Liste des messages

Liste des messages, inserés par sitlo, par ordre de date
sitlo ( 25/11/2008 22:11)
inona izany adabo?
Fantatro ilay izy hoe zavamaniry fa tsy mbola nahita aho. Ho an'izay mahalala dia inona amin'ireto kay ilay izy? [center][img]http://img354.imageshack.us/img354/9590/adabo1xw0.jpg[/img][/center] [ce... suite
répondu par Ratoa le 14/05/2009 13:44
sitlo ( 19/11/2008 19:30)
macho macho
Mba azo faritana ve hoe inona marina izany macho? contraire-n'ny feministe ve ilay izy? sa ilay masochist amin'ny teny anglisy?... suite
répondu par tindjy le 06/12/2008 14:05
sitlo ( 15/11/2008 23:03)
jiolahimboto
Araka ny tantara dia betsaka ny piraty no nonina teto Madagasikara. Dia lasa ny eritreritro hoe mety izany no nahatonga ilay fiteny hoe jiolahimboto. Satria hoe jiolahin-tsambo, dia tamin'izany ny an... suite
répondu par Noue le 19/11/2008 09:51
sitlo ( 13/11/2008 21:56)
Falsh animation actionscript
Izao, misy animation kely izay nataoko. Vorona manidina ilay izy. Dia tsy tiako adika be dia be fa manavesatra fichier no mandany fotoana. Nampitomboiko amin'ny alalan'ny actionscript izany no fika hi... suite
répondu par sitlo le 13/11/2008 21:59
sitlo ( 04/11/2008 22:27)
vetso tonokalo
Afaka ampiana karazany iray ve ny tononkalo hoe "mpamadi-dela"? Mahafinaritra ahy mantsy ireny nefa tsy hitako izay safidy anasivana azy. Ohatra ilay "gros dodu de mon dindon", sy "manidina misidina t... suite
répondu par sitlo le 08/11/2008 17:50
sitlo ( 04/11/2008 01:58)
hatsiklopedia
Tena tsy mananihany anareo mikambana ao ao aho fa tena tapaka kosa ny tsinaiko tamin'iny. =)) =)) =)) =)) =)) Mahafinaritra ilay izy fa saingy izany hoe mampihomehy fotsiny [IMG]http://smil... suite
répondu par naughtyboy le 30/11/2008 11:16
sitlo ( 21/10/2008 20:14)
fialan-tsiny faobe
Ny teny hono toy ny salaka ka ny tena ihany no afatony. Ary tsy misy tsy tezitra hono fa izay toro fo mpamosavy. Izaho dia kofa tsy manenina izany mihitsy. Ny antony dia mandinika foana aho alohan... suite
répondu par Papoose le 03/12/2008 21:41
sitlo ( 14/10/2008 04:16)
blaogy.com tsy mivoaka eo amin'ny fandraisana
Tena tsy mivoaka eo amin'ny fandraisanan'ny blaogy.com ny lahatsoratro vaovao. Tsy haiko na ny ahy ihany no manao izany satria ny an'ny sasany toa mivoaka ihany. Marihina fa misy an'ity erreur ity ra... suite
répondu par sitlo le 31/10/2008 09:32
sitlo ( 25/06/2008 19:20)
ehh psssit !! !
Wahahhahha !! K'aiza daloho ?!... suite
répondu par xxx le 26/06/2008 10:12
sitlo ( 14/06/2008 17:34)
Naruto
Ary toa tsy mitovy ry zareo ny manga sy ny dessin animé? Ilay dessin animé toa tsy misy ady amin'ny akatsuki fa ohatra ny mandingandinganina be izany fotsiny...... suite
répondu par oOo le 15/06/2008 13:37
sitlo ( 14/06/2008 08:31)
mipeka base de donnees
Tia hanana ny base de donnees an'ito site ito aho: http://firaketana.org/bins/homePage dia nanao fika hoe fohana amin'ny httrack aloha ny pejy rehetra. Dia avy eo ... Nieritreritra aho hoe mety ila... suite
répondu par sitlo le 15/06/2008 02:47
sitlo ( 14/06/2008 06:49)
rakibolana malagasy-anglisy
sendra mba hitako tamin'ny google, tamin'ny taona 1885 [url=http://books.google.com/books?id=LTkOAAAAIAAJ&pg=PP9&lpg=PP9&dq=+A+New+Malagasy-English+Dictionary+&source=web&ots=z2qT-mEokX&sig=AQtFuk... suite
répondu par soanja le 17/01/2009 06:13
sitlo ( 14/06/2008 05:56)
Ny teny malagasy : teny ibeazako, teny ahombiazako
Mba mangataka ny fehi-kevitr'io aho izay mba afaka manoratra. Na raha misy afaka manome rohy dia tsy maninona koa. Tsy ilay sarisary ao amin'ny flirk an. Fa ny fehin'ireo hevitra noresahana tao ami... suite
répondu par Vazimbatia le 26/11/2008 21:17
sitlo ( 21/03/2008 21:19)
kely maso
Ny sipa kely maso ohatra ny manja izany eh.... suite
répondu par mangidy le 15/04/2008 15:40
sitlo ( 06/03/2008 15:06)
bla bla
[center][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/baiser-volant-79541.gif[/IMG][/center] ... suite
répondu par antigone le 08/03/2008 17:34
sitlo ( 21/02/2008 03:24)
eclipse volana
Amin'izao fotoana izao Etats Unis izay tia hijery. Ilay fakan-tsarin-dozatra lany pile. :evil::twisted:... suite
répondu par sitlo le 22/02/2008 14:50
sitlo ( 04/02/2008 09:12)
Tsindrio fa lavo.
Mba revy nofa nefa be mpanaoo. :twisted: tsy lahy tsy vavy [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/M%E9chant/292lr.gif[/IMG]... suite
répondu par penina le 05/02/2008 16:59
sitlo ( 29/12/2007 23:13)
sary avy eny ambony roplanina
Tsy haiko ianareo raha efa nahita ireny sary avy eny ambony roplanina ireny. Rehefa imprimena ilay izy dia plat. Fa rehefa jerena amin'ireny ohatra ny solomaso matevina hafahafa ireny dia hita misy re... suite
répondu par xxx le 31/12/2007 07:21
sitlo ( 28/12/2007 04:04)
The DaVinci Code
Hay ve ka filma policier frantsay ilay izy eh :-D. Mba nalazalaza ery hoe hijery sa tsy hijery. Fa nony nijery aho, raiki-tory teo fotsiny. :-D Nefa mba Columbia pictures sy Tom Hanks ery. Tsy azoko ... suite
répondu par kelly13 le 16/01/2008 20:03
sitlo ( 24/12/2007 18:28)
online
http://tvshack.net/ six... suite
répondu par sitlo le 28/12/2007 03:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0374