hafahafa tokoa a ,haninona eny talatamaty ny prá na bodika ??

1. andrywui ( 25/01/2012 08:25)
Ka zay mitsy no mampiasa saina ane oa e ,,,tsy manenjika azy ah fa mitahia izy efa lasanko razana ,,sady tsy miaro n'y fat ko ah .......fa ono oa ,,naninnn le tompokolahy njaka no eny talatamaty no nisy namono ?? Nefa ny manifestation s'y gidraka eny ivato ,en plus n'y prá s'y n'y bodika teny daolo no nanamafy n'y aéroport ...ka iza io nidezerta nidaroka olona io ...ka sao kosa de nanararaotra n'y situation i razoky io de saika hamaky magasin nasaika hanao opk,ops teny de nodarohan'ny olona ,,satri daroka fa tsy tifitra no nahafaty azy io ....mbola mande n ankety
novalian'i andrywui ny 29/01/2012 14:19
2. locl ( 25/01/2012 16:49)
tu dois étre enfermer dans un hôpital psy. Ny rambo sy tandroka sisa no tsy maniry. Soa fa tsy misy havan'ny maty mamaky eto.
3. andrywui ( 25/01/2012 22:46)
Tsy itanlah angah ry le voatsindrin'ny mamany ty fa efa niala tsiny be de be ah eo ambony mialohan'ny nitondrako anle fanazavana ....sady tsisy tapenanlah vava amzany eo ry voatsindry aaa raha nitetika hamaky magasin teny tokoa lery de innn n'y blemm nlah hiaro b fahatany fotsiny??? Rah teto akaikikaikiko teto elah defa notaperiko tamlah n'y chargeurs ko ....
4. galasm ( 27/01/2012 16:53)
aoka lesy ry andrywui,mirary fihononana hoan'ny fianakaviany no tokony atao sa ahoana hoy ialahy
5. andrywui ( 29/01/2012 14:19)
Nenah less bainn sao de ...fotsn no.nalefako fa lery tonga d manozona e ....tena mivonto mitsy ah ato less bainn fa tsy afaka mampiasa anty pa ty nefa otsaramado tena vao be vo novidiko tetsy à barbes no ato am chargeurs ko ato le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6586