hiara-fefika amin'i dada ah e ....

1. andrywui ( 21/08/2011 23:44)
Na aiditra tsiafahy i dada , na haiditra Antanimora , na ho Tsarain'ny Malagasy rehetra fa nitifitra ny havany teto amin'ny tanana , na ho gadraina fa nangalabola mpanjakana tsy toko tsy forohana hono "des milliards" ozy racharles zay ,na atao ampamoaka anireo tany nalainy ankeriny , na atao ampamoaka anireo avion force one 1 , force one 2 , na ho torahambato eo Andohalo fa namono olona , nilalao ody ratsy mamoafady sns.... de izao ihany ny ahy no teniko aminareo ..... tsy mivadika amin'i dada ahoaleko de maty sy fefika sambo miaraka aminy sy manohana azy fona aho fa TSISY HITAKO IREO FANAKIANANA BE FAHATANY IREO

VIVE DADA .....
novalian'i xhavier ny 22/08/2011 08:15
2. xhavier ( 22/08/2011 08:15)
ary tsy mahita tory angaha ry andrywii zany no 1:44 no manoratra sa tena miasa loha loatra @-dRavalo ka tsy hita zay atao e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0506