Liste des messages

Liste des messages, inserés par sitlo, par ordre de date
sitlo ( 02/11/2009 06:22)
Sangisangy zary tena faha-11
TGV> Arendrina taratasy oh, may may may, Ratsiraka ihany ny anay. [img]http://media3.washingtonpost.com/wp-srv/photo/gallery/090421/GAL-09Apr21-1917/media/PHO-09Apr21-158917.jpg[/img]... suite
répondu par pikatti le 02/11/2009 19:48
sitlo ( 20/10/2009 04:22)
cougar
Misy an'izay antsoin'ny vazaha izay hoe cougar izay. Izany hoe ramatoa efa lehibe eo amin'ny 40-45 taona eo no miaraka amin'ny kofa 20-30 taona eo. Dia mba lasa ny saiko hoe mba tena mifankatia sy ... suite
répondu par soanja le 07/02/2010 15:22
sitlo ( 16/10/2009 20:39)
nahazo coupe du monde ny afrikanina
Finale coupe du monde foot 20 taona noho ny midina, Brezil sy Ghana Tir-au-but fa na dia izany aza tena niady ny baolina... suite
répondu par Makouto le 09/11/2009 23:13
sitlo ( 05/10/2009 16:41)
connexion madagasikara?
Firy eo kay ny debit de connexion any Madagasikara?... suite
répondu par LibrePenseur le 06/10/2009 11:33
sitlo ( 30/09/2009 14:07)
sangisangy zary tena mimero: 10
"Madagascar est representé à cette session de l'assemblée par des personnes sans qualité." assemblée ONU... suite
répondu par sitlo le 01/10/2009 16:04
sitlo ( 13/09/2009 10:07)
sary serasera
Ny sipa manja rangaha tokony tsy maintsy mamela ny olona mametraka tsikera fa manelingelina be rangaha ka!... suite
répondu par ni81 le 24/09/2009 12:43
sitlo ( 10/09/2009 12:44)
baskety
Nibala ilay anakiray tonga dia tsisy taolana. Dia hozy ilay mpijery hoe in your fesse.... suite
répondu par mmmhh le 28/09/2009 11:38
sitlo ( 10/09/2009 02:30)
resaka serieux mimero deux
Mitady an'i kelly13 fa anniverseran'ikala Stretch nefa izy tsy hita mahitsiny. Sura aho aloha fa mbola tsy maty na dia efa 6 volana aza izay!... suite
répondu par dadabe le 23/09/2009 13:11
sitlo ( 10/09/2009 02:27)
Izaho izany malahelo an-dravalomanana!
Mba lehilahy niezaka tamin'izay nananany nefa.......... Aza mbo gasy ihany!... suite
répondu par pimaso le 15/09/2009 10:17
sitlo ( 10/09/2009 02:08)
possible ve?
Possible ve ny tia olona mihoatra ny roa? Tena lasa adala mihitsy ny saiko.... suite
répondu par soanja le 18/09/2009 21:31
sitlo ( 04/09/2009 22:58)
Inona avy no tokony ho hain'ny lehilahy?
Mety ho lava be valiny fa ny farafaharatsiny fotsiny angamb dia ampy. Mety hiankina amin'ny toerana koa ilay izy fa ndeha ho atao hoe lehilahy gasy. Ireto no takatry ny saiko: Mahay mitondra teny:... suite
répondu par soanja le 20/09/2009 13:22
sitlo ( 01/09/2009 19:03)
boky mena
Raha misy manana ilay boky mena nosoratan'i Didier Ratsiraka dia mba scaneo dia alefaso aty raha mety. :wink:... suite
répondu par milamm le 19/09/2009 00:06
sitlo ( 23/08/2009 13:05)
menalamba
Fa maninona hoy aho ilay gasy no tsy mba manaja ny mpitolony mihitsy e? Anenenana daholo izao tolona rehetra izao. Tsy izany fa tamin'ny erinandro izany dia nisy fianakaviana nanao famadihana tamin... suite
répondu par soanja le 08/07/2010 14:10
sitlo ( 20/08/2009 05:13)
youtube
Tsy mba efa tokony ampakarina kely amin'izay ve ny lafiny teknika ry mpikarakara? Efa mba ho folo taona ihany nefa ny endriny foana no tena miova fa tsy ny zava-bitany. Ankohatra ny avatar moa izany.... suite
répondu par sitlo le 10/09/2009 02:33
sitlo ( 19/08/2009 08:13)
sangisangy zary tena 8 : candidat TGV
Candidat BACC =)) ... suite
répondu par pikatti le 20/08/2009 13:19
sitlo ( 17/08/2009 16:41)
grave ilay FLEX
http://www.sumo.fi/products/sumopaint/index.php?id=0 Fa saingy sarotra.... suite
répondu par sitlo le 07/11/2009 03:11
sitlo ( 08/08/2009 12:53)
ranomena
Misy afaka manoro ny fomba fanamboarana ranomena ve? Na goutte kely vitsivitsy fotsiny aza no azo faa ohatra ny manina ranomena aho.... suite
répondu par ikaretsaka le 18/08/2009 19:33
sitlo ( 02/08/2009 08:25)
mpikarakara fety an-dafy
Nareo ilay mpikarakara fetin'ny gasy any an-dafy ireny ve tsy mba leo? Toa mba sahirana ery manangona vola, manao fampisehoana etsetra. Nefa rehefa tonga ilay fety ohatra ny tsy asian'ilay gasy sira a... suite
répondu par mangidy le 13/08/2009 21:29
sitlo ( 02/08/2009 08:18)
fa taiza ary?
Fa taiza marina ary i Jesosy tamin'ny fahatanorany? Teo amin'ilay mampipatrapatra ny hormone sy ny afom-pitiavana iny.... suite
répondu par ruthh le 12/11/2012 05:01
sitlo ( 02/08/2009 07:48)
mila toro hevitra
Raha manontany ilay sipa hoe: bla bla bla bla bla dia tsy heno mihitsy fa maneno be ny maneno dia inona no tokony avaly? misokatra ny ady hevitra... suite
répondu par fijo le 07/08/2009 21:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0376