Tena vita ve zan ny am' Penguin ?? nefa tena namako be iny
1. andrywui
(
21/04/2009 08:02)
Tena hisaona herinandro aho ry reto fa haiko tsara fa tsy ho tafavoaka velona any iny bandy iny !! sady iny koa manao bebe famaliana sy mafana fo be ka mety ho faty any iny
novalian'i molota ny 22/04/2009 05:55
2. essera
(
21/04/2009 08:05)
Efa tonga ao lery fa mbola sepotra be fotsin fa jereo ange eo ambanimbany eo e. Miakapofona be lery fa mihisakisah daholo sao maratrany eo.
3. andrywui
(
21/04/2009 08:16)
le pengiun fopla iry anie ry essera ony io manoratra ao ambany ao io fa le tena lery mbola voatana any e ! efa mano negociation any am capsat any zao ny ato am serasera amzao ora zao
5. tsiafoi1
(
21/04/2009 08:23)
Fa raha iray no voasambotra, folo misolo azy. Ka ahoana hitotorebika sa hivandraka
RAVA HAT - RAVA TGV ALETEHO AO AN-TSAINA IZANY
6. essera
(
21/04/2009 08:26)
Gaigy ko zan leaza. ato ko zan mis misandoka ps. Ny hitako mants ohatra hoe essera zao dia mety hisy hanao hoe : eissera.
Ohatran'le marika eny antsena io e :
Nividy Akira d'origine aho indray mande à 600 000 Fmg, enimbolana avy eo niparitaka ny marika Araki eraky petite vitesse à 300 000 Fmg. Fa tsy nanenina ihany aho aloha tam le dorizaka fa mafy toto be.
Fa aza mifamitaka ato kosa fa ny politika aza efa gaigy b zao.
Ohatran'le marika eny antsena io e :
Nividy Akira d'origine aho indray mande à 600 000 Fmg, enimbolana avy eo niparitaka ny marika Araki eraky petite vitesse à 300 000 Fmg. Fa tsy nanenina ihany aho aloha tam le dorizaka fa mafy toto be.
Fa aza mifamitaka ato kosa fa ny politika aza efa gaigy b zao.
7. tsiafoi1
(
21/04/2009 08:32)
TSISY KABARY BE io Essera a : "RAAAAAAAAAAAAAAAVA HAT" aleteho @'ny fantsika rezatra tsara raha tsy tafa ao anaty coco be ranony.
KELY SISA HANANAN'AZY FA TSY MAINTSY HOE RAVA TGV
KELY SISA HANANAN'AZY FA TSY MAINTSY HOE RAVA TGV
8. penguin
(
21/04/2009 10:41)
OKay tsiafoy TSY MAINTSY MIALA NY HAT TGVENDRANA na hitsipaka na hanavandra na hanpoaka tafondro CAPSAT.
9. xxx
(
21/04/2009 16:43)
ny tenako dia mpitsongo dia eto amin'ny serasera , tohin'ny théatre nataon'izy 2 vavy dia i andrywui dia tsy i capsat
10. andrywui
(
21/04/2009 18:04)
ahoana tsar ry xxx a ,, hazavao misimisy kokoa oe ! tsy kapsaty ahoana moa aho ?? efa hatram voalo aho no efa kapsaty !! asa na tadidinlah le tantaran'ilay "Baramina" ,sy"bara pince" sy famaky " sy lapika " saika hanafaizana ny Tim tato !! efa capsat zahay tamreny ry papa
11. pikatti
(
22/04/2009 01:32)
aza mirediredy eo leity andrywui tsy manan-kolazaina ve elah no kapsat a kapsat,baramina no handaroha ny bainin'elah ve zany é :-D :-D :-D
