FANANGANAN-TSAINA = FITIAVAN-TANINDRAZANA ...
1. andrywui
(
09/06/2012 10:51)
TANDREMO SAO VOAREBIREBIN'IREO TSY MATY VOALAVO AN-KIBO SY ZATRA MPANAO TSINOTSINONA NY TANINDRAZANA RY VAHOAKA MALAGASY
---ATSANGANO ARY NY SAINA , TOMPOY NY TANINDRAZANA
SAINA MITSANGANA = FITIAVAN-TANINDRAZANA (tsisy resaka politika io)
---ATSANGANO ARY NY SAINA , TOMPOY NY TANINDRAZANA
SAINA MITSANGANA = FITIAVAN-TANINDRAZANA (tsisy resaka politika io)
novalian'i dadabe ny 17/06/2012 09:16
2. andrywui
(
09/06/2012 10:58)
ASINA TORA-PO KELY ETO AMBANY E , ALEO SANTARIKO
Ry Tanindrazako malala !
Be ireo mpankahala
Ity andronao ahatsiarovana
Ny fahaleovan-tenanao ho tandrovana
Dia minia mitady hanitsaka
Ity sainanao ho fahatsiarovana
ka tsy amela anao hikopakopaka
Fa ho alevina ao anaty bozaka
Ry Tanindrazako malala !
Be ireo mpankahala
Ity andronao ahatsiarovana
Ny fahaleovan-tenanao ho tandrovana
Dia minia mitady hanitsaka
Ity sainanao ho fahatsiarovana
ka tsy amela anao hikopakopaka
Fa ho alevina ao anaty bozaka
