Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i andrywui, milahatra araka ny daty
andrywui ( 20/07/2012 23:23)
mba tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny ty !! hay ve mahavita raha be otrizao lengah kely ty e
http://youtu.be/Uv33sqZuyhk neveriko fa de ny hohanina anio tadiavina apitso aza anie no iainandry le montany ao amin'ny Fitondrana ao satria tsetsina aby ny robinet avy any ivelany any zao e ! .. -... tohiny
novalian'i pulm ny 24/07/2012 10:08
andrywui ( 15/07/2012 23:07)
TANDREMO ny miasa any amin'ny tanin'ny TAVARATRA (arabo)
- Nikatona zao ny fandefasana olona any LIBAN ! fa nisokatra ndray i  Koweït, Seychelles, Arabie Saoudite ary Jordanie,… - tonga de milaza ah fa aza mand... tohiny
novalian'i andrywui ny 01/03/2014 16:30
andrywui ( 15/07/2012 22:40)
MITADY ANI ZAMA91 ...
Voalohany alou Hery s'il t plait de mba vahao azafady ny gadran'ilery (zama91) fa mbola voafatotrao any ho any hono ny IP nlery ! - mitoloko irery ao anaty lavaka mangitsoka ao lery miandry ny gadra... tohiny
novalian'i dadabe ny 16/07/2012 17:20
andrywui ( 06/07/2012 17:10)
NANKAIZA i akama MIRANANIRINA !!?? (mitady azy daholo ny ankizy)
-Sa lasa nanao vac any M/car ary ve ? sa de ao ihany ?? fa tena efa ambolana mihitsy zay no tsy nidirany teto intsony !! ? itako no lasa mangingina zany le serasera !! huh -I Mirana mou de namana tsy... tohiny
novalian'i dadabe ny 31/08/2012 17:03
andrywui ( 23/06/2012 23:47)
fafane ,kalasoary ,mirana ....
Efa mikozy aminareo ah sannnbavy mitsy faza apidirina amn adinalikanareo aa.... Efa mikozy ah fa tsisy haiko nareo ..asio fifanajana fa tena aotsako ato nareo sannn à surtt tu tu kaladoary ...fantat... tohiny
novalian'i dadabe ny 31/08/2012 17:00
andrywui ( 15/06/2012 13:40)
aleo hanaovan ny mpiondana andranomanelatra azy !!!
ZSssssshhhh refa tsy mahavita rah reto mpiondana tana sy. ny bolan i dada fotsiny ireto de aleo hampinanin ny andranomanelatra efa vonona hikamikaze zzy ..zao no tena fitiavantanindrazana zao .... miv... tohiny
novalian'i dadabe ny 24/06/2012 14:56
andrywui ( 09/06/2012 12:34)
ASARAMANITRA RY ZALAHY A ..TONGA NY FETY
AOKA ZAY ALOU NY WAWAWA BE FA OMANY NY VARY BE MENAKA FA HANKALAZA NY 26JUIN ISIKA ZAO [img]http://blog.ac-rouen.fr/clg-bernard-actioncom/files/drapeau-madagascar.gif[/img]... tohiny
andrywui ( 09/06/2012 12:31)
Fetibe ny 26juin !! atsangano ny saina !..
firaisankinan'ny malagasy fitiavantanindrazana [img]http://blog.ac-rouen.fr/clg-bernard-actioncom/files/drapeau-madagascar.gif[/img]... tohiny
novalian'i dadabe ny 24/06/2012 09:31
andrywui ( 09/06/2012 12:29)
entanina hanangan-tsaina isika e !
Masina ny tanindrazana !! [img]http://blog.ac-rouen.fr/clg-bernard-actioncom/files/drapeau-madagascar.gif[/img]... tohiny
novalian'i andrywui ny 25/06/2012 23:35
andrywui ( 09/06/2012 12:29)
manentana antsika hanangan-tsaina
ho fitiavan-tanindrazana [img]http://blog.ac-rouen.fr/clg-bernard-actioncom/files/drapeau-madagascar.gif[/img]... tohiny
novalian'i majesty ny 09/07/2012 06:56
andrywui ( 09/06/2012 10:51)
FANANGANAN-TSAINA = FITIAVAN-TANINDRAZANA ...
TANDREMO SAO VOAREBIREBIN'IREO TSY MATY VOALAVO AN-KIBO SY ZATRA MPANAO TSINOTSINONA NY TANINDRAZANA RY VAHOAKA MALAGASY ---ATSANGANO ARY NY SAINA , TOMPOY NY TANINDRAZANA SAINA MITSANGANA = FITI... tohiny
novalian'i dadabe ny 17/06/2012 09:16
andrywui ( 07/06/2012 11:58)
avotra iany alou TIKO Andranomanelatra kle !! haleloia !!!
- tena azo lazaina fa fambara tsara alou le tsy nampiotsana ny TIKO Andranomanelatra e !! avotra iny alou !!!! - tokony mba miray hina otrireny mponin'andranomanelatr'ireny kou ny mpiondana eto Tan... tohiny
novalian'i dadabe ny 17/06/2012 09:17
andrywui ( 26/05/2012 11:51)
Ho ratsy izy ty ! hon hon hon
- Aleo mifaly farany ! ... tohiny
novalian'i dadabe ny 06/06/2012 01:50
andrywui ( 19/05/2012 11:44)
MITADY AN'I NOUE NDRAY AH ...
Fa aoana ry letsy a ! aiza elah io e ! maninn ary milentika otrizao e , manary ny akama zany ? nefa mba be iany zay niarahana zay ?? fa inona no antony letsy a ! miandry anlah ny bandy e ... tohiny
novalian'i dadabe ny 31/08/2012 17:07
andrywui ( 19/05/2012 11:26)
miandry ny fiakarapony sisa .....
- ngah izy ty ze tianao atao hanevatevana olona na hamoroporonana anzao sy zao ry lalatiana sy Fidele a !!! ho takina tsy ho ela ny rano fa kely sisa de ho lany pile ny radio !! ho hita eo na FREE F... tohiny
novalian'i andrywui ny 29/05/2012 08:48
andrywui ( 15/05/2012 10:21)
HIDIO HAINGANA FREE FM IO FA EFA MIDELIRA RY ZAREO AO ...
indrindra le ramatoa TGV be iringiriny teo alou io (lalatiana sy fidele) io !! tsaratsara raha hidiana mihitsy io fa efa tafahoatra ny teniteny foana sy ny delira ataony aminle fahaverezan-tseza ta... tohiny
novalian'i dadabe ny 06/06/2012 01:23
andrywui ( 14/05/2012 13:18)
LOGICIEL CUBASE 6
Iza no manana na mahita Logiciel cubase6 + protools 7 na 8 na 9 mba azoazo ny prix fa lafobe daolo ny itako , andefaso message ah ze maita de mifanaraka ! cubase6 + pro tools itako farany 600euro ... tohiny
novalian'i andrywui ny 05/06/2012 15:06
andrywui ( 14/05/2012 12:52)
Misy ny olona leretsy de maivandoha kah !! marina e !
-... oe mba te hanao otranle tamin'ny 13 mei 1972 hono zany ny sasany no mba nofinofiny!! ririnina tokoa kay mou zao madagascar ----) ka iny 1972 iny tantara hafa tanteraka mihitsy (mbola tsy tera... tohiny
novalian'i dadabe ny 24/05/2012 08:39
andrywui ( 12/05/2012 13:56)
iza no vonona te-hamono tena amin'ny lakrim manaikitra be ??
[u]valiny[/u] : tongava eny amin'ny 13mei tsy nahazahoana alalana eny rahapitso ary ,ho an'izay efa maniry te- hosakrifiéndry lalatiana sy ny namany eny !!... tohiny
novalian'i dadabe ny 26/05/2012 05:01
andrywui ( 10/05/2012 10:16)
jereo anie e tonga ny mokondoha be !!!
de mety tsy azo ialana ndray zao ty 13mei ty fa mety ho pan pan pan pan be !!satria nahoana ?? satria tsy maintsy ho avy ndray zao reo mpiondana mpandroba de hamaky magazay eo Analakely otran'ny le fa... tohiny
novalian'i pulm ny 05/06/2012 10:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0518