Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i andrywui, milahatra araka ny daty
andrywui
(
05/06/2009 15:44)
TSY AFAKA MILATSAKA INTSONY RAVALOMANANA !! VITA IZY !
Tsaratsara angamba raha mba olona sy antoko misaina ihany hianareo ry TIM de ny [b]mamorona na mamolaka na mijerijery olona mba metimety ratsy[/b] eo hasolo an'i dadanareo!!
fa raha ny logique entin...
tohiny
novalian'i ragonza ny 07/06/2009 18:47
andrywui
(
05/06/2009 11:46)
JEREO ETO IREO TIM EFA VOATSOKA
[b]ZANY HOE TENA NAMELONA ZANA-BARATRA MARINA MIHITSY ZANY NY DADANY !
FA JEREO FOTSINY TATO ANATIN'NY 3VOLANA IRETO TIM VOATSOKA TATO[/b]
[b]jereo fotsiny firy zay TIM efa voatsoka teto ami...
tohiny
novalian'i Noue ny 05/06/2009 17:10
andrywui
(
03/06/2009 10:15)
NA HO ESORIN'I HERY AZA ITY DE J-5 anio !!
esory ndray ARY FA OTRITY LE IRAY TEO !
ny an'i hery de ny higafy eto foana no mba hainy !
na tian'i Hery na tsia dia J-5 anio ! zany hoe amin'ny alatsinainy izany raha lé tena andro aradalana...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/06/2009 21:14
andrywui
(
03/06/2009 08:56)
tsy mahatanty demokrasia ve hery a !!
maninona no nofafana ny dinika hatsanganay le !!!
MISY DEMOKRRR VE ETO SA TSIA ? ZAY NY FANOTANIANA VOALOHANY
FAHAROA TSY NISY RESAKA NITIFITRA ANAREO ANIE TAO E KA MANIONNNN NO VONOINA NY DI...
tohiny
novalian'i atonamia ny 05/06/2009 06:30
andrywui
(
30/05/2009 08:56)
J-9 !akaiky ny fara-andro !
Lasa aferampiorenen'ny TIM rehetra sy problemmmm be aminy ity resaka ity !
hanomboka tsy ho ela ny fety ka mihomana daholo !!
-ny sur aloha de tsy misy charles miakatra eto amion seraseera fa ny ot...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 30/05/2009 18:07
andrywui
(
29/05/2009 08:31)
hay tsy ny ara-dalana no tena tianareo TIM fa ravalo mitsy
Mody mba hoe MPANOHANA NY ARADALANA E
MANOHANA NY ARADALANA E
nefa rehefa tena zohina de tsy ny aradalana zany no tohanany sy mampikaon-doha mafy andry zalah reto fa i Ravalo mihitsy !!
tokony es...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/05/2009 20:49
andrywui
(
28/05/2009 10:13)
JOUR sans date ! efa fantatry ny rehetra hoe J- firy anio
[b]JOUR sans date[/b]
[b] J-[/b] [u]firy anio ry Mirana ?[/u] za tsy hiteny tsony manko fa sao bedindry zalah ato ndray oe io ndray fa hanisa andro ! hi hi hi ! fa za mikaonty ato andohako an !...
tohiny
novalian'i andrywui ny 28/05/2009 15:35
andrywui
(
27/05/2009 08:35)
-- 12 jrs !
-- 12 jrs ! ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 27/05/2009 14:47
andrywui
(
26/05/2009 12:21)
ha ha ha! tonga ndray le mpanisa andro o! 13jrs sisa e
Sa ve atao isaky ny 3 andro vao miteny eto aho !! sao de lagy ny sasany amlé isan'andro lazaina foana ny ambim-potoana ! ha ha ha !!
--Hery a! azafady ary aho amlé resaka Ps iry e !! fa andefasa...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 20:42
andrywui
(
25/05/2009 09:59)
lay fotoana amlé faminaniana de tsy mbola miova 14jrs sisa
ha ha ha !! lasa raharaham-pirenena tokoa amzao ty fanisana andro ity an !! ataoko tsy levon'ny vavonin'ny TIM io andraso kely moa !! tsy resaka ramosé tsony ny ahy manomboka eto fa ny TIM rehetra m...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 23:41
andrywui
(
24/05/2009 19:25)
Mifalia ry TIM f na mandefa sary veta2 aza de tsy miala n PS
mahazo avantage aloha laisany TIM ato en plus kou mbola tsy mifankahazo aloha hatramzao ny tadindokanganay sy ny Lehibenareo ato !!! ka na manao sary vetaveta na miteny ratsy laisany de voatana foana...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 22:38
andrywui
(
24/05/2009 10:38)
hi hi hi ! 15jrs sisa de hirefotra ny serasera !
Mba mangataka kosa zahay mba hiseho ho hitan'ny olona eto andriamatoa mpiandraikitra aminio andro io !! tsy misy inona akory fa zista miresaka eto , fotsiny , zany oe mamaly ny fanotanian'ny mpanao se...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 22:34
andrywui
(
22/05/2009 13:20)
alamino tsara le kozy e! tsy nisy resaka 23juin kou teo !
De mbola misavoritaka ihany ny resakao ao amlé dinika natsangako amlé oe 17 juin fa tsy 26 juin ndrematoa !!
ity no resakao tao ::::
atao ange ny tonga dia mivarotra an'i Madagasikara @ f...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/05/2009 22:28
andrywui
(
21/05/2009 07:30)
07 juin lay fotoana tsika ramosé fa 26 juin !!!
Aza mangalatra fotoana mihitsy ianao ndrematoa !! hitako io resakao ao ambany io oe amin 26juin no mitontna le kozy !! tsy zay le izy fa ny 07juin no nizy ka aleo mifanaja fotoana isika de tsy misy ol...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/05/2009 21:34
andrywui
(
19/05/2009 20:33)
tsara alo refa ts mbol nivadik am heviny le ts tonnoniko e!
De ao anaty tunnel maizina ao ianao anio r'ingahy roa rah tsy mahita fika faranze haingana hivoahana tao a!! lalana efa nizoranao moa io ka de anao ny anao ! ianao no niteny sy nanao DEFI ary nanao P...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2009 12:13
andrywui
(
19/05/2009 14:58)
Mivoah amlé tunnel rah afak fa io sisa le andro e
De ao anaty tunnel maizina ao ianao anio rah tsy mahita fika faranze haingana hivoahana tao ry tsy tononiko a!! lalana efa nizoranao moa io ka de anao ny anao ! ianao no niteny sy nanao DEFI ary nanao...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2009 12:57
andrywui
(
19/05/2009 12:09)
19 ANDRO SISA TOMPOKOLAHY !!
Tsy hilaza anarana na olona na iza na iza tsony aho fa hianareo mahalala ny resakasy ny mpilaza na ny mpaminany azy na TIM na TGV !! lay resaka hirodana ny HAT afaka 3volana io tompoko, zay no tena le...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2009 14:58
andrywui
(
18/05/2009 08:16)
V = VANONA = VONONA = VICTOIRE
Jereo anie ny maha samy hafa anireto e !!
[b]tanora gasy VANONA = tanora gasy VONONA = VICTOIRE[/b]
[b]TIM =[/b] TIa Mandainga = TIMamono olona = TIManao pactes satanique = TIMamondrongo...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2009 11:16
andrywui
(
15/05/2009 15:26)
penguin! ts oe ilain n sadec na tsia fa izy mits no malaina
Ny SADEC mihitsy ry penguin no efa malaina hanampy an'i dada a !!zany no mamparary fo an'i dada toa io ! voadona be ! mbola namafisindry zalah SADEC ndray aza fa tsy ry zalah tsy mampirisika sady tsy ...
tohiny
novalian'i ravalotgv ny 15/05/2009 17:43
andrywui
(
13/05/2009 09:26)
--Ramosé Hery !! 26 jours sisa tompoko !!!
Miandry isika fa aza miodikodina a !
--tsy misy hifandraisany amzay kozin'i Andry Rajoelina oe hilatsaka na tsy hilatsaka ity kozy ty fa hafa mihitsy !!
--manahy aho mantsy fa toa mitady ho ampifan...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/05/2009 18:09
