Liste des messages

Liste des messages, inserés par sitlo, par ordre de date
sitlo ( 27/07/2009 15:02)
no-inviten'ny filohan'ny ONU hono TGV
Hoe efa nangataka fihaonana taminy hono ny filohan'ny ONU taloha fa nandà izy. Dia ny volana jona ho avy hono dia mbola nagataka indray ny filohan'ny ONU. Gaga aminareo manohana an'itony olona tsy... suite
répondu par fijo le 29/07/2009 20:23
sitlo ( 20/07/2009 22:48)
sangisangy zary tena faha-7
[u]journaliste[/u]: Il est très beau gosse. [u]tgv[/u]: ilay beau gosse ekeko fa ilay illetré tsy ekeko... suite
répondu par Mirananirina le 21/07/2009 10:14
sitlo ( 20/07/2009 00:48)
mitady tonony na lohateny
Tsy haiko hoe iza no mpihira fa mety ho ifanihy angamba. Na tarika remy na tsy haiko fa lehilahy iray no miventso. Misy an'izao ilay izy: "ry rainay zay any an-danitra mifona aminao izahay eh" ... suite
répondu par lako le 03/09/2009 08:45
sitlo ( 08/07/2009 05:47)
feo hafahafa amin'ny gitara
Ahoana kay no manao an'ireny feo tsy mivoaka tsara amin'ny reggae ireny. Misy accord tsara ilay izy fa ohatra ny mikasoaka fotsiny ny fanenony fa tsy tena heno be. Ilay "stir it up" an'i Bob Marley i... suite
répondu par ikaretsaka le 10/07/2009 01:50
sitlo ( 06/07/2009 15:22)
namono saka
Nisy ankizy 18 taona izany. Dia nisaraka ny ray aman-dreniny dia nalahelo be lery dia novonoiny ny sakan-dry zareo. Dia avy eo novonoiny daholo ny sakan'ny olona mpifanolo-bodirindrina taminy. 19 teo ... suite
répondu par sitlo le 08/07/2009 04:05
sitlo ( 03/07/2009 03:46)
Nampanatena sommet africain Rajoelina
Tsaroanareo moa Rajoelina nilaza fa atao eto Madagasikara ihany ny sommet africain mba hidiran'ny vola? Izy tenany mihitsy hono no niantso an'i Kadafi. Ankehitriny na izy aza tsy voaasa. Ntsooo... suite
répondu par pink le 04/07/2009 12:17
sitlo ( 26/06/2009 06:45)
Iza kay no anaran'i Tiana?
Iza no anarany (tsy fanampian'anarana) fa mba tiako ho fantatra. Ilay mpihira an'ilay hoe: e e e e aiza reeeeeeee ilay atao hoe mita be eh? andao isika hifandray tanana... suite
répondu par mmmhh le 29/06/2009 14:10
sitlo ( 24/06/2009 18:17)
mavomavo lela
Inona kay no mahatonga ny lela ho mavomavo? Ilay izy tsy misy fofona fa tsy mahafinaritra ny mijery azy. Kesehina fotsiny ilay izy dia afaka. Fa mahalasa ny saiko fotsiny hoe ohatra ny tsy normal iza... suite
répondu par sitlo le 19/07/2009 22:24
sitlo ( 18/06/2009 05:50)
sangisangy zary tena 6
Dj sy videur lasa P sy GP ... suite
répondu par rodro le 20/06/2009 17:43
sitlo ( 17/06/2009 05:31)
tokony omena loka
Ity kosa angamba tokony omena loka fa nanana ny mony ngeza indrindra. :lol: [center][img]http://msp111.photobucket.com/albums/n121/xxsammieteexx/pimple.jpg[/img][/center] ... suite
répondu par ari.malala le 25/06/2009 06:39
sitlo ( 12/06/2009 07:38)
final nba
Tsy tokony mba hisy carton rouge ve amin'ny basket? Tamin'ny lalao faharoa Kobe efa nanao sauve panier be fa efa tokon'ny resin'ny Magic tsara. Dia tandroany koa ni-sauve panier daholo ny Lakers. Fan... suite
répondu par Papoose le 15/06/2009 16:30
sitlo ( 09/06/2009 16:47)
comesa - manohatra i lafarantsa
Ara-tafika no vahaolana hoy ny fivondronan'ny firenena afrikanina tatsinana. Tsy niandry ela lafrantsa dia nitsipaka izany. Mino aho fa hanangana VETO nihitsy io firenena io ao amin'ny Nations U... suite
répondu par fijo le 10/06/2009 19:54
sitlo ( 09/06/2009 16:11)
korobo @ venty sy korobo
Inona marina no dikan'ny [color=red]korobo[/color] fa tsy azoko mihitsy?... suite
répondu par xxx le 07/08/2009 05:23
sitlo ( 08/06/2009 14:59)
10 aout 1991 sy 07 février 2009 , ny itovizany
Alain Ramaroson Famille Andriamanjato ... betsaka sy bobaka ny olona manodidina ny mpitarika ny 1991 ihany no nitarika ny 2009... suite
répondu par milamm le 09/06/2009 00:08
sitlo ( 07/06/2009 04:05)
arahabaina ny katolika
Arahabaina ny malagasy fa natsangana ho olo-masina androany ny frera Luis Rafiringa.... suite
répondu par xxx le 05/07/2009 06:42
sitlo ( 03/06/2009 18:03)
ny lasan'ilay sipa
Taloha izany dia nisy sipa niara-nianatra taminay izay nanana lasa ratsy. Tsy ho teneniko eto ilay izy fa "ratsy" amin'ny maro. Mety ho tsara amin'ny sasany. Dia indray andro izay izahay nanao beloty... suite
répondu par ni81 le 15/07/2009 19:23
sitlo ( 02/06/2009 04:33)
Nosavain'ny miaramila hatramin'ny entana
Tapaka mihitsy ny tsinaiko namaky an'ity vaovao ity. Nikorapaka ny miaramila gasy naheno fa hoe ho avy Ravalomanana. Dia nosavaina hatramin'ny entan'ilay roplanina. =)) http://www.iol.co.za/inde... suite
répondu par fijo le 02/06/2009 21:21
sitlo ( 26/05/2009 06:00)
sex and the city
Nareo ve tsy mahita hoe ohatra ny lavage de cerveau izany iny serie iny?... suite
répondu par fritou le 17/06/2009 14:37
sitlo ( 21/05/2009 05:50)
fa tsy maintsy mijidina be ve eh?
http://www.dailymotion.com/related/x862dz/video/x5zivi_tena-haiko-raha-ianao-glr_music?hmz=74616272656c61746564 Aiza moa no tsy beyonce no tian'ny olona. Iny mba mihetsiketsika. Avy eo vao mihaino n... suite
répondu par vale le 21/05/2009 09:59
sitlo ( 18/05/2009 18:52)
ny foko malagasy
Somary nandinika aho dia mieritreritra hoe tsy tokony hofohanana ve ny foko amin'ny malagasy? Izao mantsy: izaho izao betsileo 25%, tanala 25%, merina 50%. Dia tamin'izaho notsaraina miaramila dia ho... suite
répondu par Ratoa le 28/08/2009 14:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0665