ka ny vavabe ve no entina hanohitra ny mipoaka e ...

1. andrywui ( 26/12/2011 00:48)
Samy manana n'y misy azy isika ry vahoaka sivily ..anareo natao arovanan'ny tandroka aron'ny vozona (teny filamatra) fa tsy nareo Ho arovana ndray no mangidihidy tsy te ho gratter n'a ...ka asio fandaminana tsara mba tsy hivoaka n'y pan pan pan pan de hatreo amzay vo.mipapapapa makatsy mipapapapa makaroa mila vonjy nefa tenenina fa ehee henoy zan rahazondamosina
novalian'i andrywui ny 26/12/2011 08:52
2. andrywui ( 26/12/2011 00:49)
Ny tranompody no vita amin'ny vava .....
3. andrywui ( 26/12/2011 00:51)
Sady io loha io oa aza atao fitoeran'ny satroka fotsiny fa mba apesao eee
4. m.i.s.a ( 26/12/2011 06:49)
bandy mivika sady miteny irery ato! efa tsy misy mivakla intsony nefa mbola be wawa eto foana
5. andrywui ( 26/12/2011 08:50)
Mivika dadanlah .... Rah mpitsara elah defa goaka ko otrzay ...refa be wawawa lty n'y mpitsaranlah ts azo ifanamboarana de miala tsiny ....alefao n gidra .....moramora ko n'y vava ry misa fa ts hainlah io à
6. andrywui ( 26/12/2011 08:52)
Ra tehiditra elah de midira kely etsy amn bani de eo mamoaka n hevitrelah de itanlah izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3562