Liste des messages

Liste des messages, inserés par sitlo, par ordre de date
sitlo ( 21/02/2007 20:20)
lanin'ny courant
sao dia misy mahay ny manala courant amin'ny vatana rehefa vao maraina iny? Tsy izany mantsy fa isaky ny manokatra varavarana aho dia voa foana. Indraindray hatreny amin'ny kiho mihitsy. Dia raha ... suite
répondu par niryna le 07/03/2007 06:46
sitlo ( 01/02/2007 01:59)
Nify
oups... suite
répondu par 2gasy le 07/03/2007 16:41
sitlo ( 26/01/2007 15:27)
Ampitapitao
Raha misy manana ny tonon'iny hira iny dia mba apasio aty amin'ny kofa. Azafady indrindra. Raha misy mp3 moa vao maika six. Misy haiko kely ihany ilay izy fa tsy tadidiko tsara. Ampitapitao ... suite
répondu par elsifaka le 10/07/2012 07:18
sitlo ( 20/12/2006 19:51)
any izy izay
Ho an'izay olona izay. http://www.dailymotion.com/tiavideo/video/xju05_sakelidalana-ankalakely... suite
répondu par Sentolava le 22/05/2007 15:33
sitlo ( 19/12/2006 22:27)
momba ny statistika
Izaho wa ohatra ny tsy tafiditra statistika mihitsy. Dia mba lasa ny eritreritro hoe, tokony mba avoaka eo koa ny namana be mpanakana indrindra. Dia misaotra mialoha. :wink:... suite
répondu par sitlo le 20/12/2006 21:37
sitlo ( 18/12/2006 02:44)
izany ny vali-kafatry ny mpanihotra
inona izao no noeritreretinao io ho hite tato? :-D... suite
répondu par fijo le 21/12/2006 22:49
sitlo ( 10/12/2006 19:25)
Miarahaba anareo
Izaho dia tso-piainana, tia mifanaraka am'olona. Tsy dia mahatanty sangy. ;-)... suite
répondu par rakizit le 19/12/2006 13:26
sitlo ( 10/12/2006 15:08)
ventsom-hahatsiarovana
Manina ny tanin-drazako aho izany. Mahantra ny taniko fantatro izany Kanefa ny taniko taniko ihany Tsy haiko atakalo tsy asandako harena Fa ahy ny taniko ilay Nosy mena (l)... suite
répondu par Bakobako2 le 20/12/2006 19:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0359