voninkazo adaladala ozy Rado ....

1. andrywui ( 14/02/2012 01:57)
Toy izany ko ah eto ...Izaho irery no tena advance n'ny mpiondana mahasahy mifanandrina arakevitra eto ...nefa sahy ah ...manin ah no tsy makany am site n'ny TGV ??? Satri mifanafosafo otrizao eto zao ko ny mpiondana lamasinina any de aleo eto iany ....ampy tsara ny mpiondan 5000lahy za eto ......manabatibaty sy manopa mila ady manambany sisa no valiny alefa hamaliana ah ...tiko zay Satri mbola aorinako lavitra n.mpiondana matoa tsis hevitra hamalina de mi se moquer sisa na mila ady na miseho milay manambany ......conclusion anefa: mbola eto ampelatananay sy ny ekipako rehetra ny fitondrana amzao ary vonnn zahay hiaro anio hatram farany ......na politika na amn mipoaka na innn na innnn ...
novalian'i andrywui ny 18/02/2012 11:00
2. andrywui ( 14/02/2012 01:59)
TGV FOREVER
3. Hinagasy ( 14/02/2012 03:32)
Tsy mpiodana an'iza n'iza tahaka anao aho! ary tsy nahavaky ny zavatra rehetra hoe nifamalianao tamin'ny olona sasany teto ka afaka hitsara ny sasany hoe tena mpila ady tokoa moa ve ny sasany ankilany. Ialako tsiny aminao raha ohatra efa fahatafitohinana noho ny adinareo eto mioatra ny mahatonga anao miteny ilay teny.
Kanefa tena mahalasa saina ahy ilay soratanao. Ilay firenena efa mirefarefa amin'ny tany, dia mbola tahaka izany ve ilay toetsain'ny ekipanao hoe na hisy mipoaka etc.. Tsy ilay tanjona hahatsara ilay firenena no tena jerena izany fa ilay pouvoir no tsy maintsy azo, na inona na inona vidiny, na ho faty aza izany ilay firenena? izay efa tena miala aina tokoa moa!
Na iza na iza no eo ka izay ilay toetsaina dia tsy ho gaga isika raha ohatra izao ny firenentsika.
4. andrywui ( 14/02/2012 09:44)

Hinagasy:

Tsy mpiodana an'iza n'iza tahaka anao aho! ary tsy nahavaky ny zavatra rehetra hoe nifamalianao tamin'ny olona sasany teto ka afaka hitsara ny sasany hoe tena mpila ady tokoa moa ve ny sasany ankilany. Ialako tsiny aminao raha ohatra efa fahatafitohinana noho ny adinareo eto mioatra ny mahatonga anao miteny ilay teny.
Kanefa tena mahalasa saina ahy ilay soratanao. Ilay firenena efa mirefarefa amin'ny tany, dia mbola tahaka izany ve ilay toetsain'ny ekipanao hoe na hisy mipoaka etc.. Tsy ilay tanjona hahatsara ilay firenena no tena jerena izany fa ilay pouvoir no tsy maintsy azo, na inona na inona vidiny, na ho faty aza izany ilay firenena? izay efa tena miala aina tokoa moa!
Na iza na iza no eo ka izay ilay toetsaina dia tsy ho gaga isika raha ohatra izao ny firenentsika.
hinagasy a ---))) ka otrizay ko no nataondravalo tam teo amin fitondrana izy ,,fa itanao ,,otran'ny rehefa ny hafa no.nisioka zao de vorondolo io .... Inona no adalana tsy nataondravalo ,,vono olona halatra soloky tanin'olona sns ...fa mahagaga fa mety fona reny zao ....tena hita mitsy fa tsy ny saina mitsy ny an'ny malagasy fa ny fo no mibaiko ny fiainany ...miaina amina sentiment fona amze zavatra atao ...
5. andrywui ( 14/02/2012 09:49)
Tsisy firenena ts hande zany mitsy eo fa le vavan'ny very seza no efa trop de otran'ny oe terena ho loko manga foana ny loko fotsy ,,,tsotra be ny resaka ....ny oul efa nanao crime Namibia .olona nanao genocide be teto amn firenena ozy prezida de tsy mahazo milatsaka ho fidiana zan tsony fa efa naloan'ny vahoaka
6. Hinagasy ( 14/02/2012 19:13)
Tsy very seza daholo ny olona miteny hoe tsy mandeha io fitondrana io! Izaho aloha tsy very seza ary ny fianakaviako koa sy ny olona fantatro betsaka mimenomenona ny zavatra ataon'ny ekipanao. Aotra aotra ny tombontsoa azoko tamin'i Ravalo, afatsy ny hoe mba nisy asa ihany ny havako sasany izay sahirana fa izao very asa daholo ny akabeazany.
Jereo fotsiny ny zava misy amin'izao, tsy ny any ampaosin'ny ekipanao fa ny sarabambe- bahoaka, fa tsy hoe rehefa ao amin'ilay ekipa ianao dia mandeha ilay izy. Izay ilay toe-tsaina efa tsy mety efa hatramin'ny taloha.
Rehefa tenenina ny ekipanao dia hoe ny tamin'i Ravalo aza ohatra izao... efa tsy nety ny nataony, tsy maha mety ny ataonareo akory raha betsaka kokoa ny azy na kely kokoa. Raha eritreretinareo fa ratsy i Ravalo, dia ny ratsy ve no isaky izay miteny no hifanoharanareo? Ny vokany aloha izao dia dia nataonareo lavo amin'ny tany ilay Madagasikara. Ary izao no resahina fa tsy tamin'ny andron'iza na iza.
Amiko, toe-tsaina mirefarefa amin'ny tany ny manao hoe na tsy nety aza ny anay tazominay ny fitondrana satria ny teo aloha koa nanao izao, nihoatra noho izahay. Tsy misy masoandro hipoitra mihitsy izany ho an'ilay gasikara fa ny ratsy no hanaovana fanamby eo?

[/quote]
7. andrywui ( 14/02/2012 20:06)
De ny eritreritrao zany oe aona ary ??????? Averina eo zany ravalo sa knnn ??? Tsy ho anao irery fa oan'ny mpiondana ....innnn ary no atao ????
8. locl ( 14/02/2012 20:39)
Matoa hianao mijanona eto satria le site TGV tsy valeur, ny dinika ambany dia ambany. Fa hianao ve mahita fa teny mandeha ny fianana ao Dago ary tena misy asa ny olona?
9. andrywui ( 15/02/2012 00:20)

locl:

Matoa hianao mijanona eto satria le site TGV tsy valeur, ny dinika ambany dia ambany. Fa hianao ve mahita fa teny mandeha ny fianana ao Dago ary tena misy asa ny olona?
Tsisy valeur aona ?? Satri ve tsy mitovy hevitra amnao ny ao de ambaniana ,,zany no mba toetsainareo ???tsy mahagaga rah vao maika milentika any amn mangitsokitsoka nareo s ny dadanareo fa ny toetsainareo amze tsy mitovy hevitra amnareo ary jereo kouuu.....
10. Fheno ( 15/02/2012 07:02)
Efa telo taona lesy zay lisany (andrywui)teo tsisy hapoaka akory a,tsy mba misy decision miisy ny akamanla,INONA ZAO MBA VITANLERY TEO ,laozany lisany manenjika andRAVALO fôna nandritriny 3taona,Ravalo tsy azo ny firenena anefa ty toa vao mainka mivarina any akady .
11. andrywui ( 15/02/2012 09:52)
INNN ZAO MBA VITANAREO ?? Ty tadidio tsara ...Tsisy vola niditra tsisy vola azo nefa betsaka ny zavatra vita ...7taona ny dadanareo zao ohatra nanao propagandy anio hotel de ville reny ohatra innn no teo fa ny taninoul ndray ary no nsolokiany ...nopotehiny daolo ny asanoul ...
12. Fheno ( 15/02/2012 10:10)
Dia nampandroso ve nahavitanle HOTEL DE VILLE E ,ary ny asanoul potehany akamanareo nga tsy kobonareo,raha mba nahavita anie leiry milay e tohananay 100 isanjatony ,ny tany ve tsy efa azo ny akamanareo koa mbola inona koa tadiavinareo e,tsy zanaky dada lesy fa mba manao comparaison fotsiny a ,raha mahavita lery na 100 taona hipetraka eo @ fitondrana eo ary tsy mampaninona ,fa ty lery tsisy atokona ty no tsy milay ,
13. andrywui ( 15/02/2012 10:29)
Fangah ko mo mbola nisy fotoana niasana zany ko io phat io fa tsy fingapingana no natao hatramzay de fangatahan'ny mpanohitra tam amerikannn oe akatony ny goa ,,zany no zavatra mbola nisinana teo fa omeo kely 5 taona ane e fa tsy 7tsona tsis nraisina otran ny an sasany akory ,,Tsisy manelingelll fa tonga de mirifatra be io lamasinnn io ee
14. andrywui ( 15/02/2012 10:31)
5taona fotsn .... Hotel d ville nanaovan'i dadanareo propagandy fotsiny fa tsy nkitihany akory
15. Fheno ( 15/02/2012 12:17)
Lazaina ndray fa ny mpanelingelina no tsy mahatafa leiry ,fangah leiry d tsisy ketrika miitsy e,inn leity rarainlisany anzany mpanelingelina izany a,ny akamanla miitsy tsisy hapoaka e,toa miandry tolorana fotsiny ,raha te hampandroso ny firenena leiry tokony tsy hiandry ny firenena avy any ivelany zany ,Omena 5 taona ve ????Ny 3 taona lasa ary tsy nahavitana zavatra akory koa vao maika ampitombona ve tsy ho potika ny firenena ,Tsy mety koa anie ny ataonareo toa maka reference andRavalo foana ,maninona raha tonga manao miaotra @ zay vitanleiry dia @ zay courage ny kill fa leiry zay tsy eto a Mada fôna no tenenina .Finn no atahorana lisany an iny ??? e,
16. vony501 ( 16/02/2012 06:50)
Mazava ho azy ry Fheno a, raha miverina eo leiry dia mbola ho lany soa amantsara amin'ny fifidianana, dia ho afa-baraka tsikelikely eo daholo ny TGV rehetra sy ny forongony. Ny miaramila no tena ho oainina voalohany
17. andrywui ( 16/02/2012 14:44)
o ry vony a !! de aona ireo fianakavian'ireo notifirin'i dada teo ambohitsorohitra (valio kely zay ) hijery fotsiny ve ry zareo fa tsy hitory ??? de zay anie le resaka eee vao misy iray mitory ireo maty havana de tsy maintsy esorina ny maha tsy maty manota amin dada raha tafiditra eto izy ohatra ,, de tsaraina amin'izay olona novonoiny zay izy raha misy mitory aaa ! fa ra tsisy de arahaba soa arahaba tsara dada !! ... nefa bedeb ireo olona hitory zao sy ireo vola very tao amn banky (iny alo azony valiana oe tsary naka anzay ah ) fa le faty olona no tsy mety ialan'i dada satri hita be !!!....
18. kiriah ( 16/02/2012 23:30)
Marenina eo daholo tenisany dia andehàna mitady asa fa be resaka otran ny mpiandry faty eo , EFA HITA ZAO FA TSY AVOTRA TSONY IO NA INONINONA ATAO , ary na ho iza na ho iza tonga eo tsy zay 4 taona kely hitondràny iny akory no hanova ny 52 taona lanin ny KISOA hatramin izay fa tsika fotsiny no lasa miady atrano eo , efa hoe : FIDIO RAMORA FAVORI , fa reto kou manalava resaka be , tsssssss!!!!!!
19. andrywui ( 16/02/2012 23:39)
ramora favori ????? iza zany ??? ary toa tonga de masika be sady mamelapelaka i kiriah zan fa aleo alou ialana sao maradratra eto kah !! ok ee ekena ny teninao madama mechante be aaa ok ee ok d'acc bonuit .....
20. Miharena ( 17/02/2012 10:17)

de aona ireo fianakavian'ireo notifirin'i dada teo ambohitsorohitra (valio kely zay ) hijery fotsiny ve ry zareo fa tsy hitory ???


Tsy hoe Vony aho fa te-hamaly ity fanontaniana ity. Tsy misy olona azontsika tazonina hoe namono olona afa-tsy izay nitarika ny vahoaka hanitsaka faritra mena saingy noho izy aorian'ny vahoaka nandeha teny dia afaka izy aloha. Tsarovy fa ny miaramila dia manao ny adidiny fotsiny ihany amin'y fiarovana ny lapa. Ka izay ataony eo dia ataony na tifitra na baomba lacrymo arakaraka ny gravité ny zava-mitranga fa tsy baiko ny tifitra. Ankoatr'izany raha manao ny reconstitution rehetra dia mbola manjavoavo ny resaka hoe avy amin'ny GP tokoa va ny zava-nitranga sa efa nisy kononkonona "politika" tao? Ity politika politika ity manko dia mahavalalanina ny maro ihany.
Rehefa fongarina daholo ny toetra natao hatramin'ny taona 72 dia tokony hazava ny tetik'ady natao teto Dago ka aoka angamba tsy hatao mankarary andoha intsony izany fa ny fikelezana aina hampandroso ny manandrify ny tena sisa no atao izao fa tsy mihaino intsony ireo izay tsy hampiditra vary indraim-bava any an-kibo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3365