Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i sitlo, milahatra araka ny daty
sitlo
(
16/02/2009 18:28)
iframe
Misy fika ve anakanana pejy iray tsy ho hita raha tsy ao anaty iframe izy?...
tohiny
novalian'i sitlo ny 18/02/2009 18:06
sitlo
(
15/02/2009 08:41)
script tantara teny gasy
Misy script-na tantara ve mandehandeha any mba analana azy? Na ilay piesy teatraly ireny....
tohiny
sitlo
(
13/02/2009 22:01)
Aza makeny Mahamasina, Marc Ravalomanana en particulier
Mbola milaza ihany aho hoe raha kely anaka dia aza mankely eh. Ankatezero eo ny adva fa vao maika misy korotana eo. Mbola manontany tena foana aho amin'ireto lohandohany ao amin'ny TIM ireto.
Tsy nah...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/02/2009 07:38
sitlo
(
13/02/2009 15:39)
Madagasikara ambanin\'i Frantsa
Na aiza na aiza alehan\'i Madagasikara dia ao ambany vahoan\'i Lafrantsa foana izy. Hafa tsy ao Afrika angaha:
ao amin\'ny ranomasina indianina, miseho izy amin\'ny anarana hoe [color=red]La Reunio...
tohiny
novalian'i soanja ny 15/02/2009 22:42
sitlo
(
10/02/2009 15:01)
site anaraham-baovao mivantana
Izay mahita site ahafahana manaraka ny vaovao dia alefaso eto mba ialàna amin'ny fitadiavana. Ary indrindra fa ialàna amin'ny honohono.
Somary nampalahelo ahy mantsy ny nandaingan'i Jeneraly Rama...
tohiny
novalian'i sitlo ny 26/02/2009 07:07
sitlo
(
10/02/2009 00:14)
Tena Taiwan ara-bakiteny
[img]http://yeinjee.com/asianpop/wp-content/uploads/2007/11/taiwanese-modern-toilet-03.jpg[/img]
http://yeinjee.com/asianpop/toilet-themed-restaurants-in-taiwan/
ioo...
tohiny
novalian'i peta83 ny 25/02/2009 11:38
sitlo
(
09/02/2009 23:32)
O ry vahoaka - repoblika faharoa
Sendra hitako indray ity hira ity. Tamin'izahay vao narotsaka nianatra. Dia isaky ny mody dia mandeha amin'ny radio foana ilay izy. Mbola RTM no fiantsoana ny RNM tamin'izany.
http://www.imeem.com/...
tohiny
novalian'i sitlo ny 19/02/2009 18:18
sitlo
(
05/02/2009 14:14)
"Mahavoa an'ilay gasy"
Mba tsy tiako mihitsy io fiteny iray iiiooo.
Ohatra ny hoe, satria ilay gasy mahantra dia raha vao misy zava-javatra kely dia lazaina fa izay mihitsy ilay mahavoa an'ilay gasy.
Tsy mba misy mihitsy ...
tohiny
novalian'i sitlo ny 13/02/2009 15:42
sitlo
(
01/02/2009 02:15)
Inona ny niveau intellectuel an'i Andry Rajoelina
Tiako fantarina hoe ahoana ny farim-pahaizany, ny firenena nalehany, ny asa efa nataony...
misaotra mialoha :°) ...
tohiny
novalian'i sitlo ny 13/02/2009 14:54
sitlo
(
28/01/2009 21:49)
iza no efa nihinana alika?
Nisy vietnamianina namako izay dia alika hono no kaly tiany indrindra. Nefa ny antsika ny alika toa mandehandeha fotsiny. Iza no efa nanandrana dia milay be marina ve? Dia ahoana no fahandro azy?
S...
tohiny
novalian'i raozigasy ny 20/04/2013 22:43
sitlo
(
27/01/2009 00:48)
Mitady fanampiana
Izaho ranga mba nahazo tele tao amin'ny NAZA, nefa tsy misy canal hitako mihintsy. Inona no azo atao?...
tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 27/01/2009 06:46
sitlo
(
26/01/2009 18:13)
inona no vahaolana?
Hita taratra izao fa mitarika herisetra ny mpanaraka an'i TGV (sy ny ao ambadiny). Ao ny tsy mahalala, ny voakarama, ny gadra, ao ny leo ny fitondrana sns
Ny atahorako izao dia ny hamatsian'ny fran...
tohiny
novalian'i OoRakotooO ny 27/01/2009 04:00
sitlo
(
31/12/2008 05:35)
frista kely faran'ny taona
Hivalona ity ny taona dia aleo asiana diam-penina farany,
[center](l)__________________________________________________________(l)
dia nivalona ilay taona,
roa arivo
valo amby
dia nivalona...
tohiny
novalian'i sitlo ny 31/12/2009 14:03
sitlo
(
28/12/2008 10:16)
tele-enseignement en ligne?
Misy zavatra tiako atao izany hoy aho dia tsapako ny farany fa ny resaka lalàna malagasy mihitsy no tsy haiko.
Misy mampianatra lalàna malagasy en ligne ve? na mandoha vola aza tsy olana fa ho je...
tohiny
novalian'i hana ny 05/01/2009 13:29
sitlo
(
21/12/2008 06:43)
resaka ps
Raran'ny lalàna ve ny fanaovana ps amin'ny anaran'ny olo-malaza?
Ohatra mpihira, Ricky sns,
na mpanao politika Ratsiraka sns,
na olom-pinoana Rev. Razafindratandra,
na manam-pahaizana Ratsim...
tohiny
novalian'i rhina ny 24/09/2009 16:17
sitlo
(
21/12/2008 06:07)
fa nakaiza hoy aho i malala eh?
Tamin'ny tarika 'zay
[center][img]http://img72.imageshack.us/img72/1669/malalaqn3.jpg[/img][/center]...
tohiny
novalian'i jaa ny 31/12/2008 06:26
sitlo
(
14/12/2008 00:29)
tragedie
Kay ve ka ilay Tizy Bone no gasy eh. Tena mba tara be indray aho tamin'iny.
[img]http://img156.imageshack.us/img156/8108/60668869qc9.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i sitlo ny 19/12/2008 04:23
sitlo
(
05/12/2008 10:57)
GNU sy open source
Fony mbola vao nampianarina ny blender dia nazavaina ny anton'ny open source. Ny niatombohany moa izany dia ny fiezahana hanatsara hatrany ny logiciel iray amin'ny fomba "ity sy nday".
Izany hoe tsy ...
tohiny
novalian'i sitlo ny 19/12/2008 04:33
sitlo
(
02/12/2008 15:59)
sahiko vadiana
Nisy bandy akamako mitsamy izay taloha. Zokiko 7 taona eo ry zalahy. Dia izy mitsamy rehefa miresaka sipa dia hoe "sahin'ialahy vadiana ve iny rahaja?". Dia hoe "tena sahiko vadina iny". Izaho tamin'i...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/12/2008 21:39
sitlo
(
25/11/2008 23:05)
rongony aloha vao sigara
Ny malagasy angamba dia nifoka rongony. Fa taty aoriana vao nivadika nifoka sigara.
Satria mantsy ny adala dia natao hoe "foka". Nefa tsy hitako ny zavatra fohana mahalasa adala hafa tsy ny maina.
A...
tohiny
novalian'i Papoose ny 03/12/2008 17:38