Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i andrywui, milahatra araka ny daty
andrywui
(
13/09/2013 14:36)
OTRAN'NY MBOLA milay IZY ry endriny a ??!! hohohoh
[youtube]http://youtu.be/mMgBYwXpFXU[/youtube]http://youtu.be/mMgBYwXpFXU
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=mMgBYwXpFXU&feature=player_detailpage[/youtube]
otran'ny misy zavatra kely amboari...
tohiny
andrywui
(
11/09/2013 22:36)
ny vangy aloha de betsaka de betsaka e !!
fa ny mpamaly tsary misy , asa naninn angah , ny anah zao mba ahabe ny vangy ato amiko ndray zao de zao no ataoko vao maraina , miditra ah de mivoaka de miditra ndray de mivoaka de bobaka be ny vangik...
tohiny
andrywui
(
10/09/2013 07:10)
GANAGANA NITETY ASA E ,,
NY HANINA TSY AZO NY VODY, NY LOHA, NY TRATRA MANGANA !!!
ganagana= mpiondana
Hanina= sezam-pitondrana
loha,vody,tratra= mpiondana sy ry dada mianakaby
Mafy iany ny choc ka ,lasa miatsampitsampy ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 10/09/2013 07:17
andrywui
(
07/09/2013 14:58)
MANAPOAPOAKA BOMBA ERAN'NY TANANA NDRAY NY ZANAK'I DADA AN ...!!?
tezitra amin'nle fika rehetra tsisy nety daolo tamn'ny zavakinasa ny zanak'i dada de mitady hamotika firenena ndray annnn!!!!...
tohiny
novalian'i andrywui ny 07/09/2013 15:03
andrywui
(
01/09/2013 07:45)
MANENTANA NY VAHOAKA MALAGASY REHETRA ....
IZAY MAHATSAPA FA MANANA ADIDY AMIN FIRENENA SADY TIA TANINDRAZANA (fa tsy tia seza) MBA HANANTANTERAKA NY ADIDY MASINA .
MANDEHANA MIFIDY DAHOLO HIVOAHATSIKA AMIN KRIZY SY HAMARANANA NY TETEZAMITA ....
tohiny
novalian'i pulm ny 13/09/2013 13:12
andrywui
(
31/08/2013 07:57)
VOAFITAK'I MAMY RAKOTOARIVELO KAY I NENY
Loza ray , Loza roa !!
Hay tsy nampahafatarin'i Rakotoarivelo nandrapahatapitrin'ny fepotoana ilay filazana hoe afaka mandefa solony atao solotoerana an'i neny !! Tsy hitan'i neny mitsy zany io tarat...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 16/09/2013 06:35
andrywui
(
29/08/2013 16:48)
TENA MAMPALAELO IANY ALOHA E !!!!
[img]http://www.google.fr/imgres?sa=X&biw=1347&bih=709&tbm=isch&tbnid=pHQ-D534uCW-pM:&imgrefurl=http://mydago.com/2011/11/sary-milay-magro-behoririka-23-nov-11/&docid=iQHvmQgVKi5FoM&imgurl=http://myda...
tohiny
novalian'i andrywui ny 30/08/2013 12:30
andrywui
(
27/08/2013 16:47)
lasa manana tompo menakely be da be za !!
- niakatra ny mpanohana an'i rawuix rapikany fa mivoaha tao amzay elah hikozy a ,,
mekanjo mivadika aby ny oul zao hon hon hon ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 29/08/2013 04:04
andrywui
(
25/08/2013 00:32)
TSY AHAGAGA TSONY NO AHENO FA NIVADIKA TGV I .......
HERY SERASERA !!!
satria hita fa efa mihamiha mivadika palitao sy lasalasa TGV zany daholo ndray zao ny ankizy ato aaaaa
kobokoboko amle fomba firesaka fa efa misy miainga betsaka ao ,,ka ahagaga v...
tohiny
novalian'i cbd ny 04/10/2013 18:33
andrywui
(
23/08/2013 12:37)
INONA NY REACTION AN'NY MPIONDANA AMINZAO FAHORIANA MIDONA ZAO ? MBA ALEFASO ETO NY HEVITRAREO
Itako eto fa alaelo be no mandrakotra ny tava nefa akory atao fa lalan'ny politika zao e ,,,mifidiana daholo no vahaolana de tohano izay kandida mpiondana ao !! zay sisa fika farany mialohan'ny hidara...
tohiny
novalian'i andrywui ny 26/08/2013 10:52
andrywui
(
20/08/2013 16:15)
TARATASY MISOKATRA ...
Ho an'i DREAMLOVER aloha , de ho anao zay diso fanantenana sy mbola mikajikajy hanakorotana ! VAKIO TSARA ARY
tsisy mahafaly fa politika ity lalaovitsika ity dreamlover a
za tsy nanotany oe hiditr...
tohiny
novalian'i Dreamlover14 ny 22/08/2013 08:20
andrywui
(
20/08/2013 11:59)
SADY IZAO KOA, MANANA TRAIKEFA AMIN'IZANY HITANTANA FIRENENA ZANY VE I NENY huhuhu...
sa de oe anaran'antoko sy entin'ny FO sy ny mitapi-maso otran soavaly fotsiny ihany de miriotra na ho any ankady aza ??
-fa raha jerena amin'ny fo tsy miangatra de tsary misy ze fantany amze politika...
tohiny
novalian'i Dreamlover14 ny 20/08/2013 15:28
andrywui
(
19/08/2013 14:01)
EFA NIRODANA WORD TRADE CENTER E ,ALEFAO NDRAY NY SOLOTENA ARY ...
mission accomplie ,raha mbola be mokony eo de midona amn pôtô ,,maneke !!!
Rajoelina ane zay mihitsy no tadiavina e ,miverina le raikala Tgv nay iny zany .
ARAKY NY ERITRERETINA AZY DAHOLO NY PLAN...
tohiny
novalian'i andrywui ny 20/08/2013 13:27
andrywui
(
18/08/2013 23:16)
MITETIKA HANAO VAMIFATY POLITIKA KOA RAHA SANATRIA KA TAFA EO ZANY ??
hoouunttsskk , ko raha tsy adala ny olona ka tsy aharaka ny fika maloto (VALIFATY POLITIKA ho ataon'i dada eo ee ,, tsisy adala eo ry zalah sady aza mody adala aa , tsisy azonareo amin'ny jeux maloto ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 19/08/2013 16:08
andrywui
(
16/08/2013 04:58)
Ny mikivangivangy rou betsaka ...huh
Tsa misy mamaly aby ny dinika fa de ny mikivangivangy no mazevatra ,,asa na katraka nakaia aby nga ny olona
Hahahahaha .......
tohiny
novalian'i Dreamlover14 ny 20/08/2013 15:25
andrywui
(
14/08/2013 23:08)
REHEFA MIVADIKA IZY PRESIDENT DE HIVADIHATSIKA HATRAMN FARANY KOA A
SI NON ? MBOLA APELATANANTSIKA NY POUVOIR maninnna rah samborina de atao amn fanaovana azy e ,, vavy kely io ve no hanakorotana firenena vahoaka 20.000.000. eto
Nenah refa olona mivadika tam teniny...
tohiny
novalian'i Dreamlover14 ny 19/08/2013 15:01
andrywui
(
13/08/2013 19:17)
mba asio fanajana ihany leretsy a
tena tsy rariny kosa le Ricky kabota lah ty ny ataonlah a tsss ...kibon-dabiera faty !
[img]https://sphotos-a-ams.xx.fbcdn.net/hphotos-frc1/1004515_10201874232759734_683018937_n.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i belakely ny 20/08/2013 13:36
andrywui
(
10/08/2013 23:24)
NY KETRINA IHANY NO MINIA MIKIMPY
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=VpBPxGeD9hc&feature=player_detailpage&t=1445[/youtube]
NA MODY FANINA , NA MBOLA TSY TERAKA MIHITSY
https://www.youtube.com/watch?v=VpBPxGeD9hc&feature=pl...
tohiny
novalian'i Dreamlover14 ny 19/08/2013 15:15
andrywui
(
29/07/2013 23:42)
ZAO VAO MAZAVA BE AMINTSIKA VAHOAKA MALAGASY AMIN'IZAY KOSA ANGAMBA A
SATRIA NA ZAZAKELY 6 TAONA AZA DE AFAKA HAMALY ETO !!!!
Hoe tena iza marina moa no tena [u][b]olan'ity firenena malagasy ity[/b][/u] rey olona ..?? iza ??
aleo samy hamaly amin'ny fo tsy miangatra ...
tohiny
novalian'i xhavier ny 10/08/2013 15:57
andrywui
(
25/07/2013 21:36)
AZA BE LOHA MOA NENY A POTSITRA EO ANE E
maninona ary ry neny rehefa mba nilaza ny UI sy ny sadec retra fa tsy masaka ny hilatsahanao de maninona raha mba mahay manaiky ary e ? sa ve le gidragidra foana ry neny no mety e ,, tsy miteny andrat...
tohiny
novalian'i andrywui ny 31/07/2013 12:45
