JEREO ETO IREO TIM EFA VOATSOKA

1. andrywui ( 05/06/2009 11:46)

ZANY HOE TENA NAMELONA ZANA-BARATRA MARINA MIHITSY ZANY NY DADANY !
FA JEREO FOTSINY TATO ANATIN'NY 3VOLANA IRETO TIM VOATSOKA TATO



jereo fotsiny firy zay TIM efa voatsoka teto amin teny ratsy zay :

--ireto no tadidiko :

----Rangorivao69

----batista (copie colliste )ha ha h

---tezeve (saingy misy aferafera ambadika !)

---pikatti

---andribe

---molota

---ngohia

---AnA

---Rainivoanjo

---kaptsaty

---virijiny


De jereo ireo fa TIM daholo ireo bandy miteny ratsy sy mpandefa sary porno teto voatsoka ireo !!
----
novalian'i Noue ny 05/06/2009 17:10
2. andrywui ( 05/06/2009 11:50)
-de mba mandefasa PS na TGV iray fotsiny oe voatsoka teto noho ny teny ratsy ary oe !!

--raha oe voatsoka teto angah ny tgv de noho ny maha tgv azy ! halako bika amin'ny maha antoko hafa azy !

--fa rah resaka maimbo sy maloto de tsy ahita tgv hanao anzany hianareo !!

--Izany ry Noue ny TIM tohananareo a!


ARA DALANA HONO !! pppfffffffff !!
3. essera ( 05/06/2009 12:00)
Fa zao ko ltia, olona 3 aman'efatra io fa manao gros bras d milaza ho ps maro d maro. Oh izany ity :

Rangorivao69 = batista = tezeve
pikatti = andribe = molota
ngohia = AnA = Rainivoanjo
kaptsaty = virijiny

D rehefa atambatra d olona roa kay no ihafarany. Fa vahoaka marobe

4. xxx ( 05/06/2009 12:10)
ary hoe Andrywui =hallowen=Essera=kalack=Kidoro(possible)
5. ifiona ( 05/06/2009 12:19)
andrywui:


--raha oe voatsoka teto angah ny tgv de noho ny maha tgv azy ! halako bika amin'ny maha antoko hafa azy !




nga zany tgv zany antoko akia ry cheri. Antoko politika sa inn
6. essera ( 05/06/2009 12:20)
Tsotra kely ny mi-détecte azy : ny fomba fanoratra sy ny fomba fanehoana hevitra. Fa ny xxx ohatran'io ataonao io no tena :

xxx = xxx = xxx = xxx = xxx = xxx = xxx = xxx = xxx = xxx = xxx = xxx = xxx = xxx = xxx = xxx = xxx = xxx = xxx = xxx = xxx = xxx = xxx = xxx = xxx = xxx

:-D :-D :-D

Reo kila teneninao eo ambony ireo ohatran'ny bandy sam manana ny personnalité sady tsy d mora miteny ratsy loatra rehefa resy am dinika
7. Mirananirina ( 05/06/2009 13:33)
Reo kila teneninao eo ambony ireo ohatran'ny bandy sam manana ny personnalité sady tsy d mora miteny ratsy loatra rehefa resy am dinika

resy indraindray ve
8. AnA ( 05/06/2009 14:20)
essera:
ngohia = AnA = Rainivoanjo



:idea: :?: :!: :arrow: :idea: :?: :!: :arrow: vraiment nawak
9. xxx ( 05/06/2009 14:24)
Ary sao dia olona 3 fotsiny aza no ato @ serasera fa manana ps marobe dia ohatran'ny hoe bobaka be :-D :-D :-D
10. yuka ( 05/06/2009 14:31)
Izaho mbola eto sady tsy hiova ho TGV naovina2 :D :D :D
11. ifiona ( 05/06/2009 14:33)
ah yuka marina! sali yuka! elaela an!
efa nalahelo be mihitsy i salopard sy wiwi! inn aki vôvô


:-*
12. xxx ( 05/06/2009 14:33)
Yuka efa tratran'ny odi-fitia an'i Ra8 ko!!!
13. xxx ( 05/06/2009 15:07)
tsy odi-fitian'i ravalo fa odi-fitian'i IVO HASINA
14. xxx ( 05/06/2009 15:08)
AnA lets wui tsy iz fa i noue ihany io a

:-D :-D :roll: 8O 8O
15. andrywui ( 05/06/2009 15:11)
Ny tena loza anie lety ry essera de ry lerony milaza fa mpanaraka ny ara-dalana indrindra no tena mpandika lalana e!!
-efa hoe sy azo hatao ny maneho toetra ratsy imason'olona eto fa mba any antranonareo any nareo mandoto fandriana !!
-de mbola manao ihany nefa ony de hoe mpiaro ny ara-dalana ny etikety entina!!
zany tena oe hafa ny tondroin'ny molony sy lazain'ny vavany !

TIM IZY ZAY !
16. yuka ( 05/06/2009 15:27)
salut ifiona,tsy vao2 aky a!
eto ihany anie zaho manaraka ny dinika rehetra eto ee!
iza ndray ireo xxxx maimbo vava reo e!
17. andrywui ( 05/06/2009 15:33)
ZANY HOE TENA NAMELONA ZANA-BARATRA MARINA MIHITSY ZANY NY DADANY !
FA JEREO FOTSINY TATO ANATIN'NY 3VOLANA IRETO TIM VOATSOKA TATO



vao telo volana io recapitulation io !!

fa raha ahemotra lavalava kokoa zany ny volana lasa de ho lava ny listra fa tafiditra amanjatony ry zalah TIM ratsy toetra ireo no efa lasanko razana teto!

de ny mahagaga tompoko de tsy misy TGV ireo na iray aza fa TIM daholo !!
18. sakaymena ( 05/06/2009 16:50)
MAZAVA HO AZY NGE RETO ZANY E
ny TIMaloto hafa hiany
ka ny TGVANONA na ko hoe TGVONONA
ZAY TS MITENY RATSY SADY TSY MITENY MALOTO E
19. Noue ( 05/06/2009 17:10)
fa inona ihany aza ity manoratra mivandravandra be ity ry sakaymena aaa ! mankarary maso beee eee :^) :^) :^) :^) :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0844