TSAPA2 VODIN'AKOHO KA TONGA DE ATODY,NY TAIN'AKOHO AN' TIM !

1. andrywui ( 17/02/2009 15:40)
Sur zany alou fa atody no ho azo e!!! he he he tsy misy mahataitra kely akory alou ny zavamisy fa ny TGV tsy olon - gidragidra fa mandala ny marina sy ny filaminana !! tsy tia korontana be fa efa akaiky ny farany oa ee!! efa manaiky mantsy ny lehibean'ny Toby Ratsimandrava fa tsy miditra ao amin ministera daholo ny olona fa vitsivitsy ihany no manao ny prise ao ! he he he fa milamn fotsiny hoah fa ny "resaka efa vita ny dina efa natao ary voady efa namasinina " ,fandaminana tsisy gidragidra sy mipetraka tsara sisa de vita kabary , fa tsy enjikenjehana toy ny vorivori-kena io ,he he he !! ary iAndrywui eto ihany manafay sy mampihinanana ze be loha eto ka mila ho petsaina !!
novalian'i mion ny 18/02/2009 06:37
2. andrywui ( 17/02/2009 15:54)
EFA MATY TSY NOKAPOHINA IO RY ZALAHY FA NY FISAONANA NO ATAOVY MAFANAFANA A!!!
3. tsinjo ( 17/02/2009 15:55)
:-D :-D :-D :-D :-D aza mampe letsy MONSIEUR LE MINISTRE A
4. andrywui ( 17/02/2009 15:58)
elaela lesy elah tsy tazana ry laty !! ho avy izy e!! zay fotsiny sady efa mafanafana rà mihitsy aho zao !!!! ho avy izy fa andaso kely lesy tsinjo !!!
5. Noue ( 17/02/2009 16:08)
dia inona no azo tao @ io fitsapana vody io ry wiwiwi ??? ta.y ve eee ??? ilay tain'akoho ?? dia mbola tsy leo ihany ve oooo ??? :-D :-D :-D :-D :-D
6. andrywui ( 17/02/2009 16:16)
Tsy mamaky tsara anga Noue ??? sa jamba sa pahina tsy hitanlah anga io oe atody ny an'ny TGV fa tain'akoho no mba voatsapan'ny tim tao de nohaniny ihany le izy fa neveriny fa sokolah ony !! sady tsapa maizina ko moa ko !! de niara nihinana tao ry Tim mianakavy !! de samy naheno natsiro hafahafa ony ry Nouesy Yuka sy Penguin sy ngohia !!! hi hi hi hi
7. xxx ( 17/02/2009 16:23)
andrywui:

Sur zany alou fa atody no ho azo e!!! he he he tsy misy mahataitra kely akory alou ny zavamisy fa ny TGV tsy olon - gidragidra fa mandala ny marina sy ny filaminana !! tsy tia korontana be fa efa akaiky ny farany oa ee!! efa manaiky mantsy ny lehibean'ny Toby Ratsimandrava fa tsy miditra ao amin ministera daholo ny olona fa vitsivitsy ihany no manao ny prise ao ! he he he fa milamn fotsiny hoah fa ny "resaka efa vita ny dina efa natao ary voady efa namasinina " ,fandaminana tsisy gidragidra sy mipetraka tsara sisa de vita kabary , fa tsy enjikenjehana toy ny vorivori-kena io ,he he he !! ary iAndrywui eto ihany manafay sy mampihinanana ze be loha eto ka mila ho petsaina !!

natao aiza aloha le bara mine???


:-D :-D
8. andrywui ( 17/02/2009 16:27)
Efa niteny a ny lehiben'ny Toby R. fa aleo mlam de alaina milamn ny ministera !! he he he zavatra maty tsy hokapohina tsony ve ko atao innn tsony barre a mine e!! saika hanafaizana azy fotsiny iny fa efa mlamn ny kozy rehetra zao de stop barre a mine alou !! he he he
9. Mirananirina ( 17/02/2009 16:35)
:lol: :lol: :lol:
Aleo aho hihomehy fa izay mamaly any Andrywui katsy mitovy hevitra aminy dia voa ompa daholo
10. Noue ( 17/02/2009 16:40)
andrywui:
Tsy mamaky tsara anga Noue ??? sa jamba sa pahina tsy hitanlah anga io oe atody ny an'ny TGV fa tain'akoho no mba voatsapan'ny tim tao de nohaniny ihany le izy fa neveriny fa sokolah ony !! sady tsapa maizina ko moa ko !! de niara nihinana tao ry Tim mianakavy !!
tsy ny contraire ve leisy ry wiwiwi no azo ilazana azy aaa ! ianareo no te hitsapa vody tao kanjo inona no azonareo tao eee ???


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. barry ( 17/02/2009 16:41)
Inona ty havendranandry wiwi efa hita fa akoholahy mbola tsapaina foana tay foana letsy no ho hitanla ao a! sady le marihatra kely reny a! :°)
12. andrywui ( 17/02/2009 16:43)
tena tsy mba miteny ratsy na manompa zany kosa ah ry Mirana fa aza atao anzany manompa zany ah !!! zany foana no averin'i Mirana ato !!! ouuuffff
13. molota ( 17/02/2009 16:49)
haha! ny tsapa vodi ndray nga anreo ry wiwi ah! aiza lé Basy sy sns :?: :-D nareo Oa B wawaw sywiwi fotsiny aza mba V ihany :-D :-D :twisted:
14. barry ( 17/02/2009 16:50)
Mahay manavaka akoholahy sy vavy ve ela ry wiwiw a!?
15. xxx ( 17/02/2009 17:16)
Ny anay tamin'ny nianatra de tezitra refa lazaina fa we nahazo atody zany. ZERO nge ny dikan-zany e. De misaotra an'i wiwi nilaza fa nahazo ZERO ny TGV maly. Tsy efa mazava s ve zany e? Mahaiza mionona e. Mbola tsy tara raha hiova hevitra amin'izay, sady toa hoe foana ny fihaonana eny amin'ny 13 mai satria tena hita fa kivy ny kill. De eny anosy sisa zay mba vitsivitsy no mivory. Kely ny toerana dia tsy araka we vitsy ny kill manao seeting hono. Mahereza fa kely sisa dia tapitra ny tantaran'i TGVongany sa TGVod.....iny.
16. ifiona ( 17/02/2009 17:20)
avelanareo kosa i wiwiwi e! :-D :-D mafatifaty kely mamaky azy :lol:
17. Noue ( 17/02/2009 17:34)
:-D :-D :-D :-D :-D
18. pimaso ( 17/02/2009 18:05)
TSAPAO AO FOANA FA NY VODIN LA NO LOHAHAKO @ BALA
JEREO TSARA NY SARY NY LE GOKA VODY T@ 07/02/09 DIA NY AN LA MIVOAKA @ VAVA MIHITSY NY TAIN LA @ ZAY
AVY ANY AMBANY NY LALAN NY BALA DIA MIVOAKA @ VAVAN LA
MAZAVA
TGVOUSDY
^:^
^:^
^:^
19. xxx ( 17/02/2009 20:24)
De lasa we Tena Goka Voud ve lery am-zay?
20. xxx ( 18/02/2009 06:01)
de mahafaly an'i pimaso ny miteny an'zany e, f'angaha ny vodinareo tsy misy goaka e? de mivoaka aiza ny malotonareo reefa tsy goaka ny vodinareo?
Hay ve ka misy olona tsy misy goaka ny vodinye, de miverina any @ vava ny malotony, tena efa misy mihinankinan-poana mintsy kay ireto TIM reto, ataon'le8 tsy goa-body de mihinan-Tsy fihinany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3726