de aona e ,toa tsisy henoheno tsony ny mpivouvou mpanohitra fanjakana e huhuhunhunhun

1. andrywui ( 06/03/2012 01:15)
Toa tsy hisy fifidianana amty taona ty kale ...amn heritaona koa angamba miaona a ...

Mila vanony be loatra amty dada apodio dada apodio ty loatra nareo de nareo iany no mampiesona azy .....tsy olana koa e nareo mafana eo ivelany ,,anay koa mibonoka ato anatiny ,,
novalian'i moi ny 12/03/2012 10:20
2. Fheno ( 06/03/2012 07:19)
Tsy hitsaoko eo iany ve leiry raha tsisy volantsony eo,aleo aloha hihinana e ,sady leiry mbola tsy mety matavy @zao ko .
3. locl ( 06/03/2012 10:07)
Ka raha matavy eo iny dia vao maika ratsy tarehy.
4. andrywui ( 06/03/2012 20:36)

locl:

Ka raha matavy eo iny dia vao maika ratsy tarehy.
- ka lery ary iny efa lava sofina be kouu ... sady lava nify be hon hon hon hon ozy rawiwi zay !

aleo alou hazava fa frere ndra wiwi zah a !!
5. moi ( 12/03/2012 10:20)
Any amin'ny lohany ange no misy ny vava e, ary nangingina izy tato ho ato ! Zay za vao manantena fivoarana tsara kokoa, satria tadidy amin'izay angamba lay hoe "Jehovah no hiady ho anareo, fa ianareo kosa hangina" Eksodosy 14 : 14
Sady tsy resy tsy akory ny olo-mangina !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1954