Liste des messages
Liste des messages, inserés par sitlo, par ordre de date
sitlo
(
27/10/2012 21:46)
tsy azoko mihitsy
Maro ny kolotsaina fa ity tena tsy azoko mihitsy ka.
[center][img]http://img526.imageshack.us/img526/5959/38135553.jpg[/img][/center]...
suite
répondu par ral_ le 08/02/2013 13:20
sitlo
(
06/10/2012 01:16)
misy mafia hoe e?
Efa imbetsaka ihany izay no nahenoko fa misy mafia hoe eto Madagasikara. Somary tsy dia nampiraika ahy loatra fa antsika gasy koa moa ny honohono mandeha be.
Fa iny nambaran'ny ambasaderan'ny Alema in...
suite
répondu par andrywui le 26/10/2012 14:39
sitlo
(
13/09/2012 22:06)
Taolana ny nify
[CENTER][IMG]http://www.mada.pro/images/data/dessin_presse_26_11_11.jpg[/IMG][/CENTER]...
suite
répondu par hadji le 01/10/2012 07:49
sitlo
(
29/08/2012 08:09)
fahafatesana sy ny lanjan'ny olombelona
Maty ve ny olombelona raha miala ny "atome" iray eo aminy?
Mino aho fa tsia daholo no ho avalinareo.
Dia izao ary, raha ohatra ny olombelona ny habehan'ny Univers, dia mila ho ohatra ny atome ny habe...
suite
répondu par Miharena le 13/10/2012 04:00
sitlo
(
28/07/2012 23:08)
Ny nahatonga ny teny hoe alika
Misy alika be izay izany. Dia rehefa tonga aho dia falifaly be ilay izy. Dia mipelipeli-drambo sy mitsinjatsinjaka.
Tsy maninona izay, fa ny mahasosotra dia mileladelaka be raha vao tsy tazomina haing...
suite
répondu par booboo le 11/09/2012 13:36
sitlo
(
02/03/2012 21:06)
Raha toa ka?
Rehefa mba te handambolambo ny malagasy ny politisianina dia hoe:
- ny malagasy ange mahay tsy toy ny afrikanina
- ny vahoaka ange misaina
- ny malagasy ange nahita fianarana
- Madagasikara ange manan...
suite
répondu par mirananirina le 10/03/2012 09:48
sitlo
(
02/02/2012 12:01)
Dia namidin'i TGV ho an'ny Air France indray izany ny ampahan'ny Air Mad e!
Misoko miadana tsy re-tsaika.
Teny amin'ny 13 Mai:
TGV- amidy ny air force one fa tsy ilaina eeeee.
Foza- oeeeeeeeeee
Nony avy eo.
TGV- tsy amidy indray fa avadika avion commercial ho an'ny Air Mad...
suite
répondu par a256011 le 04/02/2012 15:57
sitlo
(
02/02/2012 10:49)
Asa Vita no Ifampitsarana
Ahoana ianareo ny amin'ity kofa ity?
Rehefa hita izany fa bobaka tsy tambo isaina ny asa vitan-dRavalomanana dia novaina indray ny antoko AVI hoe: "Akaikin'ny Vahoaka Indrindra".
[img]http://feovao...
suite
répondu par andrywui le 03/02/2012 10:07
sitlo
(
28/01/2012 16:13)
ratsy tarehy
Za mahita hoe ny mahatonga ny olona tsy manambady ratsy tarehy na dia tsara toetra tahaka ny inona aza, dia lasa ratsy tarehy koa ny zanany. Dia lasa feno ratsy tarehy ao an-trano.
Mahita an'ireny gas...
suite
répondu par antsolia le 23/09/2012 13:13
sitlo
(
17/12/2011 23:17)
acmil
Saika hanontany kely aho.
1- Aiza avy kay no misy academie militaire eto Madagasikara?
2- Dia ahoana sy ahoana no fomba fidirana mianatra ao?
3- Misy fanabeazana ankizy madinika ve sa efa lehibe daho...
suite
sitlo
(
14/12/2011 19:14)
Ny pra no manao dictature fa tsy ny mpitsara raha momba an'i Toliara
Nilaza ny pra fa tsy hilafitra amin'ny endrika "dictature" rehetra izay mety hitarika korotana eo amin'ny firenena hono ry zareo.
Izy no nivarotra basy ho an'ny dahalo.
Izy no nanafika fonja.
Izy no ...
suite
répondu par milamm le 14/12/2011 22:07
sitlo
(
13/12/2011 00:14)
Rap gasy
http://rap-gasy.com/
Bobaka, raha misy vazo taloha miafinafina any dia alefaso any amin-dry zalahy. ...
suite
sitlo
(
02/12/2011 13:38)
John Ferry
Ndraindray aho mihomehy amin'ireto TGV ireto.
Ny jeneraly isankarazany sasatry ny mampitandrina sy mampitahotra amin'ny tele. Ny foza mampitahotra fa tsy nanasonia ny feuille de route hono ka afaka m...
suite
répondu par galasm le 04/12/2011 02:57
sitlo
(
01/12/2011 16:04)
Manà na faharetana
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=TllZGzsHXsg[/youtube]
Don-davitra mahamanina
Adona akaiky ny tahotrao
Ka mahatahotra
Midona any alavitra any ho aho mandrahona mainty
Manombana takariva ho ah...
suite
répondu par hery le 22/02/2012 10:31
sitlo
(
26/11/2011 18:41)
Aza mino anjambany
[u]Inona no fototry ny finoana?[/u]
tsy fahalalàna
oh: taloha tamin'ny andron'ny grika dia nino ry zareo fa nisy ny andriamanitry ny rivotra. Nivavaka ry zareo ary nanao an'ireny fandoroana emboka m...
suite
répondu par rekinbelo le 06/12/2011 05:38
sitlo
(
08/11/2011 10:33)
Ny grevy 2002 ve?
[img]http://img10.imageshack.us/img10/3721/71705169906075625912301.jpg[/img]
Raha ny olona nofidin'ireo no nahongana tamin'ny basy. Raha ireo foana no asaina mangina dia tsy ho tapitra mihitsy ny kri...
suite
répondu par m.i.s.a le 09/11/2011 05:54
sitlo
(
23/10/2011 01:57)
sangisangy zary tena
Maazo manao zandarma ny vehivavy malagasy amin'izao.
Dia hisy lehilahy izany ao amin'ny FIVAZA (Fikambanan'ny Vadin'ny Zandary)...
suite
répondu par rijadolly le 26/10/2011 17:16
sitlo
(
18/09/2011 18:51)
Martiora - Diso ve Ranavalona voaloha?
Nisy boky momba ny tantara malagasy iny novakiko somary efa elaela izay. Tandroany aho nijery hirahiram-pivavahana tamin'ny youtube. Ny hitako dia betsaka ny miresaka martiora maty novonoina tamin'ny ...
suite
répondu par kolo le 30/11/2011 13:23
sitlo
(
27/06/2011 21:07)
katrafay
Misy mivarotra katrafay ve kay amin'ny faritr'i zamerika fa tena ohatra ny flasika be mihitsy ny bandy?...
suite
répondu par AndriambyII le 30/06/2011 07:04
sitlo
(
22/05/2011 07:59)
France-Afrique, NATO-Gaddafi, Saddam Hussein...
http://www.youtube.com/watch?v=GEzOgpMWnVs
Efa tamin'ny andron'i Bill Clinton io video io fa hatramin'izao mbola mitombona tsara. Efa tamin'izany no hita taratra fa ho avy ny fanafihana an'i Irak sy ...
suite
répondu par andrywui le 14/06/2011 06:35
