TGV FOREVER ...

1. andrywui ( 15/02/2012 00:28)
MBOLA TSISY LAHATSORATRA TOMPOKO FA DE ZAO FOTSINY ...




TGV FOREVER


TGV FOREVER


TGV FOREVER
novalian'i andrywui ny 18/02/2012 10:51
2. rijadolly ( 15/02/2012 04:16)

.




.


3. m.i.s.a ( 15/02/2012 09:04)

andrywui:

MBOLA TSISY LAHATSORATRA TOMPOKO FA DE ZAO FOTSINY ...




TGV FOREVER


TGV FOREVER


TGV FOREVER
MIVIKA FOREVER
4. andrywui ( 15/02/2012 09:47)
mivika ...))refa tsy mitovy hevitra amreto zanak i dada reto de mivika ??? Vendrap elah ...zay fona no mampilentika anlisany any andavakA hatramzao ...
5. mirananirina ( 15/02/2012 10:29)
Ny hainareo aloha h@ izao dia ValiFAT ny ataon-dravalo lava isan andro izao,tsy misy fandrosoana na kely aza fa vao maika midrosina @ tany Gasikara !!!
6. andrywui ( 15/02/2012 10:34)
Ka oul efa nahavita crime ane ravalo ry mirana e genocide mitsy aza ka fomba aona no.hamelana azy iditra eto mm/car oe ilatsak hofidina ndray ...fidinA HAMONO olona ndray ????
7. mirananirina ( 15/02/2012 10:37)
Fantatro tsara izany,ny rht nataon-dravalo sns....ary izay no tsy mahazanak'i dada ahy!!fa kosa ny ataon'i tgv dia laviko h@ farany satria ny ataon'ny teo aloha ihany no averiny
8. locl ( 15/02/2012 11:59)
ô ry Mirana a! misy hiran'i Rossy hoe "aza miady amin'adala", fa ny zava-misy aloha dia héros ny vahoaka Malagasy i Ravalomanana, ary tsy iza no nahatonga izany fa ny ataon'i TGV.

hihihi, misaotra ihany aloha e
9. Fheno ( 15/02/2012 12:33)
Tokony hifamela lesy ra Andry a,tsisy zavatra handeha eto raha izao foana no iainana eto,''Mamela ny helokay tahaka namelanay izay meloka taminay".Zao ndray zao ny tànana simba ny rivodoza ny firenena anefa ity tsy mety hilamina. Tokony ho samy tonga saina daholo e
10. andrywui ( 15/02/2012 22:54)
locl ---))) ary na hanamùbany ahy oe adala elah tsy olana zany fa tsy hanao anlah oe adala ah satri pôlitika no ataoko eto fa tsy iady amlah donc handefitra ah fa mahazo mise moqué ah eo fona elah !! zay ko no maha zanak'i dada anlah zay toetsaina zay de misy hijerevan'ny oul ny zanaki dada zay !! sitrany ahay hisy oul iray ndray hiala tsy ho zanaki dada noho elah huhihuhihiyhuhhh zah tsy hamaly oe adala an'i locl fa locl hendry be ooo .....


-- fa zao fotsiny !! aza de manantena be sy maniry kintana fa mazava be ary fantabahoaka nazava tsara angamba ny tenin'ny filoha hoe : izay nanao crime namono olona de tsy avelatsika hiditra hofidiana eto m/car intsony !!! mazava be zay !! nizaniza io
11. Miharena ( 17/02/2012 08:55)
Dia ahoana tokoa moa izany ny fipetrany raha toa ka izy rehetra nanao crime daholo, na ny eo an-toerana na ny any ivelany? Iza no hitsara izany? Sa ho lasa rapport deforce foana dia hifanongana tsy ankijanona satria samy tsy mahay mijery mahitsy fa fialonana no ao anatin"ny fon'ny olona mpanao "politika"? Sady rehefa tafiditra hatrany amin'y tafika sy mpitandro filaminana mpifehy ny fitaovam-piadiana ity 'politika" ity dia tsy hisy zavatra vanona mihitsy.
12. andrywui ( 17/02/2012 22:44)
olona roa ihany ry Miharena no voasoratra fa nanao crime be teto amin'ny firenena aloha hatramin'izao de i dada ravalo sy i dadabe ratsiraka a !! ny ankoatra anzay fanaratsiana sy fialana bala fotsiny !!!
13. Miharena ( 18/02/2012 04:49)
Tsy dia resaka fialana bala aloha no tiana apetraka fa ny fahitana fa tsy manana izay rariny avokoa izay nanongam-panjakana teto.
Nanomboka tany amin'i Tsiranana mandrak'ankehitriny dia mbola tsy nahita hevitra mahomby ahafahana manao fifandimbiasan-toerana mazava ny Gasy. Ka na izy io avy amin'ny kononkonona politika itsabahan'ny vahiny, na io toe-tsaina tsy milamina mihitsy eo amin'ny mpanao politika eto amintsika.

Dia ho tonga indray ohatra ny bilan ho an'ny nanongana ankehitriny izay toa manana fikasana handray fahefana ara-dalàna, dia mbola hitohy ihany ilay resaka fifanenjehana avy eo. Ka raha izany no mbola hisy afaka folo taona, dia tsy hisy zavatra hanjary mihitsy eto.

Fomba fijery ankapobeny ihany ilay izy fa tsy hoe fialàna bala araka ny voalazan'i Andrywui.

Ny vahaolana dia vitaina io tetezamita lavabe io dia tsy mirotsaka avokoa izy efatra rangory fototry ny afo (Ratsiraka, Zafy, RAvalo ary Rajoelina).
14. Fheno ( 18/02/2012 07:08)
Rajoelina koa lesy criminel a fa nga nisy maty teo raha tsy no entiny leiry niakatra tany @ lapampanjakana ny vahoaka ,leiry zany tena criminel voaloany t@iny ,tsy afa mialabala t@ 7fevrier iny leiry e, tomponandraikitra koa leiry zany .f'angah moa tafapetraka teo @io fitondrana io leiry raha tsy nisy any ireny maty ireny,''HANDANA RY VAHOAKA MIAKATRA HO VONOINA IANAREO DE HO AZOKO NY FITONDRANA '' milay kosa le ketrikany leirony ,Lafo be ve ilay fitondrana ka raha tsy ainolona tsy mahazo azy e.
andrywui:

olona roa ihany ry Miharena no voasoratra fa nanao crime be teto amin'ny firenena aloha hatramin'izao de i dada ravalo sy i dadabe ratsiraka a !! ny ankoatra anzay fanaratsiana sy fialana bala fotsiny !!!
15. andrywui ( 18/02/2012 10:51)
fomban'ntany ry feno ny manao greve a !!... fa tsy oe isakizay misy manao greve de ho rarafana tifitra vono moka daholo !!!

faharoa : i Rajoelina mihitsy aza no tena nokendrena tamreny tifitra ireny saingy niafina mafy moa izy vao nanomboka ny tifitra ka tsy voa !! golf noir teo amn jardin de buffet iny no nisy azy !!! ka izy ndray ve no hitifitena ?? tsy afamiala amininy tifitra iny i dada fa nitifitra olona izy namono olona !! izay rahateo ny conclusion efa nivoaka hatraiza hatraiza , na tao m/car na ivelany efa mazava iny !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1572