Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i andrywui, milahatra araka ny daty
andrywui ( 17/04/2013 22:35)
ZAY KA !! ninanenganni fa niady atrano tao aby izy mianakaby
L'Express de Madagascar?Quotidien d'information et d'analyse?RTA MOBILE?Friends SMS 80 ar / Appel 5 ar/sec?RTA?Radio Télévision Analamanga Magro Behoririka – Mampizara ireo?mpomba?azy?ny?fanapah... tohiny
novalian'i andrywui ny 19/04/2013 23:34
andrywui ( 09/04/2013 16:04)
ze kandida atolotray eo de nenay e ..
N'a Camille n'a.vital.n'a.hazo n'a i.reboza n'a edigara n'a mety ho.RAJOELINA TAMPOKA eo.ihany koa aza huhuhuh refa miainga eo n'y sentiment (arakarany ) ka zay n'y ataoko ze atolotray eo de lamasinnn... tohiny
novalian'i nilex ny 16/04/2013 09:51
andrywui ( 27/03/2013 07:39)
de gaga kou ane ny any atsimo zao e!! nefa de oe dada dada ,neny ....
Fa de n'a tapapanjaitra aza hatramzao tsy nanolotra fanampiana ho an'ny any atsimo izy sy i kalalao. Ary tena odiandry zareo fannn mitsy e , otran'ny oe matesa any ry mahantra reto à Nefa ny etiket... tohiny
novalian'i andrywui ny 28/03/2013 11:46
andrywui ( 26/03/2013 22:51)
mba andefaso hira an'i hery ndray alou henoina e
- le vao natao milay lay reny alefa e ! aleo ko mba ampijerena andry miharena sy ry didi sy ry zalah ato fa artista goavana anie i hery e san aoana zoky ?... tohiny
novalian'i karandoha ny 31/03/2013 20:22
andrywui ( 20/03/2013 01:05)
ASA NA POLITIKA NA FIVAVAHAN SYFINOANA NO TOKONY ANDEFASANA AZY TY FA TOA METY DAHOLO !!!!! oooouuuuffffffff...
[youtube]http://www.youtube.com/watch?feature=player_detailpage&v=q-rcv1t10E0[/youtube] misy trois part izy ity fa ity alou no alefako eto satria voateniteny matetika amin'ity part ity i dadanay ... tohiny
andrywui ( 16/03/2013 12:22)
tsy hita ze mba fanampiana nentin'ny Mpiondana !!!
ho an'ny rivodoza nitranga fa ny ady sezan'ny mpiondana ampiditra an'i mama no mahamendy anareo ... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 23/03/2013 12:48
andrywui ( 14/03/2013 20:33)
hountsss...!!!-- mikifalifaly foana
http://youtu.be/E9KK4XOO2cU de aza mikifalifaly foana tsony fa efa misy dossier mande any aa !!... tohiny
novalian'i andrywui ny 16/03/2013 12:19
andrywui ( 28/02/2013 00:09)
aza mifanadala amn resaka politka tsisy valerany eo alou eeeee...
ny olona zao mbola repotra be hanao fanampiana ho an'ny havana any toliary hanao tolotanana etsy atsonjombe ny artista ,, fa tsy ty politika ady seza sy alaelonralalao apodiana lava ty no vetsovetsoin... tohiny
andrywui ( 20/02/2013 22:59)
apodiana ny reninlisany fa tsy sady mangataka no mivandraka ee
sady aza manao mamo miantso polisy koa fa mba miondrikondrika mapalaelo refa mangataka e,, fa tsy sady mangataka no mivandraka !! be mokiny nefa kely sandry ! [img]http://corigif.free.fr/ma_rire/img... tohiny
novalian'i andrywui ny 23/02/2013 20:56
andrywui ( 15/02/2013 12:29)
SADY HILOKANDRY ZALAH MIHITSY NY SEZA AAAA
Ho an’ireo mpanao gazety manokana mpandinika ny fiainan’i Vatikana dia isan’ny andrandraina ny Papa tanora sy mihetsiketsika. Izay lany eo no ho Papa faha-266 tao anatin’ny tantara Eglizy Kat... tohiny
andrywui ( 15/02/2013 12:14)
KAY VE MISY MPANOLANA RELIJIOZY
Tranga vitsivitsy Ho an’ireo mpanara-baovao momba an’i Vatikana dia misy antony hafa, ankoatra ny toe-pahasalamana, nitarika ny Papa Benoît XVI handray izao fanapahan-kevitra hitsahatra amin’ny... tohiny
novalian'i andrywui ny 15/02/2013 16:20
andrywui ( 06/02/2013 18:42)
tena mampalaelo mafy i dada kale !!
[u]underline text[/u][quote] [u]Afrika Atsimo – Mbola?nogiazan’ny?Fitsarana? ny?pasipaoron-dRavalomanana[/u]?? digg 0 Fanehoan-kevitra Araka?ny?vaovao?navoa-kan’ny?Agence?France?Presse,?nivoak... tohiny
novalian'i andrywui ny 12/02/2013 08:15
andrywui ( 27/01/2013 23:06)
Eny e afaka miteny ze tiany daolo e FA ITY IHANY NO REEL
[u]VERSION VAOVAO [/u] henoy tsara ny tonony milamm , amigo , nilex ,hery ,cyril a !....[youtube]http://youtu.be/79GoilT3EVw[/youtube]http://youtu.be/79GoilT3EVw... tohiny
novalian'i andrywui ny 02/02/2013 22:16
andrywui ( 24/01/2013 15:16)
FAHENDRENA SY POLITIKA AVO LENTA ...hehehe
fahendrena faratampony no nataon'i filoha tamnireny fanapahakevitra ireny ee !! azo natao tsara mihitsy anie ny tsy niaraka tam frantsay na i amerika na UA, UI e ! ny japoney efa nipimaso ,de misy f... tohiny
novalian'i andrywui ny 25/01/2013 14:20
andrywui ( 22/01/2013 11:49)
o ry Bainn a afaka miditra ato am serasera amzay elah .....
az a mitsoatsoaka any ampandosirana any tsony ela bainn Rapikatti (Radani) fa mivoaha de manorata eto amn ps pikatti amzay elah raha izaho no nataoranlah teto fa efa andro vitsy sisa de tsy ho tazanla... tohiny
novalian'i andrywui ny 02/05/2013 10:56
andrywui ( 21/01/2013 12:47)
O ravatorano a omeo sopapa kely zokibe fa mamay be ny tanana a
Ny entana nantenaina hilatsaka tsy hita beniany ty , ny pataloako rovitra fotsiny teto amin'ny hery teto , 3taona ngarangidiny ah nanosika an'i boay kely nefa lery naneno saoana ndray ! tena fisaka n... tohiny
novalian'i andrywui ny 24/01/2013 15:10
andrywui ( 21/01/2013 12:38)
AZA MITADY ATAMBO E misy fika vaovao ao heheheh
misy fika avo lenta tsy takatrao ao ananona ao ry akamako isany a , itanareo atsy ho atsy zany tonga de hilatsaka tampoka 1mois avant zany ny entana fa tonga de gina ny tanana oe mankaiza sy manao aon... tohiny
novalian'i andrywui ny 21/01/2013 21:51
andrywui ( 18/01/2013 21:53)
MARINA IANY LESY NENLAH RAHERY A , RESINLAH AH E ...
Vita iany lesy ny amiko Rahery fa tsy nilatsaka ny entana a ! za anefa nanatena mafy azy oe mba hiainga ! kinnn mou lesy zany fa de ze tsy hodian'ny dada iny zany alou no ilofosana mafy fa mbola misy... tohiny
novalian'i nilex ny 25/01/2013 05:41
andrywui ( 15/01/2013 21:59)
TSY HILATSAKA I PRESIDENT RAJOELINA ...
Mba hisian'ny fitoniana politika eto Madagascar dia nanao fanambarana i president RAJOELINA fa tsy hilatsaka ho fidiana izy amin'ny Fifidianana Filoham-pirenena ,satria efa teny nataony ko izany ! fa... tohiny
novalian'i andrywui ny 17/01/2013 07:08
andrywui ( 10/01/2013 21:32)
Zay hono zany ry reto ny lohanle boay kely a !!!
- oe tsy asiana kabary politika mitsy ny fety aannn !! kay nasiany ihany , sady zay tena hita tamn kabariny fa HILATSAKA HO PREZIDA LE NGAH KELY io , ny filazany anle lalana IVATO- TANA oe aharitra e... tohiny
novalian'i hadji ny 14/01/2013 07:20
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0365