Liste des messages
Liste des messages, inserés par sitlo, par ordre de date
sitlo
(
17/05/2009 05:39)
brad pitt
Izaho hoy aho izany tsy mahay mijery lehilahy. Fa tena tsy arako mihitsy hoe inona no tena tsy aritry ny vehivavy amin'iny rangahy iny e?...
suite
répondu par rakaroka le 24/05/2009 18:54
sitlo
(
13/05/2009 05:08)
hilatsaka i Andry tsy hilatsaka i Andry tsy any ny olana
Iny efa tsy ho lany na hilatsaka na tsia.
Ny olana dia ny fiandrianam-pirenena. Ny hoe ahoana ny fomba tsy hiverenenan'ny ohatra an'izao itsony.
Izay rehetra mitondra lanim-bahoaka izany ka tsy ...
suite
répondu par xxx le 13/05/2009 10:49
sitlo
(
11/05/2009 17:26)
Ady an-trano
Niantso ny akama aho omaly dia tena gidra be izao eny amin'ny tanàna. Tsy azo atao mihitsy hono ny miteniteny hoe momba an'iza na momba an'iza? Tsy azo atao ny mandeha irery.
Rehefa ny mpitandro ny ...
suite
répondu par fijo le 12/05/2009 22:45
sitlo
(
11/05/2009 17:03)
TGV foza orana
[center][img]http://img.over-blog.com/646x293/2/58/86/83/ecrevisse.jpg[/img]
[img]http://img.over-blog.com/646x325/2/58/86/83/lery.jpg[/img][/center]
=))
http://tandem2009.over-blog.com/article-3...
suite
répondu par mmmhh le 13/05/2009 13:59
sitlo
(
08/05/2009 15:37)
700 milles dollar
Nihiratra ny voamasoko nahita ity vidina logiciel Unreal Engine.
Hitako ny vazaha foana no mahavita mamboatra jeux video. Fa kay tsy an-jaza ilay ziva.
Nefa ny sponce amin'ny recherche 3D vision...
suite
répondu par bazylou le 29/05/2009 11:45
sitlo
(
04/05/2009 20:55)
Rajoelina affirme
Tsaroako nisy dinika teto nilaza fa Rajoelina affirme.
Ahoana ary izy izao toa tsy mahita tenenina fa basy sisa no atsangana eny rehetra eny?
Ahoana ity fakana ny vary sy entan'olona amin'ny basy ...
suite
répondu par xxx le 04/05/2009 21:10
sitlo
(
03/05/2009 01:23)
do re mi
Sao mia misy mahay mamadika Do Re Mi ho A B C D...
Ity hira ity no tiako atao amin'ny gitara. http://www.ien-lafertesousjouarre.ac-creteil.fr/spip/file/2scarabees.pdf...
suite
répondu par imeva le 07/05/2009 13:54
sitlo
(
02/05/2009 12:16)
Manandafy Rakotonirina a été accusé de "coup d’État"
Efa hatry ny ela mihitsy TGV no manilika ny ratsy ataony any aman'olona io.
Ny olona taritiny no mandoro tanàna dia lazaina fa Ravalomanana.
May ny afo natsangany ny mpanohana azy dia lazaina fa ...
suite
répondu par ravalotgv le 03/05/2009 07:38
sitlo
(
01/05/2009 14:42)
ray roa, aborotsahy ny pataloha
mba mitady an'iny hira iny izay manana.
Toa "pataloha mibotsaka" ny mpihira raha tsy diso aho....
suite
sitlo
(
30/04/2009 18:24)
Tonga soa!
Nisy fotoana aho niady hevitra tamin'izay ankizy avy ao Venezuela izay. Notantarainy tamiko fa maro be ireo namany no efa maty notifirin'ny miaramilan'i Chavez.
Dia ny niafaran'ny resaka dia hoe: ny ...
suite
répondu par fijo le 01/05/2009 19:43
sitlo
(
30/04/2009 00:07)
vahaolana amin'ity politika ity
Rehefa nandinika aho dia ny famonoana an'i TGV ihany no vahaolana. Ny sandan'ny zavatra rehetra nataony ve tsy tokony efa mahaefa ny ainy?...
suite
répondu par milamm le 30/04/2009 23:51
sitlo
(
29/04/2009 06:10)
sangisangy zary tena 5
Migrevy ny vorona fa manao tifi-danitra foana ny CAPSAT....
suite
répondu par Noue le 29/04/2009 06:53
sitlo
(
28/04/2009 15:13)
Notafihina ny mpiandry HCC
Dia notafihin'ny CAPSAT indray izany ny miaramila mpiandry ny HCC fa efa mitongilahila hiala amin'i TGV....
suite
répondu par fijo le 29/04/2009 21:04
sitlo
(
27/04/2009 15:04)
tsy vendrana ny afrikanina
Raha misy ady an-trano any dia hoy isika hoe mba v koa ireo izany, izy samy izy ihany.
Mandeha par tour io. Fahaleovan-tena ivelany
Congo:[center][img]http://cache.daylife.com/imageserve/0fHueBN80...
suite
répondu par Oay le 27/04/2009 16:15
sitlo
(
27/04/2009 14:49)
Efa maty moa Sombila?
Tadidiko aho naheno tamin'ny radio fa efa maty izy. Narary kibo.
Nefa amin'izao misy olona mihizinizina amiko fa izaho no tsy maharaka vaovao....
suite
sitlo
(
25/04/2009 08:48)
audacity na adobe audition
Somary ataoko reference amin'ny photoshop kely. Misy automation ve amin'ny audacity na ny adobe audition?
Ny automation dia somary algo kely amin'ny photoshop. Tsindrinao ny start dia enregistreny ...
suite
sitlo
(
25/04/2009 08:35)
hira malagasy amin'ny internet
Mba lasa ny saiko hoe iza avy kay ny site ahafahana mividy hira malagasy? Dia ahoana kay ny mivarotra an'ireny? Aiza ny tompon'ny hira no mandray ny valin-kasasarany? Sa OMDA fotsiny ve?...
suite
répondu par sitlo le 27/04/2009 05:10
sitlo
(
24/04/2009 15:25)
Monja Roindefo navela
Hoy i Monja Roindefo: Tsy misy mahazo mitokona aloha mandram-pilamina. Izay tsy mitombina velively.
Iza eto amin'ny serasera aza no miezaka mamoy an'io hevitra io?
...
suite
répondu par pyar24969 le 25/04/2009 08:13
sitlo
(
24/04/2009 03:57)
youtube ao anaty flash
Misy hevitra ve ampidirana youtube ao anaty flash application. Ohatra hoe nahavita slideshow milailay ianao dia asiana youtube eny atsefatsefany eny.
Tsy voatery ho youtube ihany fa izay object reh...
suite
répondu par sitlo le 25/04/2009 04:15
