Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i andrywui, milahatra araka ny daty
andrywui
(
21/01/2012 23:05)
OLONA AN HETSINY MARO NO NITSENA AN I DADA TENY IVATO ....
nangoropotsy ivato ray manotolo fa mety ny atsasamanilan'ny vahoaka teto a Tananarive mitsy no tonga satria de mety nahatratra any amin ny 500.000 à 2.000.000 mahery any na mihoatra mitsy aza ireo ol...
tohiny
novalian'i trondrogasy ny 22/01/2012 08:13
andrywui
(
21/01/2012 21:52)
huhuhuhhh .... aleo tsy mikozy fa sao voaompa be eto !!
..
..
..
kamoana be ah androany rijadolly a
...
tohiny
novalian'i jesuisla ny 29/01/2012 15:05
andrywui
(
20/01/2012 23:45)
Tsy misy olona ambony lalà na na tsy maty manota izany fa mitovy daholo !
rehefa tsy filoha intsony dia mitovy amn rehetra ihany rehefa nanao hadalàna sy nangalatra namono olona !! jereo ny natao an'i chirac !!
raha tsy miotsana amzao i dada de afaka mivoaka avy any amin...
tohiny
novalian'i bazylou ny 21/01/2012 11:39
andrywui
(
19/01/2012 23:46)
malaza be :Filompirenena Malagasy bogosy !!!...
tato ho ato de tena nifandimbiasandry zalah mihitsy le bogosité lasa filoha ity !!
- ka maninona moa i Hery dit Heriniaina Eugene raha milatsaka enao (tena serieux zany a) fa tena tohananay enao ma...
tohiny
novalian'i andrywui ny 19/01/2012 23:50
andrywui
(
18/01/2012 22:43)
KA ANDAO ARY ATAO OE EFA TAFIDITRA I DADA !!! DE AONA AMZAY ?? HANINN ??..... hin hin hin hin
--defa atao amboletra be sy otran'ny efa oe nahazo fanjakana zany mihitsy refa oe tafiditra eo i dada ! nefa ny zavatra iandry azy sy ze hanjo azy eo tsy fantatra akory !!
- de refa tonga eo amizay ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 19/01/2012 23:22
andrywui
(
16/01/2012 23:25)
TGV FOREVER ...
tsisy lahatsoratra fa de zay fotsiny !!
TGV FOREVER !! ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 18/01/2012 10:45
andrywui
(
16/01/2012 17:35)
Pour amin'ny tenin'ny FILOHA aho !!!
ALEO MANOMANA ANTI-CYCLONE
--tadidio fa amampolo taonany maro ny takaitra avelan'ny cyclone !! raha manorina trano 4 etages a 6mois farafakeliny vao vita !! fa raha ho ravain'ny cyclone io de 2mn ih...
tohiny
novalian'i andrywui ny 18/01/2012 10:46
andrywui
(
12/01/2012 22:28)
MISAOTRA NY FILOHA EEEE
misaotra anao ry filoha hajaina fa :
NAKARIN'NY FILOHA 7% NY KARAMAN'NY MIARAMILA E
NAHAZO 15% NY FARANY AMBANY !! METY TSARA PREZIDA A MERCI
IO LE FANGATAHANA NATAOKO TETSY AMBANY HAY TENA ITA...
tohiny
novalian'i andrywui ny 18/01/2012 10:50
andrywui
(
12/01/2012 22:23)
EFA ZATRA MANOHITRA FOANA ISIKA MALAGASY ...
na de efa hita zao aza fa tena zavatra ratsy sy mamoadoza ane no nataon'i dada teto !!(na de ratsy koa aza no ataon'i tgv zao(?????) )
---de tokony mba misaina ihany isika malagasy fa manana toetsaina...
tohiny
andrywui
(
12/01/2012 14:01)
RIJADOLLY a tsy nihenjana zany ny tady ka ;...
mazava tsara ny kozin'ny filohatsika rijadolly a !! ozizy oe atao aoana no tsy hanamboatra anti-cyclone eto amn tanana ozizy satri misy rivodoza mananontanona i m/car !! mety le cyclone mahery vaika a...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 16/01/2012 17:44
andrywui
(
10/01/2012 10:24)
hanao ampamoaka ve rebirixx aaaa.....
aahh..!!! ok ok ok
efa samy hamerina ny lasa zany isika de ndao hifamboraka eto ka maninnn mo !!! --- iza mo ry rebirixxx no nilaza taminao fa tao a kanana isika tamin ny andron'i dada ???? nilenti...
tohiny
novalian'i golem ny 16/01/2012 19:52
andrywui
(
06/01/2012 11:23)
tsy hanongampanjakana akory ny bodika ee...
aza mataoatra na velombolo amin tsinapany ozy rapika zay fa mba mitaky ny zo ny bodika fa be loatra kosa le taxe sy haba alaina amle karaman'ny bandy e satria ny andry zalah rahalahy prà zao sady efa...
tohiny
novalian'i andrywui ny 10/01/2012 00:20
andrywui
(
04/01/2012 22:59)
vava no betsaka sisa eto fa zero daholo .....
Ny sasany aza efa jihatra de mitanondrika miditra sisa miditra eto de mijokojoko mivoaka eto !! satri nahoana ??? hanjakan'ny RATP ny sehatra ary handihizan'ny SNCF ny kianja ..!!!hoahoahoahoahoa !!!!...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 05/01/2012 04:11
andrywui
(
03/01/2012 22:10)
hono oa mba misy fantanina kely ty .....
I pikatti le bandy tato amn serasera iny ve no ratonga sa hafa mitsy e misy ankizy ato manko miresaka amiko oe olona iray iany reo ....marina ve zay.
Misaotra .....
tohiny
novalian'i andrywui ny 21/04/2012 10:48
andrywui
(
02/01/2012 21:41)
ho avoaka atao innn ..ho aiza reo gadra politika reo ee
Rehefa tsy resy lahatra hamoaka anreo n'y fanjakana de aza terena e ho avoaka hameno isa ny mpakorotana eo fotsn v e ,,mis iany reo navoaka d mba hendry f reo mpiondana boro kosa tokony jerena le mafy...
tohiny
novalian'i andrywui ny 04/01/2012 22:49
andrywui
(
29/12/2011 11:51)
mitandrema tsara amn tsiparifary prezida a ....
Hita be mitsy sady kobo b fa ...misy tsiparifary vonnn handrava efa ao amn mpitsara ao -------)))misy olon'i dada miady mafy s'y mafana fo be ao ka zarako aza maratra io itondrana tehina ....ampidirin...
tohiny
novalian'i dadabe ny 01/01/2012 16:28
andrywui
(
28/12/2011 00:12)
O ry sivily aa mahaiza manaja tena eee
samy manana ny toerana misy azy sy ny andraikiny fa aza mifandrangitra sy mifampila kisa !!! .... ny prà , bodega , zandaka ...natao hiaro anareo !!! nareo sivily nomena toerana hitsara natao hitsar...
tohiny
novalian'i a256011 ny 28/12/2011 04:43
andrywui
(
26/12/2011 22:22)
polisy fopla ve no alefa haka ankeriny azy 11 mtsamy ...!!
De iza hono no ketrina hanaiky anzany ?? Alamino le resaka fa misy prà 250 mahery dispo miandry s'y miambina azy à ...ze nitifitra iany (olona iray) no alaivo fantaro fa tsy n'y tsy manantsiny retr ...
tohiny
novalian'i galasm ny 04/01/2012 22:34
andrywui
(
26/12/2011 15:37)
innn no tena tian'ny mpitsara atao ???
Milazà resaka mazava fa na ody taoatra n'a fanainga miaraka defa vonnn ny prà ...aiza ka ny oul efa sady miaro ndray no atao atsojay .....1/avereno mody reo bandy folo nalaina reo ,,,2/ affecté o a...
tohiny
novalian'i andrywui ny 26/12/2011 21:38
andrywui
(
26/12/2011 00:48)
ka ny vavabe ve no entina hanohitra ny mipoaka e ...
Samy manana n'y misy azy isika ry vahoaka sivily ..anareo natao arovanan'ny tandroka aron'ny vozona (teny filamatra) fa tsy nareo Ho arovana ndray no mangidihidy tsy te ho gratter n'a ...ka asio fanda...
tohiny
novalian'i andrywui ny 26/12/2011 08:52
