voninkazo adaladala ozy Rado ....

21. vony501 ( 17/02/2012 11:51)
Tena mampihomehy mihitsy le Andrywui. Bontolo fotsiny, sady tsy manao analyse no tsy mihaino ny analysen'ny olona, sady tsy mahita no tsy mijery ny tena marina fa faly mankahala be fahatany an'i Ravalo ary manaraka anjambany ny TGV fotsiny. Tsy nisy tsy nahita ny tirs croisés tena nahafaty ny TGVistes tamin'iny (ianao irery angamba no tsy nahita), manginy fotsiny ny fijoroana vavolombelona nataon'i Cl Charles sy Monja Roindefo ary ny GP. Ankoatra izay ny porofo nivaingana tamin'ilay panneau publicitaire (indrisy fa nosoloina antsokosoko) izay nisy diam-bala sns...I RAJOELINA no tena mpamono olona, mety ho namany niaraka niketrika an'ireny ianao matoa miaro be fahatany azy ohatra an'io. Mbola ho avy ny hisehoan'ny marina, ary tahotra izany io tsy anekenareo ny fodiany io
22. andrywui ( 17/02/2012 22:46)
raha nisy anzany tira kroaze zany maninn tsy alefa any amin ambaratongampahefana ambony na ny tribunal international mitsy aza ho dinihina fa eny antanimbary sy eny ampatsakana eny fotsiny nareo no mitira tira kroaze tsisy farany eo eee
23. Miharena ( 18/02/2012 05:31)
Tsy hisy olona tokoa hitory aloha izao Andrywui fa ilay tire kroaze an-tanimbary no mandaitra kokoa izao fa mila mitandrina isika satria tsy hisy olona tafapetraka amin'ny toerany raha tsy ny vahoaka mahazo tsaho sy resaka an-gazety sy radio no manapa-kevitra. Tsy hijanona eo foana akory ny tetezana fa eo an-tetezana no hitazanana tsara izay tsy nety rehetra ary hitiliana hoe iza no azo ianteherana hitondra marina ity Firenena ity.

Ireo tsy miteny fa mitazana no hanapaka ny raharaha rehetra fa tsy mila fitoriana etsy sy eroa io, ka mila mahay ny politisiana hoe inona no tendance izao.
24. andrywui ( 18/02/2012 11:00)
miharena a ___)) fa maninnn anefa no tsy mitory ozy enao ?? inona no manohana tsy hitory raha nisy anzany tire kroaze ee !! io ndray koa hery zao fa milaza fa nisy olona nitifitra teo amn shoprite !! olona amanarivony ka tsy ahita ve oe io fa misy feombasy hafa avy eto am shoprite ,, ??? rehefa mitifitra enao de samihafa mihitsy ny feombasy eo amin'ny 5metres sy ny feombasy 10metres ka ny feombasy tary andapa heno manakoako fotsiny (tsy mafy be ) avy ety amin'ny shoprite ,, ka raha nisy nitifitra ndray avy ety amn shoprite de tokony ho hena mafy be mitsy le basy de kobo be oe itsy na iry le teo !! !!!resaka tiana hateza fotsiny !! resaka tiana handotoana olona ..... afabaraka ve sa manenina tamin'ny vono olona natao ka miteniteny foana ,, ny fanahy koa amzany tsy tenenina intsony refa atsy amin'ny fahafatesana faharoa oe ho aiza !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1854