Trandrao ny bois des rose !.. FOTOANA METY IZAO

21. andrywui ( 09/03/2012 12:55)
oudryyy !! ka zah nga mou milaza oe tsy nahavita zavatra tsara ravalo ?? jereo aminio soratra eo io fa tena nodokan'ny BM sy ny oul rehetra mitsy izy oe nahavita tao anatinzay 7taona zay !! fa hoy ah oe nisy fotoana nidina 17.000f ny cours de change !! ary nolazainy koa oe moins jusk a ozy !!zany oe mety nisy an'io 12.500 lazainao io mety nisy 14.000f fa nisy koa zany nandalo tao ny 17.000 !! logique be zany !!zay ary no itan'ny oul ka nde hanao akory ary !!! ... fa ravalo anie nahavita e nanao izy surtt ny lalana jereo fa nahavita 4000km vita godorao mitsy ary izy ono kou !! fa tsy any ny olana !! fa hoy ah oe raha miakatra ny harikarena amzao fotoana io ka tsy misy fingapingana tsony de azo antoka ny ahatafavoaka ny malagasy !! ry lerony phat reto kosa mo ataovy am maso sy fo tsy miangatra fa tsy nangalatra be zany e mety nisy iray hamarara tao fa tena ny karamam-panjakana io aza anie de tena volabe isambolana mihitsy e ka raha vinany ry zalah tsy ho voaloa zany io hatramzay !!
22. andrywui ( 09/03/2012 13:00)
-- fa izaho de mbola mamporisika mafy ny phat mitsy hoe trandrao ry zalah ny bois de rose fa tena fotoana mety ilana azy izao aaa !!! io dradradradraina lava isan'andro hatramzay oe harena beatsik a eto madagascar nefa n vahiny no mitavana azy !!! ka aleo iala amzay ary ny vahiny fa aleo ny fanjakana no hitavana azy hampandrosoana ny toekaretsika !! resaka mazava b logique be !! nefa tsy avela ndray fa henjehina oe mitrandraka bois de rose ee zao ee !! tsy bois de rose iany ary ozy ah tatsy ambany no tokony ho trandrahan'ny fanjakana zao fa ireo harena rehetra mitsy fa fotoana ilana azy zao (volamena , rubis ,ametiste ,bois de rose ,emerode ,mercure ...) ..
23. andrywui ( 09/03/2012 13:06)
- lazao le izy e !!! aza manao halako bika tsy tiko tarehy oa fa zay zavatra logique ,marina , mahitsy ihany jerena !!! ...tena tsy mbola maita kianina mitsy hatramzao satria na ry zalah phat tonga teo ane ka efa nadio coffres rehetra n'ny fanjakana e !!tsy misy tsy mahalala anzany !! ...nodiovin'i dada ny vola rehetra ,,nifanindran-dalana tamzay koa anefa de tsy nanome vola fampindrana na fanomezana tsony ny vahiny fa tapaka !! fa tena nidebra marina ry zalah amin ahitana vola vaovao nanodinana ny firenena
24. Fheno ( 09/03/2012 13:22)
andrywui:

olona tsy afaka miasa milamina mitsy ve ka tonga de avy de oe tsy mande ,esory fa tsisy zavabita !! ka innn no zavabita anatin'ny gidragidra ?? mbola tena anatin'ny ady sy gidraka zao ka na iteny inona ary de mbola tsy afa niasa mitsy ny oul e ! -

Tsy zakan'ny leiry lesy ilay mitondra firenena a,tokony hiala lery ,matoa tsy voalamin-lery nandritriny 3 taona be zao ny firenena dia tokony hatsapa tena lery fa tsy hatao kilalao otrizao ny malagasy reetra.Ekeko fa mijaly foana ny vahoaka malagasy hatrizay fa t@ty izy vao maika pura ,efa betsaka aneleity izao no tsy manantrano hipetrahane ny ankizy efa tsy mianatra intsony ,ny adala mitombo iany fa betsaka ny tsy mazaka onja mpiainana,ny mpanendaka mitombo ko,ny avenir ny tanora malagasy efa tsy poinc tsony @ ty grevy lava @ université ty toa tsisy vaolana miitsy ,ny miaramila nefa reefa mireclame sôsy tonga dia misy vahaolana avy hatrany aiza ilay hoe TANORA NY HOAVY NY FIRENENA ,tsy aiko e tena mande ve ny machine @zany , tsy tsapanla angamba zany fahorina iainana ny gasy zany
25. mirananirina ( 10/03/2012 09:31)
Ratsirahonana ange no mitondra ny baolina h@ izao eh!Ka rah tsy io mht no fongarina teo,tsy hilamina izy ity,efa ela be ny nitomanizany ny toerana izay,ka azony izao,tsy amelany intsony!Fa i Andry dia olon'ny fo ihany izy iny fa de voatarika any @ kizo!Lasa tsy manana azon-damosina,be hampo,manao lolopo sns.......
Lazaina fa mihodina ny masinina???Angamba marina izany fa betsaka tokoa no mahavita trano sy mahavidy fiara ianareo ao??afaka mivezivezi makaty ivelany sns..
26. andrywui ( 10/03/2012 10:16)
Za tsisy na de tamingana biskleta tokana aza sssshh madeng b mirana was
27. fafane ( 10/03/2012 11:47)
Zavatara hafa ry reto ty fa tsy discution tsony a...
28. fafane ( 10/03/2012 11:50)
Mba discution tsony ve?? zavatra hafa ty fa reo efa zao fona !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0962