Trandrao ny bois des rose !.. FOTOANA METY IZAO

1. andrywui ( 06/03/2012 20:52)
- rehefa tsy hanome vola fanampiana intsony ny vazah fa hamolaka lava ny malagasy eto de tsotra be ny ivoahana e !! - TRANDRAO ireo harena ankibon'ny tany malagasy tsy toko tsy forohana ireo fa toa ny vahiny koa no manjakazaka aminy fa ireo malagasy tompony iviny kely ,o azo !! - trandrao ny bois des roses sy ny safir , rubis ,ametiste ,emerode ,mercure ,volamena ao amitsika reo hanodinana ny firenena fa fotoana mety ilana azy amizay izao ry zalah a ! ...efa tsara alou le bois des roses nentina nandoavana karamampiasampanjakana nanodinana ny machine administrative atramzay fa tena mbola ilaina koa ny vola hanamboarana ny fiainan'ny malagasy !! ka tokony ho raisin'ny fanjakana amzay ny fitrandrahana an'ireo fa vetivety kely de ho tafavoaka isika e !! - tsy lanintsika ary hananatsika ambimbava ny vidin'ireo harena beatsika ireo !! fotoana mety izao
novalian'i fafane ny 10/03/2012 11:50
2. andrywui ( 06/03/2012 20:54)
tokony anaovana politika manokana mihitsy ny planina entina mitrandraka an'ireo haretsika ireo , fa ny vahiny aza mikolay sy mambosibosika eto fotsiny !!! ....
3. Fheno ( 07/03/2012 06:37)
Ka izao anie ra -Andryw e, ilay vola azo @ lay izy anie tsy mazava hoe tena mankaiza e,ao amposy ry zalah no tena betsaka e, ohatra hoe raha monja zao lasa tafa be lery ra Vitaly koa ,dia raha manao anzany daolo ireo mpitondra ireo dia inona fa tsy tafavoaka iany tsika,raha mazava lay izy dia tsisy quoi e,
4. niry17 ( 07/03/2012 07:19)
tena mety ny hevitrareo fa tsy @ zao tetezamita izao fa olona mameno ny paosiny daholo ireo, ny fiainana mihasarotra nefa madagasikara manankerena ny olona mihamahantra,tokony ho fantatry ny malagasy mankaiza ny ristourne @ ny cobalt sns ireo efa mande ny fitrandrahana nefa tsy fnatatra we mankaiza ny vola,tsy tokony ho tonga saina ve isika sa avelao @ zao sao tapadoha eo de ho aiza isika
5. locl ( 07/03/2012 15:50)
azy miady hevitra aminy wui nareo fa za izao mbola handray azy ao aminy admission de crise en psychiatrie .
6. andrywui ( 07/03/2012 22:13)

locl:

azy miady hevitra aminy wui nareo fa za izao mbola handray azy ao aminy admission de crise en psychiatrie .

hihihiihh !! aoka less bain a ! ka zao ane le izy e ! mahagaga fa manotany tena daholo hianareo oe mankaiza daolo ny vola avy amn ristourne haba ,sy innn daholo izy teo ? - ka efa mazava be fa taiza ary no nahitan'ny fanjakana vola nampiodina an'io machine admin io tao anatin'ny 3taona (valio zay !!) taiza ???? - tsy vola kely zany tompoko fa milliers des milliards ! ka raha nangalatra ry zalah nameno paosy de tokony efa rava mitsy zany le ministeres sy ny miankina amn fanjakana rehetra ireny raha izany satria vola be koa no ilain'ireny ohatra AGETIP , PSDR , FAO ,PAM ,FER ... etc ! misy volampanjakana be de be tompoko miodina ao hatramzao ary tao anatinzay 3taona zay !! io FER io fotsiny defa misy 60% an'ny fanjakana miodina ao ,,fikojakojana ny lalana io aa !! de tadidio fa miasa eran'ny madagascar io FER !! taiza ary ireo VOLABE nanodianana ny FER fotsiny aloha fa mbola tsy miteny ny hafa aho ???? ze logique jerena faza manao tsy tiko bika halako tarehy fotsiny !! ny marina , marina ihany !! fa tsy vitan'ny oe "bandy mivikan'i mme misa" akory izy ty !!
7. hery ( 07/03/2012 22:51)
Hay ny machine administrative mihodina izany no tena tanjona fa tsy ny hamonjy ny Gasy mahantra sy maty.
8. andrywui ( 08/03/2012 21:47)

hery:

Hay ny machine administrative mihodina izany no tena tanjona fa tsy ny hamonjy ny Gasy mahantra sy maty.
slt hery ! --- hay zao ary !! ampianatra kely politika an'i ramse ah .... tadidio ry hery a farehefa mihodina tsara ny machine admin ka ,,takatra daholo ireo volavolan-dahasa rehetra amin'ny sehatra samihafa ahodin'ny fanjakana (miankina na tsy miankina) - ary indrindra indrindra ka voatazona eo amin'io ( +- 14.000fmg =2800ar) io ny euro ohatra dia ataovy atsaina fa miakatra ny harinkarena faoben'i madagascar !! mbola tsy de hita taratra alou hatreto io !! ary tsy midina koa anefa !! -tadidio koa fa tamin'ny 2005 (fitondran-dravalo ) vao nisy anzany oe 1euro = 17.430fmg zany hatramzay naha-mafagascar an'i madagascar !! tsy haiko alou i Tsiranana e (mbola tsy teraka ah) fa ny fitondran'i dada no efa nisy anzany de inona no nitranga nidina 4% ny harinkarena faobe tamin'io !! .... fa raha navela malalaka nitondra an'io tetezamita io tsisy hoditr'akondro tsisy dongidongy anie ry zalah phat ireo ka mety ho afabaraka be ry dada mianakavy satria possible no nikaran'io harinkarena io 12% tena mino anzany ah !! saingy isika malagasy mou efa malaza fa tsy tia tafiakatra fa misintona patalou miara-mianjera fona no foto-pisainan-tsika de izao no niafarany !! ....
9. andrywui ( 08/03/2012 21:51)
rehefa miakatra ny harinkarena de mazava ho azy fa ho vita malalaka daholo ny fotodrafitr'asa madinika indrindra ,,de manaraka ho azy ny asa sy ny fidiram-bola ho an'ny tsirairay !! ity koa tadidio !! tsy ny fizarana vola ho an'ny mahantra akory no tanjona fa ny fananana asa raikitra sy mipetraka ,,de ny fanomezana haranjono fa tsy trondro ho an'ny mahantra !! .



10. andrywui ( 08/03/2012 21:55)
voalohany indrindra amzay raha mbola malagasy tia ny malagasy sy ny tanindrazana ianao de ataovy izay ahatonga ny famerenana tsy misy hatak'andro ny AGOA !! ..tena tsy azo ekena mihitsy ny hevitr'i dada tamin'ny fidongidongina sy fitomanimaniana tamin'ny amerikann nanakatona an'io !! ... tsisy fitiavantanindrazana mihitsy fa seza foooooooaaaannna !!...
11. hery ( 09/03/2012 07:38)
Ka andrywui milaza fa mihodina ny machine administrative, efa telo taona izao nihoodina foana. kanefa toa miha mahantra ny vahoaka. Izay no nilazako hoe ny anareo dia ny manodina machine administrative (izany hoe manangom-bola ho an'ny tsirairay) no tena tanjona fa tsy ny hanavotra ny vahooaka.

12. hery ( 09/03/2012 07:45)
Ahitsiko kely ireto:

- Ny AGOA dia tsy i Ravalo no nanidy azy. Niala ny Amerikana nony hitany fa mpanongam-panjakana no nandray ny fitondrana. Ny antony dia satria fantany fa raha mpanongam-panjakana no eo dia hotrohan'ireo tsikeliky ny projet dia aleo miala.
- Omeo hoe ny source nahitanahoe nihena be ny harin-karena tamin'ny 2005?
13. andrywui ( 09/03/2012 10:38)

hery:

Ahitsiko kely ireto:

- Ny AGOA dia tsy i Ravalo no nanidy azy. Niala ny Amerikana nony hitany fa mpanongam-panjakana no nandray ny fitondrana. Ny antony dia satria fantany fa raha mpanongam-panjakana no eo dia hotrohan'ireo tsikeliky ny projet dia aleo miala.
- Omeo hoe ny source nahitanahoe nihena be ny harin-karena tamin'ny 2005?
yee tena marina zany ka ! tafidina 4% io ny 2005 ...izany hoe 5,3% alou izy no nihebiheby tsy niakatra tsy nidina otran'ny lohalikalika teo !! fa rehefa nidina be ny euro (nikatra 17.500fmg "omena source koa ve? " ) tamn fitondravalo de mazava oazy fa nanaraka nidina koa ny harikarena ! zay alou no nitranga ary itan'ny olona rehetra zany e ! jereo amin'ny internet fa marina zany !!! ... ny tiako tenenina manko de zao !!! - sao isika dia mihevitra hoe rehefa ho tafaverina eo i dada de ho paradisa amin'izay na oe ho trafokena no atao toko ..,,!! fa defa lazaiko fa de reo no zavabita teto 7taona !! fa raha ny fampanantenana natao anefa de tokony oe hanankarena be daholo ny olona tao anatnzay 7 taona zay !! -- "tsy haka ny an'ny efa manana ,fa hampanana ny mbola tsy mananeeee..."" iza no tsy mahay tsianjery anzay !! -
14. andrywui ( 09/03/2012 10:44)
----))) io mach.admin io no ain'ny firenena ry hery a ! tena io alou no laharam-pahamehana rehefa tsy hety daholo ihany ny fihodin'ny zavatra rehetra !! ...mba afaka mandeha ny toera-pitsaboana , ny fampianarana , ny asan'ny TP , ny foto-drafitr'asa ilain'ny mponina andavan'andro !! TENA ILAINA ALOU RAHA AMINIZAO cas misy atsika zao ny fihodinan'ny mach.admin ka !!! ... tsy nisy tena oe malagasy maty nianjera n'ny hanohanana zany koa anie ,,,fa otran'izao ihany ny etat n'ny malagasy hatramin'ny androndry Ratsiraka , ravalo , zafy , rajoelina e !! nitovy otrizao ihany fa aza mi egzazere resaka kosa oe zao e zao e !!... tsy nisy nahatafita an'i madagascar zany ny mpitondra teto !! zany tsiranana zany hono no toa oe hono nahatafitafita an'i gasikara fa raha ny mpitondra teto itako de nitovy aby fa de otrizao ihany ny malagasy !!fa ny fanaratsiana no hamenoana azy !!
15. hery ( 09/03/2012 10:46)
Zavatra tahaka izao ny source tiako lazaina



Jereo tsara fa 12.500 ny Euro tamin'izany
16. hery ( 09/03/2012 10:48)
Jereo tsara fa 19/10/2005 io. 1 Euro = 2.520 Ar

dia aza mamahana lainga fa ny internet misy :-)
17. andrywui ( 09/03/2012 11:21)

LES REALISATIONS DE RAVALOMANANA
En 7 ans :
la réserve en devises est passée de 30 millions de dollars (2003) à 60millions de dollars ;
le taux de croissance atteint 4,6% en 2004, alors qu’en Afrique il est de 6,8% ;
l’inflation est de 4,4% seulement, s’il est de 11% en Afrique ;
en 2005, il fait construire le Port de Fort-Dauphin, qui devient le 2è port africain après Durban, en termes de capacité ;
Le budget national est investi dans les routes. le taux d'échange en euro est moins jusq'au 17.000f
C’est la première fois que tous les enfants scolarisés reçoivent des « kits scolaires ».
4000 Km de routes sont bitumées, soit bien plus que ce que les gouvernements successifs ont effectué en 43 ans d’indépendance (Omar Bongo=1000kmen 40 ans)
« Madagascar n’a jamais été aussi performant » dit la Banque Mondiale.

OUVERTURE-
en 2007, le Canada est devenu le 1er investisseur à Madagascar ;
la Chine est le 1er partenaire commercial, tandis que la France recule à la 4è place ;
l’Anglais devient langue officielle au méme titre que le malgache et le français ;
le malgache devient langue d’enseignement à la place du français ;
Ravalomanana refuse la privatisation de AIR MAD et de la JIRAMA. Et il donne la gestion d’AIR MAD à la LUFTHANSA, une compagnie allemande, et celle de la JIRAMA à une autre compagnie allemande.
zao ndray no hitako ramse a ! nenao caricature no entinao source hanaporofoina eto kou hihihihi

faharoa : tsy i ravalo no nanidy ny agoa tompoko fa ny fitalahoandravalo tam amerikann no nanidian'ny amerikann ny agoa ! ...nefa izy koa aza mba mpitondra tsy legal tam 2002 fa tsy nangataka agoa hidiana ratsiraka !
18. andrywui ( 09/03/2012 11:33)
fahatelo : ny porofo mivaingana dia ny greve generale nataon'ny vahoaka nanesorany andravalo fa nahatsiaro nijaly fadiranovana ny vahoaka tam fitondrany (de mbola averina ndray ve zay ??) non !!!!! tsy mety tsony kah !

- ny tamin'ity fitondrana ity de tsotra be ny resaka ary tsisy adihevitra : tsy mbola afaka niasa na hotsaraina mihitsy io phat io amin'ny zavatra nataony satria tsisy fotoana niasana mitsy aminireo ,,fingana tafaoatra ataon'ny mpamadika tanindrazana aminy !!

19. andrywui ( 09/03/2012 11:36)
olona tsy afaka miasa milamina mitsy ve ka tonga de avy de oe tsy mande ,esory fa tsisy zavabita !! ka innn no zavabita anatin'ny gidragidra ?? mbola tena anatin'ny ady sy gidraka zao ka na iteny inona ary de mbola tsy afa niasa mitsy ny oul e ! -
20. hery ( 09/03/2012 12:00)
Caricature indray no hitan'i andrywui fa tsy ilay soratra mazava be hoe "Cours d'Echange" (source MIB).

- Tsy nisy 1 euros = 17000 fmg izany tamin'ny andron-dRavalo baina a. Jereo ny cours-n'ny MIB.

- Io message napetrak'i andrywui io aza dia milaza ny zava-bita tsaran-dRavalo.

- Tsy greve general nanesorana an.dRavalo (mbola niasa daholo ny olona, surtout ny mpiasam-panjakana, izany hoe nandeha tsara koa ny machine administrative). Nodorana sy norobaina ny tanàna. Nanafika lapa ny TGV. Ary ny miaramila (CAPSAT) no nikomy. = fanonganam-panjakana.

- Tsy hisy zava-bita dia avela ho faty fotsiny izany ny olona satria hoe anatin'ny ady sy gidraka? Maninona no tsy anaty ady sy gidraka daholo fa mbola misy mizesta amin'ny 4x4?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1962