hanao ampamoaka ve rebirixx aaaa.....

1. andrywui ( 10/01/2012 10:24)
aahh..!!! ok ok ok

efa samy hamerina ny lasa zany isika de ndao hifamboraka eto ka maninnn mo !!! --- iza mo ry rebirixxx no nilaza taminao fa tao a kanana isika tamin ny andron'i dada ???? nilentika folo heny noho izao fahalalahana izao no niainana !! satria nahoana ???
fampijaliana 1°:-- na ny mpanao yaourt à boire kely teny amn sisiny izay nivelona ampolo taona ,, na ny mpanao fromage (angavo ,tsiron'ankaratra ,mamiratra ,toky(asa na efa velona) ....) izay amampolony maro de nahazo taratasy fandrahonana daholo oe mitondrà santionana fromage nareo aty amn institut pasteur aty ampasapito hianareo fa hotiliana !! de aona ozy dada???--- tsisy manaraka norme ny fromage nareo !! mila manova qualité nareo mba manaova otran'ny BYBA !! donc mikatona daholo ry fromazeria !!! vola amanalavitrisa ! fianakaviana aman'arivony , tsy anasa amanjatony no zavabitan'i dada !! --mbola vao resapromazy io fa ny resapruit ndray koa mbola hafa !! andrasan'ny zandary sy ny Tiko Magro eo a Ampahatromà -Betafo sy Ankazomiriotra iny ny tantsaha mitondra vokatra ka raha vao tsy amidy amin Tiko ny entana de lo eo nefa vidiany tena mora mihitsy raha miotra ny any Atsirabe !! oh:ronono 1litre (Tiko:450ariary ) ,nefa ao Atsirabe misy mpandray 650ar na 700ar !! resadronono iny fa ny resapruit ndray a paoma 1kg (Tiko:250ar/kg) nefa ao Atsirabe :400ar ,,,teo a Mahazina ary nisy nahasahy nandray 500ar ny kg !!
fampijalaina 2°:ze nanana tany tsaratsara tompoko ka nahavokatra sady tany lonaka de petsa daholo fa naoron'i dada soamatsara tsisy taoatra tsisy henatra fa de mpansavy mande atoandro be zao e !
fampijaliana3°: mila manao oui msié foana otran'ny mpiasan'ny Tiko sy Magro ny olona rehetra na sivily na miaramila !! fa vao mampiditra hevitra ahatsara zavatra na hanakiana kosa de tsiafahy , Antanimora !! ny tena zavadoza vitan'i dada de ny tsy fanasiany hasina ny officier ny be galona rehetra io fa nataony otran'ny fako (mbola vary mangatsiaka ny azy sy tonton Fidy amin'io kabary iray io !)
ireo rahalahy general ,general de division ,colonel ,lieutenant-colonel , rahalahy sergent ,sy ny sisa samy naetriny eo anoloan'ny vahoaka daholo satria izy no lehiben'ny foloalindahy (mbola vary mangatsiakan'izy sy colonel Lalaina, sy general Boba koa io na de mitahia aza izy ...)
fampijaliana 4°: tsy maintsy nopehan'ilery i Onja tao amin'ny Tinondia ary saika vita bikina mitsy satria tsy nahaloa anlay vola nindraminy tamin'i dada ny tantine ny onja !!
fampijaliana 5°: ngah koa less ry rebirixxx ny lalana azo nohanina tamzany fotoana fa ny antony nanaovana ny lalana milay anie de politika be e : afaka miditra hatraiza hatraiza amzay ny camion bean'ny Magro mipeka sy manambaka ny tantsaha !!tombotsoaben'ny tiko sy magro le lalana fangah ko mo azo nohanina io lalana io tamzan ee
novalian'i golem ny 16/01/2012 19:52
2. galasm ( 10/01/2012 20:07)

andrywui:

tsy nangalarin'i ra8 koa ve ny rakotra tao ampiangona fjkm ry ise ?
tena fetsy lahy be izany le 8 ,hay hampindramany vola dia asiny sipa kely avy eo, izay izany le hoe coup double

3. andrywui ( 10/01/2012 20:48)
hay i Onja ao amin'ny Tinondia ve ?? i dada anie no nampibanaka aniny voalo e !! zaza mbola vao 17ans izy tamzay fa tsy nanaiky dada raha tsy banahana iny sipa fa tsy voalo le S nindraminle tantine ny !! satria nifankahazo be tam dada rizareo nanomboka tamle Tinondia voahasa tao Iavoloha amle fifampiarahabana tratrin'ny taona teny reny !! nabanak'i dada ny entana de iny nitsoaka any nivelany iny rehefa vizana ikala
4. galasm ( 11/01/2012 13:03)

raha azoko tsara tena marina, manana halahelo mafy an'i le8 ise ry andrywui,lazao eto daholo izany halahelon'ise ,hampitony ny fon'ise izany satria raha tazomin'ise any am po izany tsy dia tsara loatra.
5. andrywui ( 12/01/2012 13:30)
tsy manana alaelo amin i dada ah ry galasam fa i Gal Fidy anotaniana anzay a !! na i colonel lalaina na i gal Donné ao majunga , fa ry zalah reny no toa miandry mafy koa ny fiverenan'i dada !!! samy miandry arakaraky ny heviny daol zan n rehetra zao fa tongava dada a !!
6. golem ( 16/01/2012 19:52)
mahafinaritra an'ise koa ity mitanisa miaramila ity,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6636