TSAPA2 VODIN'AKOHO KA TONGA DE ATODY,NY TAIN'AKOHO AN' TIM !
21. kokoloina (
18/02/2009 06:37)
Ok leisy rawiwi a!tsy maintsy mandresy ny tolona !
efa andohalika ny ranom-bary hoy r8 ka andao dray amidy ny force two raha izany no hampilamina,mapme be le hevitry ry TIM,EFA KANDA VO OE DOMY A RANOTRA
sao mba mivadika ati-doha marina ary elà ry wiwi, vodin- akoholahy ve no notsapain'là de lazain'là fa atody no tao.
Ary maromaro @ lisany eny @ 13 mai koa zany le mitery ronono @ ombilahy an
:lol: :lol: :lol: