Liste des messages
Liste des messages, inserés par sitlo, par ordre de date
sitlo
(
05/03/2010 19:36)
coin coin coin
Izaho ry ireto mba te hihaino an'iny feon-kiran'ny "tetsy sy teroa" miaraka amin'i Nirina sy Max Jerico iny.
Sao dia misy mahalala ny toerana mety ahitana azy amin'ny internet?...
suite
répondu par 3188 le 15/07/2010 14:20
sitlo
(
24/02/2010 02:56)
actionscript
Ny ordi-anareo koa ve mihamafana be rehefa mandefa page web be dia be mampiasa AS mavesatra?
Ohatra hoe ireny jeux na video mavesatra ireny. Ny video youtube tsy maninona fa na dailymotion aza no ale...
suite
sitlo
(
17/02/2010 15:59)
katolika sy ny fahavetavetana
Ahoana marina aloha ireto mopera sy ambonimbony ao amin'ny fiangonana katolika ireto amin'ity resaka vetaveta ity eh? Mba nijery tele aho omaly dia nahita ny resaky ny Papa tamin'ny monseniera avy ao ...
suite
répondu par fijo le 18/03/2010 22:06
sitlo
(
17/02/2010 02:43)
Ravarava ny Real Madrid
Jereo ange eto eh! http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4abca7e53ff15
Ontonale :-D, tsy mahavoa hoy aho iny Ronaldo bekonetaka iny. Ny frantsay aza nampikepoka azy. Bye bye champion...
suite
répondu par milamm le 08/04/2010 16:24
sitlo
(
22/01/2010 03:41)
jambul
Resaka henoko matetika tany Madagasikara ireto fa any ihany no misy rotra. Nefa tandroany aho sendra tafaresaka tamin'izay karana izay, dia any India hono feno. [color=red]Jamun[/color] no fiantsoany ...
suite
répondu par Papoose le 28/01/2010 19:36
sitlo
(
17/01/2010 06:01)
sangisangy zary tena faha-14
Mody hendry be daholo ny mpanao politika fa maty ny kardinaly. :^) ...
suite
répondu par fijo le 20/01/2010 21:29
sitlo
(
12/01/2010 16:34)
Nangalatra cheque
Nisy kofa izay izany nangalatra cheque-n'ny maman'ny sipany. Dia nentiny tany amin'ny banky ilay izy hakana vola. Dia ny nosoratany tao hoe 2 milliards de dollar.
Mba zefa tsss, zao gadra....
suite
répondu par belakely le 13/01/2010 08:55
sitlo
(
31/12/2009 14:08)
biz'oroka
Saika handefa bizy faran'ny taona tato aho dia tsy hitako hoe aiza ny fanaovana azy.
Sa tsy nasiana intsony ve?
8) ...
suite
répondu par hery le 31/12/2009 14:16
sitlo
(
16/12/2009 02:25)
sary indray mipika
[center][img]http://img63.imageshack.us/img63/5941/76933899.jpg[/img][/center]...
suite
répondu par vale le 03/02/2010 15:31
sitlo
(
11/12/2009 05:04)
google wave
Manana invite 8 aho. Alefaso aty ny adiresy gmail izay te hampiasa.
Izay tsy mahalala dia http://wave.google.com/help/wave/about.html#video
...
suite
répondu par fahamarinana le 30/12/2009 09:15
sitlo
(
08/12/2009 08:37)
tokony mba misy eto amin'ny serasera
Mety ve ry admin raha asiana ohatra an'izao eto amin'ny serasera? Ohatra hoe misy sary mahafinaritra, dia asiana bouton klikena, dia tonga dia mivoaka amin'ny imprimante ny saribakoly kely.
please......
suite
répondu par Papoose le 08/12/2009 18:58
sitlo
(
28/11/2009 04:58)
tena manja kosa ity sipa ity
Tena manja kosa rangaha ity sipa ity ka. Gasy ka manja. Any Morondava ve io?
http://www.dailymotion.com/video/xanub4_za-to-tsy-dola-zeudia_music...
suite
répondu par sitlo le 29/11/2009 21:03
sitlo
(
28/11/2009 02:25)
izay sahy maty
Mba misy manana ve ilay hiran-dRaboussa hoe:
Izay sahy maty mifono lambamena.
fa efa aman-taonany ilay tsy henoko.
six...
suite
répondu par mmmhh le 28/11/2009 11:01
sitlo
(
25/11/2009 05:21)
R-Point filma somary orera
Misy filma koreanina mitondra ny lohateny hoe R-Point iny.
Izaho tsy mba mpatahotra filma izany mihitsy hatramin'ny mbola kely fa tena nitaintaina kosa aho nijery an'ilay izy. Tena mahay be daholo ...
suite
répondu par cutie le 28/11/2009 21:58
sitlo
(
20/11/2009 16:35)
tian'ny vhv indrindra
Lehilahy matanjaka mitanjaka....
suite
répondu par Mirananirina le 24/11/2009 14:34
sitlo
(
18/11/2009 22:57)
Inglourious Basterds
[img]http://img198.imageshack.us/img198/567/inglouriousbasterds0219.jpg[/img]
Tsara ilay filma. Ohatra ny miaina ao anatin'ny ady lehibe mihitsy rehefa mijery azy. Tao Eoropa moa izany raha ny mari...
suite
répondu par soanja le 19/11/2009 22:46
sitlo
(
14/11/2009 05:30)
hiram-pivavahana
Misy hira amin'ny fihirana katolika fihiran'ny nenitoanay iny kay sao dia misy manana ny tonony. Tsy afaka am-bavako ilay izy nefa tsy haiko tsara.
Misy hoe:
O ry Tompo tianay
Aza avelanao hizaka...
suite
répondu par diamondra27 le 22/11/2009 13:37
sitlo
(
11/11/2009 05:20)
Davida
Nijery ny tantaran'i Davida aho fa kay ve izy ity ka mpamono olona be eh. Kay na ankizy aza natsatony tamin'ny hazo fijaliana.
Soa ihany ny taranany fa niteny hoe taloha izany. Fa izay mandresy am ...
suite
répondu par sitlo le 28/11/2009 02:42
sitlo
(
07/11/2009 03:13)
Feon'Imerina
http://www.feonimerina.com/
Fa toa mbola mikoinss. Manoatra noho ilay Don Bosco. Ilay jingle fotsiny no tena maneno be :-D...
suite
répondu par xxx le 09/11/2009 22:37
sitlo
(
07/11/2009 03:04)
Te ho lasa jiolahimboto
http://www.dailymotion.com/video/xaw0r4_raboussa-te-ho-jiolamboto_music
Efa ela mihitsy no nitadiavako an'ito hira ito....
suite
répondu par ni81 le 11/11/2009 12:24
