Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i andrywui, milahatra araka ny daty
andrywui ( 11/07/2013 21:03)
SOA ALOHA FA EFA NANAIKY RAJOELINA HIALA
aleo mbo omena hira kely isika fa mafy loatra ty ngidy ampitondraindry zalah antsika ty kah , zao i chissano ty toa nitondra voa,dalana ratsy be fa SAZY mafy hono no omeny ho an'ny les trois mousqueta... tohiny
novalian'i andrywui ny 31/07/2013 18:14
andrywui ( 08/07/2013 21:45)
VITA SA TSY VITA ???
somary be fezaka zay ihany manko ny gasy fa be vava sy ramatahora fotsiny ! maninn raha andao amboaritsika otran'ny president an'i egypte iny koa i Rajoelina io e !! aona vita ve sa tsy vita ! tairo... tohiny
novalian'i andrywui ny 18/07/2013 00:27
andrywui ( 03/07/2013 13:17)
atolotra ho an'i endriny !
ao anaty boky mena misy soridalana de ny lalampandresena sy ny fahafahana ndao ampio dede ratsiraka mba hanataterakilay fiteny mamyoe madagascar atraminizao mijoro fa ts mandoalika ... tohiny
novalian'i endriny ny 29/07/2013 05:34
andrywui ( 28/06/2013 16:26)
REHEFA ZAY DE TSISY MIALA EO RY AKAMA A
aleo samy eto izany e sady avelao kou hiala any refa tsy hanao sy hanampy ny UI sy UA sy ny SADEC e reo kou ane mody mampifila eo e ,, otranle tam DADA nanongapanjakana tam 2002 iny zao le namorona re... tohiny
novalian'i hadji ny 29/06/2013 06:04
andrywui ( 22/06/2013 20:30)
KOPI KOLE ... merci lessy YAZZ a
merci zandrikely a efa itako eo fa ho batainlah io amboara io !! isika mivoaka mpandresy foana zandry a !! felicitation lessy !!....... tohiny
novalian'i pisoonja ny 27/06/2013 09:44
andrywui ( 17/06/2013 21:06)
heheh kay hianao kou membres amle maneno dada a....
arahabaina tonga soa "mikosoka" dada a [img]https://fbcdn-sphotos-c-a.akamaihd.net/hphotos-ak-ash3/p480x480/1017269_10201473983113743_1373944342_n.jpg[/img]... tohiny
novalian'i andrywui ny 28/06/2013 16:21
andrywui ( 17/06/2013 10:16)
ka hevitra no ampiadiana fatsy mety izao e !!...
ounntsss !! raha mba omeny otrizao ko mou i neny io zao de aoana ? tsy hipotsaka frein eo ? [img]https://fbcdn-sphotos-e-a.akamaihd.net/hphotos-ak-frc3/969702_10201467739837665_1368319930_n.jpg[/img... tohiny
novalian'i andrywui ny 17/06/2013 21:08
andrywui ( 06/06/2013 09:04)
ALEO HAZAVA NY RAHARAHA ALO A ...!!!!
Aleo dia ho tsipihana mazava tsara alouety ampanombohana fa IZAHAY ANR dia manaiky ara-dalana ny hanatsoaka ny "antontataratasy filatsahan-kofidiana" mba hisian'ny fitoniana politika sy ho tombotsoamb... tohiny
novalian'i vony501 ny 07/06/2013 12:43
andrywui ( 05/06/2013 07:43)
neny mifofotra mivarotra aina mintsy ....
Moa izy ao à Sud Aff misolosolo sipa lava nono tsy ankijann ,,very toerana eo neny fa modia a tanana efa zatra mitsotra io [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/83f41ce992678aebca9a9a8bf7e517... tohiny
novalian'i andrywui ny 06/06/2013 19:30
andrywui ( 24/05/2013 09:24)
refa mba oe mbelà teo de mingà teo e
Efa miteny daholo ny oul oe mijanona i Rajoelina , Ratsiraka , Lalao Ra8 de inn no niseho ??? Nanaiky hiala i Rajoelina ra tena tsy miova ny datipifidianana sady ho fitsinjovana anle krizy mitrainn b... tohiny
novalian'i endriny ny 29/05/2013 14:07
andrywui ( 24/05/2013 07:27)
jeun lehibe ,asaina daholo e
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=jGPDcvMiOfw&feature=youtube_gdata_player [/youtube] Misy vavaka sy fifadiankanina lehibe eo Iavoloha 25mai fa tongava daholo. Tsy misy mitondra sakafo à ,fa r... tohiny
novalian'i andrywui ny 25/05/2013 04:38
andrywui ( 21/05/2013 22:44)
Tsy possible tsony na ny vady amanjanany aza tsy azo ifampikasohana !!
tapa-doha eo vao mivinany amlery kely fotsiny eo !! aleo miainga seul iany de miaraka amin'ny rajoelina fa tazy no azo antoka e [img]http://randydoit.hautetfort.com/media/02/01/1686299952.2.jpg[/img... tohiny
novalian'i andrywui ny 25/05/2013 04:49
andrywui ( 20/05/2013 23:06)
nankaiza i ....
NOUE , IFIONA , YUKA ,MIRANA kou tsy hitahita tsony ,ZAMA9,DILOO , PIKATTI , KALACK ,FIJO ,RAVATORANO, SALOPARD ... ny blem itako amreo olona reo de tsy nahazaka petsa de na niova PS na mitsirika de ... tohiny
novalian'i dadabe ny 16/10/2013 16:29
andrywui ( 15/05/2013 10:04)
rehefa tsisy mety alamina aby de aleo TOHIZANA NY TETEZAMITA E innn no z'olana ...
Ry dada migafy fotsn avy ary sud af ary kou.aiza ka nalatsany ndray i neny nefa izy dada iany no.i neny ka mpivady kou . Ka refa zany de aza mametrapialana zany fa aleo toizana ny entana e ZAHAY MIBON... tohiny
novalian'i andrywui ny 21/05/2013 22:38
andrywui ( 09/05/2013 17:02)
FIDIO ANDRY RAJOELINA
FA AZA MIFIDY AN'I NENY FA TSISY TRAIKEFA AMZE FITANTANANA FIRENENA IZANY I NENY FA HANIMBA ZAVATRA FOTSINY EO ... tohiny
novalian'i bazylou ny 22/05/2013 23:19
andrywui ( 06/05/2013 09:50)
Efa dokteraprelamor e ,tsisy fika tsony.
[youtube] http://www.youtube.com/watch?v=aSGPveF3Cf4&feature=youtube_gdata_player [/youtube] Tongotra mby andakana , aleo hande , aleo hilatsaka ze mirevy tehilatsaka . ... tohiny
novalian'i andrywui ny 09/05/2013 16:59
andrywui ( 04/05/2013 20:47)
manakory aby hianareo tompoko !!!
- mamangy amin'ny fahoriana tompoko de aza misosoka alaelo tsony !! hanaterako ro-patsa eo ihany !! [img]http://www.gratuit-imprimer.com/sites/gratuit-imprimer.com/files/images/carte_condoleance.... tohiny
novalian'i andrywui ny 04/05/2013 20:48
andrywui ( 04/05/2013 17:28)
mody mba oe fotana ren'andriamanitra fa hitsabo an'i mama fotsiny ah de hody ee !! kay tsy zay akory
fa vo sitratsitrana i bebe de io fa namoaka ny rambony amzay i neny !! nefa anie defa nanao sonia teo ivato zao tam vo tonga e !! oe aza manaonao politika a yeuu tsy hanao ah e !! mitsabo an'i bebe fo... tohiny
novalian'i Miharena ny 04/05/2013 19:51
andrywui ( 03/05/2013 16:47)
Ho betsaka no hiala tsy hanao politika eto tsony apres 7mois eo!!! KIVY
Aiza ka rangitina amle resaka oe cafard foana le olona kaa... oadray (kalalao mantsy e) azafad huhuh ka aiza no tsy hilatsaka !! zavatra tokony mba samy mifanaja sy mitana ny teny nomena fa tsy hoe t... tohiny
novalian'i andrywui ny 04/05/2013 17:24
andrywui ( 22/04/2013 12:03)
Ze logique resahana e !! - vitan'ny TGV ny zafera
ka marina zany kou dryyy !!! tadidio fa manana olona betsaka hatrany ambanivolo be anaty akata tsy tongan'ny inoninnn any ny TGV feno olony any !! i dada anefa efa mamimbo tamn olona rehetra any amban... tohiny
novalian'i misratana ny 27/04/2013 09:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0354