EFA AMPAOSY NY GATEAUX RY ZALAH FA NY MIHINANA SISA A!
1. andrywui
(
17/02/2009 17:34)
Resaka efa vita ,fifanaraha efa maty paika ,fifanekena aradalana ,zany no resaka tam lehiben'ny Toby Ratsimandrava !! fa entina mlamn no nangatahiny tam TGV de miady ny lalao ,mifanaraka tsara ny tadindokanga ,masaka ny lohomby (look's) ,ny mpihinanan sisa oa !! efa misy mangovitra sahady zao ry zalah ato amzany ee !!! nefa de tsy maintsy ho tanteraka rahapitso izany ry havana fa de ny ranomaso homanina fa ny tolona tsy maintsy vita e!
novalian'i tsiafoi1 ny 18/02/2009 10:54
2. Noue
(
17/02/2009 17:37)
dray dray dray ! ho hitantsika eo zany eee ! soahiany aho fa tsy mba mpihinana ny look's an'lahy zany aaaa! :-D :-D :-D :-D ny toby anie tsy an'i tgv eeee ! misy lalàna leisy mifehy an'io aaa !
4. Optik
(
17/02/2009 17:49)
andrywui:
EFA AMPAOSY NY GATEAUX RY ZALAH FA NY MIHINANA SISA A!
Lay gateaux nopehana tany @ Jumbo Score ve ?
Hano ary e!
Hankano aingana fa ngôde mitsonika ny crême!
:-D :-D :-D =)) =))
6. molota
(
17/02/2009 18:00)
Gateaux V dé atao any ampaosy? tena V miitsy letsy elah! aza TGVENDRANA ihany :-D :twisted:
7. xxx
(
17/02/2009 18:08)
andrywui:
Resaka efa vita ,fifanaraha efa maty paika ,fifanekena aradalana ,zany no resaka tam lehiben'ny Toby Ratsimandrava !! fa entina mlamn no nangatahiny tam TGV de miady ny lalao ,mifanaraka tsara ny tadindokanga ,masaka ny lohomby (look's) ,ny mpihinanan sisa oa !! efa misy mangovitra sahady zao ry zalah ato amzany ee !!! nefa de tsy maintsy ho tanteraka rahapitso izany ry havana fa de ny ranomaso homanina fa ny tolona tsy maintsy vita e!
gateuax gouté an ela eny @ 13mai io rehefa mitanin'andro ela sy akolitan ela,aiza le baramine eh,
8. klitika
(
17/02/2009 18:08)
andrywui:
Resaka efa vita ,fifanaraha efa maty paika ,fifanekena aradalana ,zany no resaka tam lehiben'ny Toby Ratsimandrava !! fa entina mlamn no nangatahiny tam TGV de miady ny lalao ,mifanaraka tsara ny tadindokanga ,masaka ny lohomby (look's) ,ny mpihinanan sisa oa !! efa misy mangovitra sahady zao ry zalah ato amzany ee !!! nefa de tsy maintsy ho tanteraka rahapitso izany ry havana fa de ny ranomaso homanina fa ny tolona tsy maintsy vita e!
Oay koa izany laingan'ty,
Fa angaha moa tsy tamin'ny fomba nilamina no saika hakana an'ireny ministera ireny teo? Saingy efa hoe zone rouge, sa vao novaina indray hoe zone orange ilay izy?
Aleo ange ho hita eo ny figadony rahampitso eh?
9. Optik
(
17/02/2009 18:15)
andrywui:
masaka ny lohomby
Lero malaky de karepohy mbaka ny taolana ; aza asiana sisa !
Tsy impiry hahazo lohan'omby elaisany efa zatra mihinan-dalitra omen'i TGV eo analagam! Araraoty!
10. xxx
(
18/02/2009 05:42)
Eo isika mahita izy !!!!
Faly aho... tena faly ... fa hilamina i GASIKARAKO

11. mion
(
18/02/2009 06:32)
Tsy hisy ministera hivoha zany eo.
Tsy ahita akory fa miareta tory, ty aho eto... haneneno ny matinareo de taizao tsara ny ankizy mba ho vanona.
tifirina indray ze miseho milay eo

12. tsiafoi1
(
18/02/2009 10:54)
Ny ahiako hitsonika anaty paosy ny crème ka zay vô hoe : Maty aho gâteau ko ! Ny pataloha misolitika, moa ny tena haingon-kanina nanjavona! Lafarinina miporetaka sisa asesika am-bava!