Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i andrywui, milahatra araka ny daty
andrywui ( 06/01/2013 00:23)
TSY MAINTSY TAFIDITRA ANY MADAGASCAR AH NA INONKIDONA NA INONKIHATRA AMINITY 2013 ....
..Oh leretsy e de mbola tohizana foana ve ity fanaovana be loha ity e , maninnn raha mande almin'ny aradalana amzay ary fa tsy fandrahonana be loha vava be no alefa , vao maika zao ny olona maeno anza... tohiny
novalian'i hadji ny 11/01/2013 12:25
andrywui ( 24/12/2012 13:53)
MANAOVA FETY ABY KALONGANY ARY !!!
AMIN'NY FIDIRANA MIFAMPITANA ETO ISIKA !!! satria amin'izay kou i president vao haneho ny tena heviny ??!!!??!! sur alou fa le heviny de oe hilatsaka aho fa tsy hiteniteny otran'ny an'ny sasany oe tsy... tohiny
novalian'i misratana ny 26/12/2012 05:12
andrywui ( 23/12/2012 00:11)
ssssh !! refa tsy tonga ny fara andro de ny fara andron'i dada ndray atrehina !!!
asa na mba avelan'nyolona hiditra na ho taraiky any ananonannn any ty dadanareo izy ty be vava be no mahakamo ny olona aminy , tsy kitoza lasany no mapalaelo fa le FIDINGIN'NY RAMBONY ... tohiny
novalian'i andrywui ny 23/12/2012 00:13
andrywui ( 19/12/2012 06:43)
mbola resa-dada iany ty Hery a ....
Kay tsy nanery azy mitsy ny SADC hoe aza milatsaka enao ry dada fa izy tenany s'y n'y nahimpony no niteny anzany nande oazy tao kou .....i prezida zao tany nandà ho ampidirina NI.... Fa tsy nisy ny ... tohiny
novalian'i andrywui ny 19/12/2012 18:40
andrywui ( 18/12/2012 09:39)
veloma dada ,,ny oul hilatsaka kouuu ....
Rehefa miteny leretsy de avadibadio intelo ny lela vao miteny à , zah tsy hilatsaka ah ... Zao niteniteny foana de mipapapapa ry hanitra sy ny namany zao oe mbola tsy nilaza oe tsy ilatsaka i dada ka... tohiny
novalian'i milamm ny 20/12/2012 19:44
andrywui ( 17/12/2012 12:48)
Ho faty afaka 4andro isika e , manao veloma anareo fa hamonjy fianakams ah no hofaty
LOZA ! .. LOZA..! LOZA efa hita maso le NIBIRU ka ze manana jumelle defa afaka mahita azy mirimorimo be manatona ny tany !! k'inona mou zany fa de efa hamaraparana ny resadresaka eto isika fa de ve... tohiny
novalian'i RBNIR ny 03/01/2013 17:15
andrywui ( 17/12/2012 12:43)
tena efa hita le NIBIRU ,mikorotana i Amerika ..!!
Tena otran'ny ho faty daholo ihany isika ty ry Hery fa efa hita maso oe le NIBIRU a ,efa tazamaso hono ka raha manana jumelle oe defa tazana mirimorimo be manantona ny tany le planete hidona aminy ka... tohiny
novalian'i bazylou ny 03/04/2013 22:29
andrywui ( 14/12/2012 09:35)
Dada adala , mandinika alou vao manapakevitra lehibe ..
Raha mbola tsy nifanaiky nareo ni..ni... Anakiroa oe tokony hiara tsy milatsaka zany de fahadisoana be tsy roa amantany mihitsy no naneken'i dada oe tsy hilatsaka zany , anazy zany hevitra anazy manok... tohiny
novalian'i andrywui ny 18/12/2012 10:27
andrywui ( 13/12/2012 09:32)
president tsy vaky atreky ..!!
TGV FOREVER NO TANJONA KA NI ,NI ninonna ee Asio fety kely amle DJ alou président handihizana à ,, namana ireooo teeena namanaaa solondralah tsy mba nanananaaaa .....lasa iany marina le NI....nand... tohiny
novalian'i nilex ny 18/12/2012 10:17
andrywui ( 13/12/2012 09:11)
Tapitra hatreo ny nofy ratsy ,aza manantena 2em NI.... zany tsony!!
Iny olona nanaiky resy , s'y nanaiky diso tamn Vonk olona vitany iny iany no tena PROBLEMAN'ITY FIRENENA TY HATRAMZAY Milamina amin'ny fampandrosoana maharitra amzay isika zao !!!! ... tohiny
novalian'i andrywui ny 13/12/2012 09:27
andrywui ( 08/12/2012 23:20)
HERY A misy vaovao mafinaritra be ity !!
[img]http://sphotos-c.ak.fbcdn.net/hphotos-ak-snc6/197967_473081182731294_1321715983_n.jpg[/img] vita ilay sehatra lehibe ATSONJOMBE izay efa nanaovan'ilay raikalahy mpitondra 7 taona iny tamzany pro... tohiny
novalian'i andrywui ny 18/12/2012 09:33
andrywui ( 08/12/2012 23:06)
raha hiditra de midira e mitaingina bidon !!!
ny pasiporo voatazona ko na atao hoe mety ary zany ny fanjakana fa mahazo miditra i dada ! de aiza by pasiporo ?? kinnn fa de tsy maintsy mitaingina bidon vide i dada de tsenaindry zalah mpandrovitra ... tohiny
novalian'i pulm ny 10/12/2012 15:06
andrywui ( 07/12/2012 01:05)
mikonokonona FIVORIANA FOPLA any ..
miaraka amin'ny SADEKY any ry Dada de IRAY andro mialoha hono ny olona vao mody hanaovana petaglasy oe ndao mba hanatrika fampihaonana ry ngah roa a !!! tsssshh koa raha tsy voatavo ny olona na itoe... tohiny
novalian'i andrywui ny 10/12/2012 08:21
andrywui ( 29/11/2012 23:25)
signaléo rahery hanala anay tato e
Rehefa tsy laninlisany le TGV ato amin'ny serasera de afaka mandefa email antsokosoko amin i Rahery atsy ambadika atsy lisany ry zalah de miangavia azy mafy ao oe tena esory tao rangah rawix s'y n'y t... tohiny
novalian'i andrywui ny 18/12/2012 07:32
andrywui ( 28/11/2012 22:17)
K'inona fa atody iady amambato ty e , voageja hono ny pasiporo
mety tsy afaka ny hilatsaka mihitsy i dada malala ry reto fa anbkoatra anity fanenjehana be azy eto amin tanana aminireo afera na volabe sy famonoanolona sy resaka valabe ty de tena zava doza ko fa ha... tohiny
novalian'i andrywui ny 03/12/2012 22:40
andrywui ( 27/11/2012 13:46)
anjakandry zalah TGV reo ny serasera politikan'i Hery !
[quote] Politika Mpandrindra: eugene, hery, ravatorano Hampiditra hevitra vaovao Adin'ny iray Adin'ny 5 lasa Iray andro lasa Dimy andro lasa Mihoatra Hevitra Mpanoratra Valiny Vangy Niova far... tohiny
novalian'i andrywui ny 27/11/2012 13:50
andrywui ( 27/11/2012 08:09)
EFA DILA NY ELATRIN'NY ELA E ....
TSY MIDITRA N'Y TERRITOIRE MALGACHE tsony n'y dadanlisany n'a oe hitetika hilatsaka PRÉSIDENT zany tsony fa sady mpamono olona no mpangalabolampanjakana no tompon'ilay VALABE MAUDIT no sady akamana ... tohiny
novalian'i andrywui ny 28/11/2012 12:40
andrywui ( 26/11/2012 13:39)
Mlamm sy locl sisa mbola mamaly !!!!
nareo mtsamy irery sisa mbola manohitra anle kozy VALABE oe tsy nataon'i dada sy ny oe ny dahalo gentil sy ny oe tsy nampamono olona i dada !! tsisy afatsy nareo roalahy irery sisa fa ireo namanareo ... tohiny
novalian'i andrywui ny 18/12/2012 09:31
andrywui ( 20/11/2012 15:08)
Arovan'ny Zanak'i DADA mafy ireo DAHALO e ! bizarre !!!
miady fo mafy ireo zanak'i dada amin'izao fotoana miaro mafy ireo dahalo (sy ny valabe?) lazaina fa gentil ireo dahalo ireo ee olomarina ireo ee , tsisy olona vonoiny zany refa manafika izy ee ,de m... tohiny
novalian'i andrywui ny 26/11/2012 07:35
andrywui ( 20/11/2012 12:58)
malaheno an'i heriniaina eugene ah zany !!
tsy hita intsony lery ! nefa iny no mba akamako tato hatramn fahiny ka mandrak ankotrio mba mifohaza @ torimaso tonton a ... tohiny
novalian'i dadabe ny 24/03/2013 16:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0354