ny ato amin'ny forum efa falifaly daholo otran'ny oe nandresy zany daoul !! he ! he ! mapme be daoul ireto sarimb... tohiny
novalian'i xxx ny 18/02/2009 13:16
andrywui ( 17/02/2009 17:34)
EFA AMPAOSY NY GATEAUX RY ZALAH FA NY MIHINANA SISA A!
Resaka efa vita ,fifanaraha efa maty paika ,fifanekena aradalana ,zany no resaka tam lehiben'ny Toby Ratsimandrava !! fa entina mlamn no nangatahiny tam TGV de miady ny lalao ,mifanaraka tsara ny tad... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 18/02/2009 10:54
andrywui ( 17/02/2009 15:40)
TSAPA2 VODIN'AKOHO KA TONGA DE ATODY,NY TAIN'AKOHO AN' TIM !
Sur zany alou fa atody no ho azo e!!! he he he tsy misy mahataitra kely akory alou ny zavamisy fa ny TGV tsy olon - gidragidra fa mandala ny marina sy ny filaminana !! tsy tia korontana be fa efa ak... tohiny
novalian'i mion ny 18/02/2009 06:37
andrywui ( 17/02/2009 12:42)
SAMBOBALALA MAIN'ANDRO TY FA AZA TAITRA E !! MITOHY NY LALAO
Aza mihevitra oe hijannn hatreo ny kilalao an !!sambobalala main'andro io e!! ny andro mbola ho lava ny alina misy hisainana ka tsy taitra fotsn klony ee! du calme !! he he he he ... tohiny
novalian'i Optik ny 17/02/2009 17:32
andrywui ( 17/02/2009 10:06)
EFA MANAKAIKY NY FARANY O! LAZON'ADY NO TENA MKAONTY
He he he !! Sambo balala main'andro ity ka raha tsy azoko anio de azoko ampitso ee!! ra nandamoaka ny anio ny ampitso mbola andro ,, rahafakampitso mbola andro tsara sy tena mety ,, ny afaka 1 vo... tohiny
novalian'i molota ny 17/02/2009 17:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0376