Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i sitlo, milahatra araka ny daty
![](https://avatar.serasera.org/4e58771b1c5057417a771a13733a6a7e.jpg)
sitlo
(
02/04/2009 16:27)
loboka
Kay ilay izy milobolobo iny dia misy voany dia lasa hoe voaloboka. :lol:
Toa ilay Ntaolo no manala azy kokoa noho ilay ankehitriny koa. Raha amin'izao izao izany dia mety natao hoe rezain na reza...
tohiny
novalian'i soanja ny 12/04/2009 23:24
![](https://avatar.serasera.org/4e58771b1c5057417a771a13733a6a7e.jpg)
sitlo
(
02/04/2009 15:21)
Rahoviana vao action eh?
Tsy efa tokony mba efa vonona amin'izay ve ny mpitifitra an'i TGV?...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/04/2009 20:55
![](https://avatar.serasera.org/4e58771b1c5057417a771a13733a6a7e.jpg)
sitlo
(
02/04/2009 05:01)
Raha basy sisa no ianteheran-dRajoelina
Rehefa jerena ny zava-misy dia ireto avy sisa no manohana an'i TGV:
- ny mpanao politika nambotry firenena fahiny
- ny miaramila mpikomy (honohono: voatamby ny sasany ary atao otage ny fianakavian'n...
tohiny
novalian'i essera ny 02/04/2009 09:41
![](https://avatar.serasera.org/4e58771b1c5057417a771a13733a6a7e.jpg)
sitlo
(
01/04/2009 05:44)
Nisy nitifitra Ratsiraka
Poisson d'avril kely aloha fa tsss! :lol: ...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2009 20:53
![](https://avatar.serasera.org/4e58771b1c5057417a771a13733a6a7e.jpg)
sitlo
(
01/04/2009 00:43)
ity ve tsy 18 na 19 taona
Izany hoe vao teraka tamin'ny 1991, tsy naharaka akory ny zava-nitranga.
[img]http://img12.imageshack.us/img12/2839/vatatay.jpg[/img]
Rehefa mafy ny ataky dia na ny mpiara-monina aza no tifirina...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2009 21:14
![](https://avatar.serasera.org/4e58771b1c5057417a771a13733a6a7e.jpg)
sitlo
(
28/03/2009 11:58)
Tsy nisy sahy ny mpiandry
Tsy nisy "mpiandry" sahy nanantona an'i Cotiti hanala devoly kanefa izy tsy mino an'i Jesosy.
Ravalo ihany no imenomenonana! Tsy ny tany no fady fa ny vavam-bahoaka. Raha tsy hoe hifindra trano ang...
tohiny
novalian'i rastafarai ny 29/03/2009 02:56
![](https://avatar.serasera.org/4e58771b1c5057417a771a13733a6a7e.jpg)
sitlo
(
26/03/2009 19:33)
Kristianina sa ody?
Raha ny statistika no jerena dia 45% eo ho eo no kristianina ny gasy. 50% eo ho eo ny mino ny finoan-drazana. Ny ambiny manaraka ny finoana hafa.
Miteniteny daholo hoe tsy kristianina Ravalo, ... N...
tohiny
novalian'i soanja ny 27/03/2009 20:16
![](https://avatar.serasera.org/4e58771b1c5057417a771a13733a6a7e.jpg)
sitlo
(
26/03/2009 05:04)
vokatry ny coup d'Etat
Vokatr'izao coup d'Etat izao moa izany dia tsy misy vola andoavana ny karaman'ny mpiasam-panjakana.
Mba tsy hilazana hoe efa lasa avokoa ny tao amin'ny banque centrale Tana sy Tamagah.
Noho izan...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/03/2009 09:03
![](https://avatar.serasera.org/4e58771b1c5057417a771a13733a6a7e.jpg)
sitlo
(
26/03/2009 04:40)
southpark sy ny politika
Nisy southpark vaovao tamin'ny eriny izany ry zareo, dia hoe superhero hanavotra ny tanĂ na dia nefa ilay ry zareo indray no lasa niady.
Tapaka ery ny tsinaiko ilay nahita an'ilay iray nanome ultimat...
tohiny
![](https://avatar.serasera.org/4e58771b1c5057417a771a13733a6a7e.jpg)
sitlo
(
25/03/2009 17:45)
Echauffement-ana komorianina
Ilay gasy koa raha hanala azy tsy laitra mihitsy. Ohatra ny hoe mba maharesy ireny ery rehefa raikitra ny baolina....
tohiny
novalian'i ni81 ny 17/04/2009 10:54
![](https://avatar.serasera.org/4e58771b1c5057417a771a13733a6a7e.jpg)
sitlo
(
25/03/2009 15:40)
assise nationale
Miandry an-dRatsiraka....
tohiny
novalian'i Oay ny 26/03/2009 16:41
![](https://avatar.serasera.org/4e58771b1c5057417a771a13733a6a7e.jpg)
sitlo
(
25/03/2009 02:33)
fanagasiana
Dia nofoanan'i TGV ilay fanagasiana!
Tsy nisy firaharahiana ny analyse natao, tsy nisy adihevitra tamin'iza tamin'iza, tsy nisy kabary akory. Didy jadona. Araka ny mahazatra moa izany dia izay iseh...
tohiny
novalian'i Andribe ny 25/03/2009 08:21
![](https://avatar.serasera.org/4e58771b1c5057417a771a13733a6a7e.jpg)
sitlo
(
23/03/2009 15:51)
erreur javascript firefox
Ahoana kay ny fomba ahitana erreur javascript amin'ny firefox?
Nisy zavatra namboariko izay dia mandeha tsara ilay izy amin'ny ie fa tsy mandeha amin'ny firefox. Tsy manoratra erreur ilay izy fa to...
tohiny
novalian'i sitlo ny 23/03/2009 17:54
![](https://avatar.serasera.org/4e58771b1c5057417a771a13733a6a7e.jpg)
sitlo
(
23/03/2009 13:59)
sangisangy zary tena faharoa!
[u]Mpanao gazety[/u]: Amin'izao fotoan'ny karemy izao, inona monseigneur no zavatra tianao ka najanonao?
[u]Odon[/u]: Andriamanitra mihitsy ny ahy....
tohiny
novalian'i taralila09 ny 24/03/2009 07:56
![](https://avatar.serasera.org/4e58771b1c5057417a771a13733a6a7e.jpg)
sitlo
(
21/03/2009 06:40)
Allemagne ihany koa
Manameloka an\'i TGV koa ry zareo rainiboto.
Aiza ihany ilay hoe Kadafi fa toa tsy misy nanohana mihitsy ny vahiny na iray aza eh?
Ilay Frantsay niseho ho mahay vava be aza ity nanameloka tampok...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 22/03/2009 17:14
![](https://avatar.serasera.org/4e58771b1c5057417a771a13733a6a7e.jpg)
sitlo
(
20/03/2009 14:21)
fourchette frantsay - Pierrot Rajaonarivelo
Raha ny fantatsika moa izany dia any France io mpanao politika io izao taorian'ny 2002.
Araka ny filazany dia efa nihaona tamin'i TGV izy ary izy no anisan'ny nanohana akaiky iny "tolona" izy. (Tsy...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/03/2009 22:06
![](https://avatar.serasera.org/4e58771b1c5057417a771a13733a6a7e.jpg)
sitlo
(
19/03/2009 22:47)
fanantenan'i TGV sisa
Raha hanana poids mihoatra ny SADC i France sy ity hoe Libie amin'ny fivorian'ny Union Africaine rahampitso. Raha tsy izay koa dia veloma koa hoy ny Rosianina sy Nigeria.
Raha hanana poids mihoatra...
tohiny
novalian'i tota ny 20/03/2009 07:43
![](https://avatar.serasera.org/4e58771b1c5057417a771a13733a6a7e.jpg)
sitlo
(
19/03/2009 06:25)
Odon sy ny katolika
Mahasosotra ny nidiran'ny fivavahana tamin'ny resaka politika.
Izaho moa izany dia mbola vao mianatra an'ilay resaka finoana katolika ka dia tena sorena kely mihitsy, satria mbola tsy votom-pinoana...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2009 21:53
![](https://avatar.serasera.org/4e58771b1c5057417a771a13733a6a7e.jpg)
sitlo
(
18/03/2009 16:06)
tetik'ady
Aleo isika hoe realiste kely!
Tsy ho mora ny hanarina ny firenena. Firenena hoy aho fa tsy toe-karena.
Mazava fa na iza na iza, raha tsy hoe mana avy any an-danitra angaha, dia tsy hahavita hana...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2009 22:36
![](https://avatar.serasera.org/4e58771b1c5057417a771a13733a6a7e.jpg)
sitlo
(
15/03/2009 07:25)
internet explorer 8
Nanandrana nampiasa aho androany. Mbola tsy ilay version finale fa na izany aza mba fitia hikitikitika fotsiny.
Tsy dia nisy fiovana firy mihoatra ny 7 ilay izy. Raha natao hoe 7.1 na 7.5 dia mba n...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/03/2009 09:31