Liste des messages
Liste des messages, inserés par sitlo, par ordre de date
sitlo
(
13/08/2007 16:52)
Madagasikara ao amin'ny wikipedia
http://en.wikipedia.org/wiki/Madagascar
Jereo ange eo amin'ilay coat of arms, ilay sary eo ankaikin'ny sainam-pirenena. Jereo ange fa diso tsipelina eh.
[img]http://upload.wikimedia.org/wikipedi...
suite
répondu par Angolaina le 14/08/2007 08:50
sitlo
(
12/08/2007 15:02)
fimaoty
Tena teny gasy ve izany kay? Rehefa mameno ny mombamomba ato amin'ny serasera mantsy dia hoe: "lahy sa vavy?" no eo, fa misy olona niteny hoe "fimaoty" no fiteny azy.
Fitia tia hahalala fotsiny ny ah...
suite
répondu par tywa68 le 31/08/2007 15:54
sitlo
(
07/08/2007 15:36)
tsetsatsetsa aviavy
Tena mangidy wa ny aviavy. Fa mamy afara. Tena tadidiko mihitsy na dia vao indray aza aho no nihinana.
Jereo anefa: Marka 11: 20
NIV: "In the morning, as they went along, they saw the [b]fig tree[...
suite
répondu par ikaretsaka le 13/08/2007 00:54
sitlo
(
30/07/2007 14:35)
kivy daholo ny fokon'olona
[center][IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/smileys1264.gif[/IMG][/center]
...
suite
répondu par xxx le 05/08/2007 14:11
sitlo
(
25/07/2007 04:09)
Akon
Ahoana ny eritreritrareo tamin'iny zava-nitranga iny?
Izaho manokana aloha lasa ohatra ny tsy tia izany eh. Eny e, efa tsy dia tia aho taloha. Tamin'ilay "I wanna love you" niaraka tamin'i Snoop Dog...
suite
répondu par cute le 28/07/2007 01:25
sitlo
(
13/07/2007 15:53)
tintin racista
"Tintin au Congo"
"The material suggests to (children) that Africans are subhuman, that they are imbeciles, that they're half savage,"
tao am yahoo news http://news.yahoo.com/s/ap/20070713/ap_en...
suite
répondu par Fiffi le 09/08/2007 14:59
sitlo
(
12/07/2007 20:35)
AmbondronA
Tsy hitako mihitsy izay itiavan'ny olona an'ireo. Lany olomanga ve ny malagasy ka izao mpaka tahaka rehetra izao dia andihizana daholo? :-w Amiko aloha ireny dia tsy artista mihitsy eh.
Sora-jandiana...
suite
répondu par sitlo le 30/07/2007 14:14
sitlo
(
06/07/2007 23:05)
tatoo sy kavin'ila
Taloha aho saika nanao tatoo dia nanontany ny namako dia hoe satanika ireny. Dia nanontaniako an'i mamanay dia hoe eny. Dia nomeny ref tam baiboly aho, dia okay izany hoy aho. Dia tsy nanao.
Ary ny...
suite
répondu par Papoose le 17/07/2007 20:35
sitlo
(
30/06/2007 01:42)
Very olomanga ny tontolo rap gasy
Kay ve ka i Anatole ny iray tamin\'ireo maty eh.
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46823c7244aef http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m467e87f02b8ab http://forum.ser...
suite
sitlo
(
29/06/2007 00:49)
jijy
Inona kay ilay atao hoe jijy eh? Dia faritra avy aiza ao Madagasikara no nihira azy?...
suite
répondu par floretpasera le 02/07/2018 11:02
sitlo
(
28/06/2007 23:46)
psikopaty
Za mba tia hahita an'izany klip rap gasy dessin anime izany izay manana.
psikopay no mpihira. :wink:...
suite
répondu par sitlo le 30/06/2007 01:47
sitlo
(
26/06/2007 14:53)
Le singe imite l'homme
"Et plus le singe imite l'homme, plus la différence se montre."
Alain dans [i]Esquisses de l’homme[/i] (1927)
http://classiques.uqac.ca/classiques/Alain/esquisses_de_lhomme/esquisses_de_lhomme....
suite
répondu par sympa le 06/07/2007 12:33
sitlo
(
12/06/2007 16:19)
efa voafafa dia anontaniako indray
Saika nijery ilay lohahevitra napetrak'i vahinala aho amin'ny fomba fandefasana fichier mavesatra mihoatra ny 500 Mo dia efa voafafa ilay izy fa misy afaka mamerina ilay liens ve? Resaka ftp izay ilay...
suite
répondu par sitlo le 12/06/2007 21:43
sitlo
(
10/06/2007 22:45)
somary misangojy kely aho
1- Tsinjovy ny voro-manidina fa tsy mba mamafy na mijinja ireny ...
2- Aza maka fanahy an'i Jehovah Andriamanitrao....
suite
répondu par naritsimba le 14/06/2007 09:50
sitlo
(
05/06/2007 14:10)
te hanana ordinatera portabla va ianareo?
Mividiana ary onduleur ao amin'ny au zoma...
suite
répondu par cbd le 14/06/2007 11:49
sitlo
(
27/05/2007 03:42)
tsy mahalala fomba
Le ol ao ambaninay wa tsy mahalala fomba mitsy, fa am alina be iny ve rangaha, dondominy mafy be am kifafa ny plafond, nefa ianao le concentré mianatra piano iny tsara....
suite
répondu par wooda le 02/06/2007 02:46
sitlo
(
24/05/2007 15:15)
tsapatsapa vodiakoho
[center]....... http://img527.imageshack.us/img527/4852/imagesoj6.jpg .................. http://img527.imageshack.us/img527/1919/images2gg4.jpg ........[/center]
anjaranao no misafidy, dia asio h...
suite
répondu par cbd le 14/06/2007 23:51
sitlo
(
18/05/2007 11:34)
sary mihetsika
[img]http://img514.imageshack.us/img514/2253/spinnynu5.jpg[/img]...
suite
répondu par Fiffi le 19/05/2007 13:59
sitlo
(
17/05/2007 01:09)
tomany
xxxxxxxxxx
yyyyyyyyyy
zzzzzzzzzz...
suite
répondu par sitlo le 25/05/2007 13:52
sitlo
(
15/05/2007 22:47)
Anjely mainty
Rehefa mankao Antananarivo dia zary lasa ohatra ny mari-pahamantarana io anjely mainty io. ---Ilay rova tery ambony efa fongana. Lasa resaka politika hoe marika ny fiandrianan'ny merina koa moa ilay i...
suite
répondu par Fiffi le 23/05/2007 21:58
