Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i andrywui, milahatra araka ny daty
andrywui ( 06/03/2012 20:52)
Trandrao ny bois des rose !.. FOTOANA METY IZAO
- rehefa tsy hanome vola fanampiana intsony ny vazah fa hamolaka lava ny malagasy eto de tsotra be ny ivoahana e !! - TRANDRAO ireo harena ankibon'ny tany malagasy tsy toko tsy forohana ireo fa toa n... tohiny
novalian'i fafane ny 10/03/2012 11:50
andrywui ( 06/03/2012 01:15)
de aona e ,toa tsisy henoheno tsony ny mpivouvou mpanohitra fanjakana e huhuhunhunhun
Toa tsy hisy fifidianana amty taona ty kale ...amn heritaona koa angamba miaona a ... Mila vanony be loatra amty dada apodio dada apodio ty loatra nareo de nareo iany no mampiesona azy .....tsy olana... tohiny
novalian'i moi ny 12/03/2012 10:20
andrywui ( 01/03/2012 15:16)
hafatra avy amin'i VITANTSIKA IO
- Rehefa tsisy kandida sahy hanao ihany de aleo hanaovan'ny tanora azy e !! -ny Zafisolon'i Hery io alou de tsy mahavoa an'i vatofototra mihitsy satria vao mikozy oe AUTOROUTE manodidina an'i Madaga... tohiny
novalian'i andrywui ny 02/03/2012 19:37
andrywui ( 26/02/2012 23:00)
sssh aleo tsy niteny !!! inona koa no teo eo !! mandreraka fotsiny ! ...
J -0..!! inona koa ny teo !!!-- Aleo tsy fahanana lalimanga ny vahoaka fa efa valaka Rakotobe a ! - amin'ny 5h maraina defa nisy niandriandry teo Mamory ivato teo amin 3chemins teo sady nisotro rama... tohiny
novalian'i kiriah ny 06/03/2012 12:46
andrywui ( 25/02/2012 00:31)
J - 2 ...! ho avy ary ve i dada sa tsia !?
- Izy aloha defa ningosongoso amin'ny anabaviny mihitsy fa tsy maintsy ho avy hono e ! na ho tapahana aza io lohako io ozizy de tsy maintsy mody ah ! - tena mahafinaritra mihitsy fa asa ndray ze NOT... tohiny
novalian'i andrywui ny 01/03/2012 23:16
andrywui ( 23/02/2012 17:41)
J - 3 androany !!
jours -3 amin'ny andro sy fotoana ahatongavan'ny dada anio ! nampanantena tanteraka izy fa na hisy innn na hisy innn de TSY MAINTSY TONGA AMZAY ..... -----mahafinaritra !!! ho tanteraka anie izany ... tohiny
novalian'i andrywui ny 01/03/2012 23:19
andrywui ( 20/02/2012 22:12)
fa maninona tokoa no toa velona foana ny machine administratif e ????
misy tsetsatsetsa kely ty !! .... fahiny dada sy ry ratsiraka etc.. teo amin'ny fitondrana a nahazo vola avy any ivelany foana ry zalahy fanampiana an'i Madagascar na vola nindramina ,,, milliers des ... tohiny
novalian'i andrywui ny 01/03/2012 23:20
andrywui ( 20/02/2012 22:01)
FAHINY : io fitsarana io no tena fikirina mafy !!
--fa tsy amin'izao tsony zany !! tsisy mataoatra anzay fitsarana mihitsy ny mpitondra amin'izao satria sady tsy nanao ratsy no tsy nangala-bola !! - namoaka fanambarana lehibe manko ny SMM zany fa de... tohiny
novalian'i andrywui ny 21/02/2012 09:21
andrywui ( 20/02/2012 21:46)
io le naiko ary , io le naiko ary ! huuummmm kay zanak'i dada aby !!!
hita oa fa tena ry mpiondana mihitsy kay reo saika hanao habibina teto amin'ny firenena le oe tamin'ny 06 fevrier teo nalaza be ireny !! soa fa ry milamm sy ry rijadolly mihitsy no nivoy anle izy be t... tohiny
andrywui ( 17/02/2012 22:50)
tsy azoko mitsy nareo : TORIO NY TGV ....
- Ento le porofo oe nanao tire kroaze le tgv !!ampiakaro amin ambaratonga ambony , ento amin'ny tribunal interantional ,,asehoy le porofo ho jeren'ny UI , UA sy ny sisa sadc ,,, ento le izy de akaro a... tohiny
novalian'i locl ny 19/02/2012 15:49
andrywui ( 15/02/2012 22:57)
tsy ho avelatsika hihaodihaody eto ny CYCLONE ....
tadiditsika ve zay fehezanteny izay ??? de jereo ny takaitra ratsy avelan'ny cyclone fa nisy maty, trano rava, potika ny tanana, miakatra ny rano , maty ny herin'aratra ,rava daholo ny fotodrafitrasa... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 20/02/2012 04:53
andrywui ( 15/02/2012 00:28)
TGV FOREVER ...
MBOLA TSISY LAHATSORATRA TOMPOKO FA DE ZAO FOTSINY ... TGV FOREVER TGV FOREVER TGV FOREVER ... tohiny
novalian'i andrywui ny 18/02/2012 10:51
andrywui ( 14/02/2012 01:57)
voninkazo adaladala ozy Rado ....
Toy izany ko ah eto ...Izaho irery no tena advance n'ny mpiondana mahasahy mifanandrina arakevitra eto ...nefa sahy ah ...manin ah no tsy makany am site n'ny TGV ??? Satri mifanafosafo otrizao eto zao... tohiny
novalian'i andrywui ny 18/02/2012 11:00
andrywui ( 08/02/2012 21:20)
tsisy manao resaka ratsy eto ....
Sady tsy manabambany na manopa ah eto ,,tsy mi.se moquer nizaniza ,,tsy manambany anlisany donc asio fifanajana ,, milaza ny hevitro sy ny olona tohanako hatramn farany no alehako eto ...... Ka zao ry... tohiny
novalian'i andrywui ny 13/02/2012 00:17
andrywui ( 07/02/2012 10:49)
oudryyy ..resaka efa omaly hariva le OPK ,OPS e !!
- Ka iza mou no ahazo tombotsoa aminio hanakorotana mba tsy ahavitana anilay fotoampivavahana sy lanonana ho atao hanotsanana andry zalah kriminely ireo fa tsy ny mpanohitra e !! aza avadika le resaka... tohiny
novalian'i andrywui ny 07/02/2012 10:54
andrywui ( 29/01/2012 23:04)
tantara tsy fanadino ? ...nitovy iany reo !! - aza fisahana ny rariny !!
- 1er tour de VITA !! ... 1er tour de VITAAA.... -----------ka na tsy lany aza ry lerony tamin'ilay valimpitsarana nataon'ny HAE de noterena sy norahonana basy ry iza mo ty anaranle lehiben'ny hae ... tohiny
novalian'i andrywui ny 03/02/2012 18:35
andrywui ( 27/01/2012 12:40)
inona no fika politika manaraka ??
Otran oe rah.mbola mitsefotra io famotsorakeloka andrasan'ny ambanilanitra amin faran volana zao io de kely dia kely sisa fanantenana azo eritreretina momba ani dadatsika ty ....miandry ampahatoniana ... tohiny
novalian'i milamm ny 31/01/2012 08:33
andrywui ( 25/01/2012 23:09)
samy miala no mety am ravalo mc sy andry rj ....
Tsisy filaminana mitsy zany entindry zalah reo fa refa vandana de kary de otran tena hitrainnn be ty kozy ty satria nifontana tsy hanao tsony koa ry mamy rakotoarivelo s'y n'y akamany ...ka innn fa ts... tohiny
novalian'i jesuisla ny 29/01/2012 14:58
andrywui ( 25/01/2012 08:25)
hafahafa tokoa a ,haninona eny talatamaty ny prá na bodika ??
Ka zay mitsy no mampiasa saina ane oa e ,,,tsy manenjika azy ah fa mitahia izy efa lasanko razana ,,sady tsy miaro n'y fat ko ah .......fa ono oa ,,naninnn le tompokolahy njaka no eny talatamaty no n... tohiny
novalian'i andrywui ny 29/01/2012 14:19
andrywui ( 23/01/2012 10:22)
MAPME !!tsy hanao zavatra ! aza manankim-po be amireo tsony ee
zah ry zalah tsy TGV iringiriny zany !!! tsy TGV ah fa tsy te hanovanova lava fotsiny ah satria lany andro manova ,mandrava , manova,mandrava foana nefa tsisy resultat mitsy isika malagasy , -faly man... tohiny
novalian'i jesuisla ny 29/01/2012 14:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0357